Welcome to Scribd, the world's digital library. Read, publish, and share books and documents. See more
Download
Standard view
Full view
of .
Look up keyword
Like this
1Activity
0 of .
Results for:
No results containing your search query
P. 1
Bokikely momba ny fanabeazana ho olompirenena vanona sy ny zon'olombelona - Izany ka olom-pirenena vanona (MEN,OEMC, FNUD, UNDP - 2011)

Ratings: (0)|Views: 147 |Likes:
Published by HayZara Madagascar
Araka izany, ny tanjona lehiben’ity boky kely ity dia ny hanome fahaizana ilain’ny olompirenena mba hihevitra ny tenany ho tompon’andraikitra amin’ny tenany izy, manana adidy amin’ny hafa, amin’ny fiaraha-monina, amin’ny Fanjakana, amin’ny Tanindrazany ary amin’ny tontolo iainany.

Tena takina, araka izany, ny fandraisan’ny olompirenena andraikitra mba hisian’ny fampandrosoana marina ny Tanindrazana sy mba hanjakan’ny tena demokrasia izay miantoka ny filaminana sy ny fahamarinana ao anatin’ny fiaraha-monina.

Natao ity boky ity mba:
- hahafantaran’ny olompirenena bebe kokoa ny zo sy ny andraikiny eo amin’ny tenany, eo amin’ny ankohonany, eo amin’ny fiarahamonina, ny faritra onenany ary ny Fireneny ;
- hahazoany fahalalana bebe kokoa momba ny tanindrazany ary hahafantarany izay miseho any ivelan’ny Fireneny
******************************
MEN,OEMC, FNUD, UNDP - 2011

More info:

Published by: HayZara Madagascar on Apr 28, 2011
Copyright:Attribution Non-commercial

Availability:

Read on Scribd mobile: iPhone, iPad and Android.
download as PDF, TXT or read online from Scribd
See more
See less

04/28/2011

pdf

text

original

IZANY KAOLOMPIRENENAVANONA
Madagasikara
Rakitra Soa Iombonana
MINISTERAN’NY FANABEAZAM-PIRENENA
FOIBEN’NY FANABEAZAM-BAHOAKA HO OLOMPIRENENA
 
You're Reading a Free Preview

Download
/*********** DO NOT ALTER ANYTHING BELOW THIS LINE ! ************/ var s_code=s.t();if(s_code)document.write(s_code)//-->