You are on page 1of 5

Optimisé à l'instant Afficher

http://www.macp.gov.mg/blog/kabary-fanambadiana-4/ l'original

Menu

Cirque rouge

Isalo

Divers/ Kabary am-panambadiana (tohiny 2)

20/01/2014   Divers   No comments


HASINA-ARAHABA-FIRARIAN-TSOA
Na izany aza anefa tsy avy hatrany dia hivatravatra sao folaka an-datony fa ny kibo hananan-kavana , ny loha
hananan-tompo ary ny aina an’Andriamanitra. Atolontsika azy ny saotra sy ny dera , far aha tsy ny sitrapony tsy
tanteraka izao fotoana izao.

Hoy mantsy ny tenin’ny mpanao Salamo manao hoe: “Raha tsy Jehovah no manao ny trano dia miasa foana ny
mpanao azy, ary raha tsy Jehovah no miambina ny tanàna dia miari- tory foana ny mpiambina”. Koa aleo
Jehovah hanao ny trano, fa isika hatsaka sy hitaona rano, aleo Jehovah hanao ny vohitra, fa isika hanaiky fa tsy
mba hanohitra.

Fa amintsika olombelona kosa dia ao ireo mpitondra ny tany sy ny firenena izay tsy avahana tahaka ny ketsa na
soritana tahaka ny volo fa atao indray milaza. Ao ny filoham-pirenena sy ireo mpiara-miasa aminy: izy ireny no
vovonana, ipetrahan’ny lohany Varivary fandrian’ny tafony. Hikatsaka izay hahasoa sy hiadanan’ny
Ambanilanitra anie izy ireo, tsy ho takatry ny tanam-panimba, tsy tratran’ny afo mpandevona, tsy sendra ny
antsy mpijinja, fa hikapa ahita ny tonony ary handidy ahita ny vaniny hiadanan’ny ambanilanitra.

Ao koa ny foloalindahy izay lakato aron’ny vozona apinga aron’ny tratra, lefona aron’ny vady aman-janaka. Tsy
hiray tsikombakomba amin'ny mpanao ratsy anie fa mba hampandry fahalemana ny tany sy ny firenena.

Ao ihany koa ny vodiahitra arivo, valalabemandry izay angady lava lela mpanamainty molaly ny tany. Ho
soavin’Andriamanitra anie ka ho ela velona sy hifanasoa.

Ho antsika manatrika etoana, dia manolotra ny arahaba voafantina sy ny akory voadinika.

KABARY AN-TANANA VATSIN-KEVITRA RAJAOMARIA Andry Tiana

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Commentaire
Nom *

Adresse de messagerie *

Site web

Laisser un commentaire
FÉVRIER 2019

D L M M J V S
« Jan    
  1 2
3 4 5 6 7 8 9
10 11 12 13 14 15 16
17 18 19 20 21 22 23
24 25 26 27 28  

Search Search

Lahatenin-DRtoa Ministre momba ny andro manerantany ho an’ny Fandeferana, 16 novembre 2018

Kabarin-dRatoa Ministre JOHASY Eléonore nandritra ny lanonam-panokafana ny 15ème édition du


Salon International de l’Artisanat de Ouagadougou (SIAO) 2018 tany Burkina Faso

Ako

Tatitra momba ireo hetsika ara-Kolotraly

Vaovao
Zoma fahiny

Taranja Zavakanto

Ireo karazan-javakanto

Tahirin-tsary

Adresse

Bibliothèque Nationale Ampefiloha, Antananarivo, MADAGASCAR

Tél: 261(0)340588558, Mail: dsi.mcpasp@gmail.com


Tranonkala
© 2019 Tranonkalan'ny Ministeran'ny Kolontsaina sy ny Asatanana

Serasera mailaka Pejy Facebook


Tranonkala teny Frantsay Tranonkala teny Anglisy

Tonga soa Andraikitra


Organigrama Tsiahy
vaovao Vaovao
Tsara ho fantatra Hafatra ho an’ny andro maneran-tany ho a…
FISOKAJIANA NY SAMPAN’ASA EO AMIN’… Ireo didy aman-dalàna
Kolontsaina, fototry ny fampandrosoana Vary
Fitafy Malagasy Randrana
Sakalava » Ny Fiavian’ ny Sakalava Boeny
Faribolana Sandratra Fanambadiana Tsimihety
Ny Fora Tsangambato sy sary an-dolo (Fasana)
Antandroy Tantaran-drazana sy fomba amam-panao …
Fomba ANTAKAY (Bezanozano) ZAFISORO
Lisitry ny vakoka voa-janahary Foko eto Madagasikara
Rova Andafiavaratra Betafo
Zafimaniry Mahafaly
« Cirque Rouge » Fandrefesana Malagasy
Ny Famantaran’ andron’ ny Malagasy Rezionaly
Nasionaly Tsingin’ny Bemaraha
Rovan’Ambohimanga Tranombokim-pirenena »
Relance de la Bibliothèconomie à Fianaran… Fifaninanana
Rovan’Antananarivo Rovan’Ilafy
Manda mahavelona Foulpointe Grotte belobaka Mahajanga
Cirque rouge Mahajanga Complexe d’antanamarina Anjohibe Mahaj…

Alberto RANAIVODIMBY S'abonner


Lahatenin-dRtoa Ministre Johasy Eléonore… Cliquez ici pour consulter notre FAQ sur le…
https://youtu.be/o4DcuUKiWLY
Alberto RANAIVODIMBY S'abonner
MVI 0905 x264 Cliquez ici pour consulter notre FAQ sur le…
https://youtu.be/m2p7HCpgugM

You might also like