You are on page 1of 3

lioka 4.

1-13
mankatoa ny fitarihin'ny fanahy masina dia:
mitoetra amin'Atra ka:
- tsy maintsy andalo fisedrana
- ary tokony hiaina amin'ny fitiavana

mandresy noho ny finoana

intro:
ny lioka 4.1-13 no andraisantsika ny hafatra ho ami'ny ity alahady ity.
"ankatoavy ny fitarihan'ny fanahy masina" izay no lohahevitra tsika FJKM amin'ny
ty volana ity
Jesoa Kristy moa dia sady Andriamanitra izy no olona toa antsika ihany koa
ka ami'ny izay maha olona azy izay indrindra no nahatonga azy ho isan'ny nandray
ny fanahy masina tahakantsika rehefa natao batisa izy.
ka ny fanahy masina azony io mihintsy no nitondra azy honina ao an taniefitra.mba
hitolona aman'mbavaka alohany hamitany ny iraka izay nampanaovin'ny ray azy dia tsy
iniona izany fa ny itory ny teny soa mahafaly sy ny ho faty ho antsika ho tonga
fanavotana ho an'zao tontolo zao.mira fitiavana zany ka nahatonga azy tsy nivadika
nanoloana ny fitsapan'ny devoly azy,
ka noho izany ny olona nomena ny fanahi masin'andriamanitra dia

-mitoetra ao amin'adriamanitra
otrany ahoana moa izany olona mitoetra ao amin'Andriamanitra izany
1)olona izay mandalo fitsapana ka sahy manehoa ny maha tafaray azy tanteraka
amin'Andriamanitra,
niaina izany fitsapana sy fisedrana jesoa eto, satria tany an efitra izy .
zani tany efitra anehoana izany dia tany karakaina tany tsy ahitana na inona na
inona raha bangoina dia hoe tsy fisiampiainana.
nizaha toetr an i jesoa satana eto tami'ny alalan'ny filan nofo dia tsy inona
fany sakafo(satria nona izy),voninahitra,ary fiarovana
misy antony ny mahatonga ny devoly anao izany fitsapana izany eto satri tiany
kitikitina ny maha zanak'andriamanitra azy,ka ho zanaka mankato tenin'dray ve sa
tsia izy?
sahy niatrika izany fitsapana zni jesoa teto noho ny nanekeny nitarihani fanahy
masina .
isika kristiana ra zanak'andriamanitra marina dia tsy maintsy mandalo fisedrana
oatra amzany ny zavtra iainatsika amzao dia tsy inona fa ny "corona virus", izay
misy fiatraikany bebd eo amtsika am lafiny ara bola , fahathorana,ary ny finona,
tadidio anefa fa avelan'andriamanitra iseho amtsika zni fisedrana zni , jereo nge
ny nahazo an'i joba e.
tena mafy ny nahazo kanefa naneho mandrakariva ny mahatafaray azy
amin'andriamanitra izy.
tahak zay koa isika misy ny olana isankarazana itsapan andriamanitra antsika ka
mila sahy manohitra isika ka hankatoa ny fitarihan'ny fanahy masina ka hasahy
hijoro hatran.
ndao ho vakinareo nge ny (1petera 4-12) ho fanamarihana izany e!
ry havana mandalo fisedrana izaho sy ianao raha ny zava misy no jerena kanefa
tokony isaotra an andriamanitra isika,
avelany iseho izao rehetra zao mba ahatonga antsika hila an andriamanitra. ka io
ny teniny ndao atao ampinga hiatrehana anzani

ny teboka faharoa dia ny hoe ny olona mitoetra ao am andriamanitra dia miaina


amin'ny fitiavana
ndao verenana vakiana nge ny 1jaona4-12b,

io mo manambara amin'tsika fa andriamanitra izay ivavahantsika io dia fitiavana,


fitiavana izy satria ny fitiavana dia endrika isehoan'ny vokatriny fanahy raha
araka ny (galatiana 5,22-23)
tiantsika andriamanitra ka zay no nahatonga azy andefa ny zanany mba ho faty ho
fanavotana antsika(1jaona4,9)
aoka isika mianakavy ifankatia,satri zay no andraikitra napetrak
andriamanitraamitsika,aoka tsika ho tia ny hafa sy vonona hanampy izay mangataka
fanampiana amtsika
izay no namporisihany jaona eto
tsy hoe akory ho tia ny hafa sy hanampy ny hafa amin zay mba hazahoana tombotsoa
na ho mba fiatsarambelatsihy ftsny am manodidina amin'ny maha kristiana ivelany
fotsiny fa
fitavana misy finiavana sy fahatsapatena tanteraka
toetra an andriamanitra io fitiavana io ka tokony anana anio ihany koa isika
raha mahatsapa fa tianao andriamanitr raha tsapanao fa namela ny elokao izy,,
honina amintsika mandrakariva andriamanitra ary tanteraka eto amintsika ny
fitiavany raha mifankatia isika,

hitantsika teo ary hoe tahaka ny ahoana znay mitoetra ao amin'andriamanitra


izany
zao ndray isika dia hijer ny hoe ,ny olona nomena ny fanahin'andriamanaitra dia
olona izay mahavita mampiala maina ny devoly

2)mahavita mapiala mainany devoly


hitatsika taratra eto amin'ty lioka ity fa tena fetsy ny devoly
araka ny volaza tam tapanay voloany teo hoe : ny mahazanak andriamanitr any
jesoa no nokitiitihany.
otran hoe tiny devoly ho fantatra zany hoe: manolona ny toejavatra misy @maha
olona anao aty anefitra ve dia m mino ny maha zanak andriamnaitra anao toko ianao?
sa hovoafitaka aminy fitsapana izay ataoako?

ny devoly dia fahavalo izay efa resy tam ady nataon'ny mikaela sy ny anjeliny tany
andanitra.
ny pamitaka sy ny panao ratsy no namany fa izy tsy mahajanona ao am olomarina znui
raha araka ny (apokalypsy12,7-8)
fantatran devoly tsar ny hoe jesoa dia zanak 'andriamanitra ' ka zay eto no
mahatong azy miteny fona eto amin'ny (and3) hoe:"raha zanak'andriamanitra ianao
dia..."
kanefa nisisk ny amandrika azy am farafahaizany ny devoly ne tena tsy nahomby
daholo ny heviny rehetra, ka ny sisa azony natao dia ny niala fotsiny an i jesoa

ka noho iznay ny olona manana ny fanahy masina dia manana ny tompo,ka rehefa ny
tompo no ao aminy dia tsy misy nizaniza afaka ny iditra ao (lioka11:21)

izany hoe tsy misy ninoninona azony devoly atao mihintsy ho anizay mino an
andriamanitra ka ka feno ny fanahiny,ka hiala maina ny devoly ka andamoaka izay
eritreriny te andavo na anampotika anao rehef manana an i jesoa tokoa ianao
ka meteza ho tena zanakandriamanitra tokoa ianao ka mianara ny tenin andriamanitra
mandrakariva
iaino ny fitarihany fanahy masina dia tsy ho resy ianao manoloana ny fitsapana ny
fankampanahy aminao
mazava tsar ny volaza tam perikopa 2tantara 15.1-7 mandresy ny endri pahorina
rehetra ny olona izay manana an andriamanitra k manaiki hianatra sy akatoa ny tenin
andriamanitra.
ry havana,tsarovy f tsy maintsy hivoka ho pandresy hatrany

You might also like