You are on page 1of 1

3F

Intro
1
[FA dise]Ny Finoako Anao Tompo ! no mampijoro ahy
Mba Tsy ho voahozongozona aminiro !mireo"#akam$panahy
Finoako Anao Tompo % #inoako Anao
Finoako Anao no mampijoro ahy
&
'aha mi#oha maraina aho mivavaka Aminao
(ametraka ny #iainako am$pe)atananao
*a havaoziko indray ny #iainako am$panahy
(+a hahaizanao miantra #oana ahy
Fanantenana indray ny hiaraka Aminao
Fanantenako ny honenanao
Tsy izaho intsony no ve)ona
Fa *risty ve)ona ato anatiko
Piano
3
Fa #itiavana tokoa no am+ony idrindra ao
I, #itiavana io Tompo no mampande#itra ahy
*a mampitony ny ham+om$poko
Fitiavana Tompo no am+ony indrindra ao
Fanatenana indray ny hiaraka aminao
Fanantenako ny honenanao
Tsy izaho intsony no ve)ona
Fa *risty ve)ona ato anatiko
4
Faniriko re ry 'ay
Ny hia)oka aminao sy ho #anaka #itondranao
-o #itondrana ny Anaranao #anantenako izany!
[.A] Fanantenana indray ny hiaraka aminao
Fanantenako ny honenanao
Tsy izaho intsony no ve)ona
#a *risty ve)ona ato anatiko
Fanatenana indray ny hiaraka aminao !Fanatenana indray ooo"
Fanantenako ny honenanao !ny honenanao"
Tsy izaho intsony no ve)ona
#a *risty ve)ona ato anatiko
Tsy izaho intsony no ve)ona
#a *risty ve)ona ato anatiko
Fanantenako izany!

You might also like