You are on page 1of 2

QUESTIONNAIRES

ENQUETE AUX PRODUCTEURS


I. Information sociodémographique
Date d’enquête : ………………………

1. Nom de l’enquêté :……………………… Age :…….. Sexe : 1. M ; 2. F


2. Adresse : ………………………………..
3. Etat civil : a) Marié b) Célibataire c) Veuf (ve) d) Séparé d) Divorcé
4. est-il chef du ménage ? a) Oui b) Non
5. Nombre de fils : …………...
II. Questionnaire sur la production du riz
1. Firy ny velaran-tany volena vary?( ha)
 0,5 à 1
 1 à 1,5
 1,5 à 2
 2,5 à 3
 3 à 3,5
 3,5 à 4

2. Manao ahoana ny voka-bary? Ampy mandritra ny taona ve?


Eny :
Tsia :
3. Mitovy foana ve ny voka-bary isan-taona?
Eny:
Tsia:
Mihamihena sa mitombo ?
4. Voly vary ve no loharanom-bola?
Eny:
Tsia:
5. Ny teknika-pambolem-bary ampiasana?
SRI /ketsa ligne:
SRA /valo andro na papriz:
SRT/saritaka:
PLUVIAL/vary antanety:
6. Raha tsy manao teknika moderna, fa maninona no tsy manao, inona ny olana?
Fitaovana
Vola
Traikefa
Hafa ,inona?
7. Inona ny mety olana sedraina amin’ny famokaram-bary?
Tsy ampy fitaovana
Tsy ampy vola
Tery ny tany volena
Tsy ampy traikefa
8. Makaiza le vary vokarina?
Amidy : %
hoanina : %
9. Fa manina no mivarotra vary?
Fidiram-bola
Tsy lany hoanina
Amidy hividianana entana andavanandro
Hafa,inona?
10. Raha amidy, dia amidy otrinona?.............. Ar
11. Iza no mividy azy?
Mpijirika:
Entina eny antsena:
Amidy eny amin’ny machine:
Hafa,iza?
12. Mahafam-po ve ny vidiny?
Eny:
Tsia:
13. Raha tsy mahafa-po dia inona no efa mba natao nampakarana ny vidiny?
14. Mividy vary ve?
Eny:
Tsia:
15. Amin’ny fotoana otriny ahoana?
Favaratra:
Fararano:
Mandritry ny taona:
16. Dia otrinona ny vidiny?................. Ar
17. Mahita vary vidina foana ve refa hividy?
Eny:
Tsia:
18. Ezaho fantarina hoe ny fambolem-bary ihany ve no fidiram-bolan'ny olona ?
Eny:
Tsia:
19. Raha tsia, inona avy no karazana asa hafa ataony ankoatra ny fambolem-bary?
Voly tongolo
Tsaramaso
Haricot vert
Hanikotrana
fiompiana
Hafa, inona?s
20. Manao ahoana ny fiezahany eo amin'ireo karazana asa samihafa ireo? Iza amin'ireo
asa samihafa ireo no tena ifotorany sy iezahany mafy ,Ifotorany eo amin'ny lafiny ara-
bola, ara-potoana, hatramin'ny ezaka ataony amin'ireo karazana asa samihafa ireo
aza? ny voly vary ve sa inona?
Voly vary
Tongolo
Hariciot vert
Fiompiana
Hafa

You might also like