You are on page 1of 1

Antananarivo le 22 juillet 2018

Randriamampihavana
Noelson CIN 203 091 004 117
LOT IAF 35 ANTANETIBE

Hoany Andriamatoa BENI-TANANA COMMUNE AMBOHIDRAPETO


Ampandalovina Chef FKT Antanetibe

TOMPOKO

Voninahitra ho ahy izay voalaza anarana eo ambony no manao izao fanohanana


izao sy fanajanonana ACTE DE VENTE. Misy tany vidiko sy madama
RASOANDRASANA JULLIET izay anabaviko,tany mirefy 1Ha 80Ca
tanimbary izay novidina tamin’ny,Velonoro sy Raimbita sy Raniry sy teradr-
Amavo ary Raiba eo kaominina Hiadilalana fototaniny Ambohimanana ka tady
hamidiny Doda izay zandriko ihany nefa tsy azy ny tany fa izahay mianad-ahy
no tompony dia Noelson sy madam Julliet,aty aminay daholo ny ACTE DE
VENTE REHETRA,marihiko fa vary maty daholo ireo tany voatanisa ireo ka
noho izany dia tsy ekeko mihintsy ny ivarotan’I Doda ny tany aman’olona ary
vola very izay mividy azy na iza na iza,tsy manan-kery izay vente ataony any fa
mbola misoratra aminay miana-dahy ny tany rehetra izay mirefy 1Ha 80Ca ao
Andohaziva.

Raiso tompoko ny haja atolotra anareo andriamatoa Beni-tanana atolotro anao.

Ny mpanao fanohanana: Noelson, Julliet

SONIA

You might also like