I. Information sociodémographique Date d’enquête : ………………………
1. Nom de l’enquêté :……………………… Age :…….. Sexe : 1. M ; 2. F
2. Adresse : ……………………………….. 3. Etat civil : a) Marié b) Célibataire c) Veuf (ve) d) Séparé d) Divorcé 4. est-il chef du ménage ? a) Oui b) Non 5. Nombre de fils : …………... II. Questionnaire sur la production du riz 1. Firy ny velaran-tany volena vary?( ha) 0,5 à 1 1 à 1,5 1,5 à 2 2,5 à 3 3 à 3,5 3,5 à 4
2. Manao ahoana ny voka-bary? Ampy mandritra ny taona ve?
Eny : Tsia : 3. Mitovy foana ve ny voka-bary isan-taona? Eny: Tsia: Mihamihena sa mitombo ? 4. Voly vary ve no loharanom-bola? Eny: Tsia: 5. Ny teknika-pambolem-bary ampiasana? SRI /ketsa ligne: SRA /valo andro na papriz: SRT/saritaka: PLUVIAL/vary antanety: 6. Raha tsy manao teknika moderna, fa maninona no tsy manao, inona ny olana? Fitaovana Vola Traikefa Hafa ,inona? 7. Inona ny mety olana sedraina amin’ny famokaram-bary? Tsy ampy fitaovana Tsy ampy vola Tery ny tany volena Tsy ampy traikefa 8. Makaiza le vary vokarina? Amidy : % hoanina : % 9. Fa manina no mivarotra vary? Fidiram-bola Tsy lany hoanina Amidy hividianana entana andavanandro Hafa,inona? 10. Raha amidy, dia amidy otrinona?.............. Ar 11. Iza no mividy azy? Mpijirika: Entina eny antsena: Amidy eny amin’ny machine: Hafa,iza? 12. Mahafam-po ve ny vidiny? Eny: Tsia: 13. Raha tsy mahafa-po dia inona no efa mba natao nampakarana ny vidiny? 14. Mividy vary ve? Eny: Tsia: 15. Amin’ny fotoana otriny ahoana? Favaratra: Fararano: Mandritry ny taona: 16. Dia otrinona ny vidiny?................. Ar 17. Mahita vary vidina foana ve refa hividy? Eny: Tsia: 18. Ezaho fantarina hoe ny fambolem-bary ihany ve no fidiram-bolan'ny olona ? Eny: Tsia: 19. Raha tsia, inona avy no karazana asa hafa ataony ankoatra ny fambolem-bary? Voly tongolo Tsaramaso Haricot vert Hanikotrana fiompiana Hafa, inona?s 20. Manao ahoana ny fiezahany eo amin'ireo karazana asa samihafa ireo? Iza amin'ireo asa samihafa ireo no tena ifotorany sy iezahany mafy ,Ifotorany eo amin'ny lafiny ara- bola, ara-potoana, hatramin'ny ezaka ataony amin'ireo karazana asa samihafa ireo aza? ny voly vary ve sa inona? Voly vary Tongolo Hariciot vert Fiompiana Hafa