Welcome to Scribd, the world's digital library. Read, publish, and share books and documents. See more
Download
Standard view
Full view
of .
Look up keyword
Like this
3Activity
0 of .
Results for:
No results containing your search query
P. 1
Tahirin-kevitra ho fanabeazana ho olompirenena vanona (MEN/2011)

Tahirin-kevitra ho fanabeazana ho olompirenena vanona (MEN/2011)

Ratings: (0)|Views: 468 |Likes:
Published by HayZara Madagascar
Anisan'ny zava-manahirana itarainan'ny mpampianatra Fanabeazana ho Olompirenena Vanona ny tsy fahitana tahirim-pahalalana ahafahana manatanteraka ny fanomanan-desona, indrindra ho an'ireo mpanabe miasa any amin'ny toerana lavitra ny tanàn-dehibe.

Toraka izany koa dia velon-taraina ny mpianatra fa tsy ampy boky amakian-teny na anovozam-pahalalana momba io taranja io.

Ao anatin'izao fanavaozana ny Fandaharam-Pibeazana Fanabeazana ho Olompirenena Vanona ho an'ny Kôlejy ary fampidirana azy anay amin'ny Lisea izao dia noraisin'ny Ministera ho andraikitra ny tsy maintsy anentsemana izany banga izany.

Koa miaraka amin'ny Boky Fandaharam-Pibeazana ahitana ny tsanganana sy ny votoatin'ny sehom-pibeazana, ny Boky Fibeazana ho an'ny mpianatra ary ny Boky Taridalana ho an'ny mpampianatra, dia indro àry ny Boky Tahirin-kevitra ahitana lahatsoratra marobe mifandraika amin'ny fandaharam-pibeazana.
****************************
MEN - 2011

More info:

Published by: HayZara Madagascar on Apr 29, 2011
Copyright:Attribution Non-commercial

Availability:

Read on Scribd mobile: iPhone, iPad and Android.
download as PDF, TXT or read online from Scribd
See more
See less

11/04/2012

pdf

text

original

REPOBLIKAN'I MADAGASIKARA
Fitiavana-Tanindrazana-Fandrosoana
MINISTERAN’NY FANABEAZAM-PIRENENA
FANABEAZANA HO OLOMPIRENENA VANONA
TAHIRIN-KEVITRA
 
FANDOAVAN-KETRA
 

 
REPOBLIKAN'I MADAGASIKARA
Fitiavana-Tanindrazana-Fandrosoana
MINISTERAN’NY FANABEAZAM-PIRENENA
FANABEAZANA HO OLOMPIRENENA VANONA
TAHIRIN- KEVITRA

Activity (3)

You've already reviewed this. Edit your review.
1 thousand reads
1 hundred reads
joserand liked this

You're Reading a Free Preview

Download
scribd
/*********** DO NOT ALTER ANYTHING BELOW THIS LINE ! ************/ var s_code=s.t();if(s_code)document.write(s_code)//-->