You are on page 1of 1

BABONAO NY FO BABONAO NY FO

Fiv : Babonao ny fo amam-panahiko, ry Tompo o ! Fiv : Babonao ny fo amam-panahiko, ry Tompo o !

Ny saiko migaga ny asanao ! Ny saiko migaga ny asanao !
Sitrako sy teliko Sitrako sy teliko
Ny safidy nomenao ahy, Jesoa ô Ny safidy nomenao ahy, Jesoa ô
Dia fiainana fitiavan-tsy ho lo ! Dia fiainana fitiavan-tsy ho lo !

1. Fony mbola mpanota aho ry Tompo ô 4. Fony mbola mpanota aho ry Tompo ô
Tsy nahalala Anao akory Tsy nahalala Anao akory
Kanjo tampoka voazava Kanjo tampoka voazava
Ny tsela-pahazavanao. Ny tsela-pahazavanao.

2. Toy ny fanilo manazava 5. Toy ny fanilo manazava

Ny fahasoavanao nitosaka Ny fahasoavanao nitosaka
Ny mangidy niova mamy Ny mangidy niova mamy
Nolalaiko satria lova soa Nolalaiko satria lova soa

3. Endrey ! ity haben’ny indrafonao, ry Tompo 6. Endrey ! ity haben’ny indrafonao, ry Tompo
Fa naneho zava-mahagaga Ianao, Fa naneho zava-mahagaga Ianao,
Ka hidera hisaotra Anao nahary Ka hidera hisaotra Anao nahary
Noho ny hasoa sy ny harevaky ny voaary Noho ny hasoa sy ny harevaky ny voaary

You might also like