You are on page 1of 1

Vetsonny fitia

Any zay malalako zay!!!


Indrisy fa any lavitra any, tsy eto anilako
Ny saiko no lasa, lasa fa te hifandray
Ny tononkaloko mivka, maniry ho tononkirako

Adala tokoa mantsy hono refa tia


Saingy, tsy maninona fa ekeko
Satria tsy hay kendaina manko izy ity
Ka indro, ny foko atolotro sy omeko.

Ho fehiny fa tsy ho farany.


Satria mbola ho lava ny tantara, mbola ho be ny hatao
Horaketiko ato am-poko ny anarany
Ary holazaiko tsy mihamba ilay teny mamy hoe Tiako ianao

Lovhery
Aty aminny misy azy

You might also like