You are on page 1of 1

Eto am-pitandrano (Mahasina Lalatsangy)

Eto ampitandrano eto aho No mibanjina mangina ao an-tsaina Ao am-poko lalina ao mahatsiaro anao ry tiana O ry tiana, malahelo anao lalaina Ao am-poko lalina ao tsy mety maty Tsy mety maty na oviana na oviana Nefa mila tsy hahatanty tsy hahatanty Ny nofinofy anao ry tiana

Eto ampitandrano eto aho No mibanjina mangina ao an-tsaina Ao am-poko lalina ao mahatsiaro anao ry tiana O ry tiana, malahelo anao lalaina

Zany endrikao ry tiana Soa raitra mahasondriana, tiako loatra Eny tiako tsotra izao fa tsy lefy Tsara voatra eny, tena tiako, tiako loatra

Ao am-poko lalina ao tsy mety maty Tsy mety maty na oviana na oviana Nefa mila tsy hahatanty tsy hahatanty Ny nofinofy anao ry tiana

Zany endrikao ry tiana Soa raitra mahasondriana, tiako loatra Eny tiako tsotra izao fa tsy lefy Tsara voatra eny, tena tiako, tiako loatra

You might also like

  • 67 Ha
    67 Ha
    Document1 page
    67 Ha
    Tantely Ramaromiantso
    No ratings yet
  • Noely
    Noely
    Document1 page
    Noely
    Tantely Ramaromiantso
    No ratings yet
  • Nafoiko Noho Ianao
    Nafoiko Noho Ianao
    Document1 page
    Nafoiko Noho Ianao
    Tantely Ramaromiantso
    No ratings yet
  • Ny Endrikao
    Ny Endrikao
    Document1 page
    Ny Endrikao
    Tantely Ramaromiantso
    No ratings yet
  • Fort
    Fort
    Document2 pages
    Fort
    Tantely Ramaromiantso
    No ratings yet
  • Torohevitra Momba Ny Fahasalamana
    Torohevitra Momba Ny Fahasalamana
    Document1 page
    Torohevitra Momba Ny Fahasalamana
    Tantely Ramaromiantso
    No ratings yet
  • Techniques
    Techniques
    Document1 page
    Techniques
    Tantely Ramaromiantso
    No ratings yet
  • Tribonaly
    Tribonaly
    Document3 pages
    Tribonaly
    Tantely Ramaromiantso
    No ratings yet
  • Raha Tonga Ny Fety
    Raha Tonga Ny Fety
    Document1 page
    Raha Tonga Ny Fety
    Tantely Ramaromiantso
    No ratings yet
  • Madagasikara Iray
    Madagasikara Iray
    Document1 page
    Madagasikara Iray
    Tantely Ramaromiantso
    No ratings yet
  • Vavaka Ho An'i Neny
    Vavaka Ho An'i Neny
    Document1 page
    Vavaka Ho An'i Neny
    Tantely Ramaromiantso
    No ratings yet
  • Lalam Piainana
    Lalam Piainana
    Document1 page
    Lalam Piainana
    Tantely Ramaromiantso
    No ratings yet
  • Vavaka Ho An'i Neny
    Vavaka Ho An'i Neny
    Document1 page
    Vavaka Ho An'i Neny
    Tantely Ramaromiantso
    No ratings yet
  • Isaky Ny Vao Maraina
    Isaky Ny Vao Maraina
    Document1 page
    Isaky Ny Vao Maraina
    Tantely Ramaromiantso
    No ratings yet
  • Siokan
    Siokan
    Document1 page
    Siokan
    Tantely Ramaromiantso
    No ratings yet
  • Lalam Piainana
    Lalam Piainana
    Document1 page
    Lalam Piainana
    Tantely Ramaromiantso
    No ratings yet
  • Nitady Anao Aho
    Nitady Anao Aho
    Document1 page
    Nitady Anao Aho
    Tantely Ramaromiantso
    No ratings yet
  • Handao Anao
    Handao Anao
    Document1 page
    Handao Anao
    Tantely Ramaromiantso
    No ratings yet
  • Hisy Hatsiarovanao Ny Anarako
    Hisy Hatsiarovanao Ny Anarako
    Document1 page
    Hisy Hatsiarovanao Ny Anarako
    Tantely Ramaromiantso
    No ratings yet
  • Tribonaly
    Tribonaly
    Document3 pages
    Tribonaly
    Tantely Ramaromiantso
    No ratings yet
  • Tadidinao Ve
    Tadidinao Ve
    Document1 page
    Tadidinao Ve
    Tantely Ramaromiantso
    No ratings yet
  • Nahoana Ianao No Tomany
    Nahoana Ianao No Tomany
    Document1 page
    Nahoana Ianao No Tomany
    Tantely Ramaromiantso
    No ratings yet
  • Volan'Ny Kamboty
    Volan'Ny Kamboty
    Document1 page
    Volan'Ny Kamboty
    Tantely Ramaromiantso
    No ratings yet
  • Lanitr'i Gasikara
    Lanitr'i Gasikara
    Document1 page
    Lanitr'i Gasikara
    Tantely Ramaromiantso
    No ratings yet
  • Siokan
    Siokan
    Document1 page
    Siokan
    Tantely Ramaromiantso
    No ratings yet
  • Mihazoazo
    Mihazoazo
    Document1 page
    Mihazoazo
    Tantely Ramaromiantso
    No ratings yet
  • Ny Hirako
    Ny Hirako
    Document1 page
    Ny Hirako
    Tantely Ramaromiantso
    No ratings yet
  • Bao
    Bao
    Document1 page
    Bao
    Tantely Ramaromiantso
    No ratings yet
  • Gaga Anao Aho Raolombelona
    Gaga Anao Aho Raolombelona
    Document1 page
    Gaga Anao Aho Raolombelona
    Tantely Ramaromiantso
    No ratings yet