You are on page 1of 1

FITSIPIKA SY FIFAMPIFEHEZANA

1-Fanajana ny ora fidirana  :


-Fidirana ny vavahady amin’ny 6 orasy 45mm fara-fahatarany

-Fandraisana ny asa amin’ny 7 ora

-Ekena ny fahatarana 5 mm fa raha mihoatra ny in-droa dia mahazo fampitandremana.

-Mahazo fampitandremana in-telo mifanesy dia miafara amin’ny fampiatohana amin’ny asa.

-Raha misy antony mety hiteraka fahatarana dia milaza mialoha, akoatra ny zavatra tsy
ampoizina eny an-dalana (oh: Panne na Accident).

2-Tsy fahatongavana miasa :


-Ny tsy fahatongavana mandritra ny herinandro tsy misy fampilazana mialoha dia midika ho
fanalana-tena.

3-Momba ny asa  :
*BETON :

-Tsy maintsy vitaina na dia efa ao anatin’ny ora firavana aza,ary tsy misy mahazo misakafo na
mandeha mody alohan’ny hahavitana ny asa, ho raisina ny ora mihoatra araka izay fitrangany
,ka ifanamboarana amin’ny fotoana mahampety azy .

-Tsy misy mpiasa mahazo manatitra fitaovana any amin’ny magasin raha tsy tapitra ny ora,ny
fanenoan’ny kiririoka no mamarana ny asa.

-Rahefa tafiditra ao amin’ny magasin ny fitaovana rehetra vao afaka misy misasa.

-Mila manaraka izay lazain’ny maçon nymanœuvres mandritra ny fanatanterahana ny asa

-Maçons iray sy manœuvre iray.

-Ny manœuvre efa nomena andraikitra hafa tsyazon’ny maçons alaina raha tsy mahazo
alalana.

-Afaka mametraka fitarainana ny mpiasa tsirairay momba ny toetra tsy zakany na amin’ny asa
na ny fiaraha-monina ato amin’ny chantier.

-Natao ity mba fifampifehezana sy fifanajana eto amin’ny chantier.

NB : Fivoriana isaky ny sabotsy voalohany sy fahatelo ny volana.

You might also like