You are on page 1of 2

FANKALAZANA ny Mariazy

Asabotsy faha-25 Janoary 2020

PAROASY FO MASIN’I JESOA


TOAMASINA
HIRA FIDIRANA : Tianao ho nandalo fitsapana ny dianay Andriamanitra Ray mahefa ny zavatra rehetra
Torotoro ary valalanina izahay e. (indroa)
Lahy : Musique Hymne de joie Ry Jesoa Kristy Tompo Zanaka
Vavy : Ataovy manakoako ny hoby KD 502 4 – Navelanao ny ratsy hamoritra any e,
Ho toy ny biby folahina hoenti-manompo Mihoby ny hasinao izahay
Ataovy manakoako ny hoby Ampandalovina anaty afo ny lalanay e, Itsaohanay fa be voninahitra.
Derao Andriamanitra, ry tany tontolo Ao ny rano mangeniheny no nidiranay!
Ihirao voninahitry ny anarany Fa navoakanao izahay norosoanao sakafo (indroa) Voninahitra anie ho an'ny Ray nahary,
Tolory fanompoana, fiderana azy ny Tompo (indroa) Ry Tompo mpanjakan'ny lañitry.
Lazao izy mihira hoe : 5 – Mahatalanjona, ry Andriamanitra, ny lahatrao Ianao Andriamanitra Ray mahefa,
Lehibe, mahatahotra ny asa vitanao, Ny famonjena ny olona no sitrakao Rainay mahefa zaka jiaby.
Andriamanitra! Ny zanakao no nisolo voina mba ho zanak’ondry
Lazao izy mihira hoe : Ary ny Rany sy ny Fanahy no mpamelona aina! Voninahitra anie ho an'i Jesoa Tompo,
Reo fahavalonao miaiky Ankalazaina ny asanao, ô ry Ray (indroa) Ry Jesoa Zanaka Lahy tokana,
Ny herinao miezinezina! Ianao dia Tompo Zañahary,
FIFONANA : Ianao ilay nirahina DP 07 Ianao Zanak'ondrin'Andriamanitra.
Lazao izy hihira hoe:
Ny tany tontolo miankohoka anoloanao! VONINAHITRA :
Ry Zanak'ondry, Zanaky ny Ray,
Lazao izy mihira hoe: Voninahitra anie ho an’Andriamanitra any Ianao no manala ny fahotana,
Mihira ho anao izao tontolo izao! amin’ny Avo indrindra, Hasina P:04 Ny fahotan'izao tontolo izao
Mihira miantsa ny anaranao (indroa) Ka mba mamindra fo aminay.
Voninahitra anie ho an'Andriamanitra e!
1- Avia ianareo mba higaga ny asan’ny Tompo, Any amin’ny Avo indrindra
Mampihoron-koditra ny olombelona ny vitany! Ary fiadanana anie ho an’ny olona ety Ianao no manala ny fahotana
Izy nanova ny ranomasina ho tany maina, ambonin’ny Tany, Ka mba raiso ny fifonanay;
Afa-niampita ny onibe ‘reto tongotray! fa nanehoany ny hatsaram-pony e ia ! Mipetraka an-kavanan'Izy Ray
Teo izahay no nanao lanonana ho azy. (indroa) Midera anao izahay e! Voninahitra anie ho Ka mba mamindra fo aminay.
2 – Mahery izy moa, tsisy fetra ny fahamboniany, Anao e e! (in-2)
Ianao irery no masiñy sy Tompo,
Hanara-maso ny firenena rehetra. Ianao irery no avo indrindra,
Ka aoka tsy hidingin-drambo ireo mpikomy, Mankalaza anao izahay e!
Mitsaoka anao izahay e! Miaraka amy Fanahy Masina Mpankahery
Ankalazao ny Tompo, ô ry vahoaka! Ao amy voninahitry ny Ray.
Aoka hanakoako ny antsa ho Azy (indroa) Mihoby ny hasinao izahay e!
Misaotra anao izahay e!
3 – 'Lay Andriamanitra mpamelona aina anay, Nohon’ny haben’ny voninahitrao e e! (in-2)
Tsy mba mamela ny tongotray ho solafaka,
Fa nosedrainao izahay toy ny volafotsy, ry Tompo ô Ry Tompo Andriamanitra,
Mpanjakan’ny lanitra

You might also like