You are on page 1of 3

FAMARITANA IREO TENY FAMPIASA AMIN'NY OCCULTISMES

_____________________________________

*Spirituels/Spiritualité : Zava-panahy sy izay mikasika izany,zavatra masina indrindra satria misy


fifampikasohana @ Fanahy.

*Yoga : Ny hoe Yoga dia ireo fanao izay heverina fa fanalavirana ny maha nofo aman-dra mba
hiainana araka ny fanahy tanteraka.

*Medidation: Ny meditation dia fanafoanana tanteraka ny eritreritra mba hidiranao ao anaty ka


hahafahanao mihaino ilay "andriamanitra ao anatinao.

*Mentalisme: Fiezahana hamantatra ny ao an-tsain'olona araka ny hakingana izay mifototra @


Fianarana langage corporel.

*Hypnotisme/Hypnose: Manao izay haharendremana ny olona iray @ fandefasana ny magnetisme


ao aminy.

*Esotérisme: Fahalalàna mistery izay vitsy mpanana,mifaka lalina @ fijerena akaiky ny zavatra
rehetra mandra pahaizanao ny tsiambaratelony. Fitsaboana,fampiasana ny natiora.

*Exorcisme: Famoahana fanahy mitoetra ao anatin'olona (biby,toerana) amin'ny alalan'ny


fibaikona azy @ influence Divine.

*Univers: Ny lanitra izay fototry ny énergie mifamezivezy eto an-tany.


Fototry ny Abondance izay iangonan'ny eritreritra.

*Abondance: Fahafenoan'ny Energie hanjary ho fahasoavana.

*Energie: Ny zavatra rehetra izay maka endrika tsy hita maso.


Mizara ho " materiel" sy "Immateriel" ary " Divine" ny energies.

*Esprit: Saina izay ivon'ny eritreritra.


Io no manana pouvoir hanova ny fiainanao.

*Ame: Fanahy pûre avy amin'Ilay Source izay present mandrakariva ao anaty.

*Divine: Ny atao hoe divine dia midika fa manana ny Fomban'Andriamanitra.


Maharitra mandrakizay sady Masina.

*Divinité: Io no etapes farany hijanonan'ny fivoaran'ny âme rehefa miasa ny corps christique.
Io dia midika fa efa tafaray ao @ Ilay Source-ny ny Ame.
Manompo indray ao an-dapa masina Indrindra any an-danitra.

*Plan Astral: Toerana misy ny Anjely sy ny Bokin'ny Fiainana izay akaiky ny Plan Phisique.
Azo tsidihina @ alalan'ny Voyage Astral.

*Voyage Astral: Fandehanana any @ plan astral mandritra ny fotoana voafetra.


Fandaozana ny vatana nofo aman-dra.
Afindra ao anaty Corps astral ny saina mahatsapa (conscience) mandritra ny voyage Astral.

*Corps Astral: Vatana faharoa izay afaka misaraka @ vatana.


Mihindrana ny Saina Mahatsiaro izy mandritra ny voyage ataony.
Mifatotra @ Vatana amin'ny tady volafotsy iray ka tsy mety tavela any.

*Rêve Lucide: Mahatsapa tena fa manonofy ka afaka mibaiko izay tiana atao.

*Vibration: Resultat azo avy @ Positivités izay iainanao ka manjary pouvoir ao anaty miendrika
Fahamasinana.

*Negativités: Toetsaina miiba,maloto,ratsy,manimba ny zava panahy.

*Positivités: Misaina miabo mandrakariva,mijery lafitsaran-javatra.

*Chakras: Dobo fiandronan'ny Energie manaraka ny hazon-damosina.

*Occulte/Occultisme: Vondron'olona tia ny Zava-panahy ka ny farany dia nahalala ny


tsiambaratelo maro ara-panahy.

*Kabbal: Fampianarana ambava Jiosy,miresaka ny tontolon'ny Lanitra sy ny Anjely.

*Heure Mirroir: Minitra sy ora mitovy chiffres (12h12) na mifamadika (21h12) izay mampita hafatra
avy amin'ny Anjely sy/na Arkanjely.

*Rituels: Fombafomba izay atao mba hisintonana énergies,na hibaikona Fanahy.


Ampiasana ny Herin'ny Natiora na Zavatra sasany misy dikany ara-panahy.

*Vœux: Fangatahana izay iriana @ Anjely.

*Soleil Interne: Masoandron'ny Fanahy izay afaka ampirehetina mba hanafoanana ny fetra rehetra
misakana ny fanahy.

*Karma: Valin'ny natao izay mivaly ety an-tany ihany na ratsy na tsara.
*Mantras: Teny averimberina mandritra ny Meditation na Vavaka mandrapahatongany ho
Pouvoir.

*Mundras: Position ataon'ny ratsatanana mandritra ny Vavaka/Meditation.

*Ouiija: Firesahana @ fanahy izay ampiasana Clavier Alphabetique.

*Invocation: Fiantsoana Etre Spirituels hanatrika.

*Evocation: Famoahana ny pouvoir avy ao anaty,izay baikon'ny Herin'ny Saina.

*Réincarnation: Fiverenana indray eto an-tany mba hamita ny iraka nasaina natao.

*Incantation: Teny/fomba/chiffre misy heviny manonkana ara-panahy ka mahatonga hetsika any


@ Tontolo tsy hita maso.

*Mot de Pouvoir: Teny fahiny nampiasaina nanaovana Invocation t@ toe-javatra maro samihafa.

______________________________________

Documents F.M.S
MF: aro safidy (safidy english)

You might also like