You are on page 1of 1

Hira faneva

Fiahiana ara-tsosialy hifanekena


No asan'ny tahirim-pirenena
Toro-llana sy fanomezan-tnana
Tohano fa hiaraha-manana

Refrain:
Io no hitsinjo
Ny hoavin'ny taranaka any aoriana
Miatrika ny ho avy am-pitokiana
Raiso koa ho seham-pihariana
Io no hitsinjo
Izay mandalo sedra sesehena
Niaram-boina mila famonjena
Miahy ny tahirim-pirenena

Ny antsika koa anie tsy mialon-jafy


Fa miahy ny mpiasa malagasy
Ka izay mahakasika fianakaviana
Tolorany ny fanampiana

Refrain:
Io no hitsinjo
Ny hoavin'ny taranaka any aoriana
Miatrika ny ho avy am-pitokiana
Raiso koa ho seham-pihariana
Io no hitsinjo
Izay mandalo sedra sesehena
Niaram-boina mila famonjena
Miahy ny tahirim-pirenena

You might also like