You are on page 1of 4

Fisy

FITEHIRIZANA VOAMAINA AMIN’NY


Teknika SILO VY NA BARIKA PLASTIKA

Loaka fidirana
Sarona na rakotra

silo
Silo vy plastika

Talatalana Talatalana
Loaka fivoahana Loaka fivoahana
voantsetsina voantsetsina
Tsy mahomby ny fitahirizana ny voa-
maina raha tsy misy fepetra raisina ;
inona ary no tokony hatao ?
Tombotsoa : Lafy ratsiny :
✓✓ fitehirizana mihiboka, mafy (tsy XX mila vola be
Ny “silo” (vy na plastika) dia rafitra azon’ny bibikely, biby mpikiky, na XX tsy fahampian’ny mpanefy nahazo
tsotra afahana mitahiry ny voka- vorona) fiofanana
tra mandritra ny fotoana maharitra ✓✓ azo itehirizana mandritra fotoana XX tsy fisian’ny akora na fitaovana
satria mametraka azy ireo amin’ny maharitra (mihoatran’ny 12 volana) XX fiverenan’ny hamandoana raha toa
toerana voaro amin’ireo fahavalo ary afaka akana tsy kelikely arakara- ka mipetraka mivantana eo ambony
samy hafa. kin’ny filana an-tokantrano tany na amin’ny toerana mando lay
✓✓ faharetany: maharitra 20 taona raha barika (barika vy)
Izany dia ahafahana miaro amin’ny
tsy fahasimban’ny masomboly (voa- tsara karakara ny barika vita amin’ny
tahiry ny taham-pitsimohana) sy ny vy
voa atokana ho amin’ny sakafo.
FANARAHA-MASO, FIKOJAKOJANA SY FAMETRAHANA NY SILO

Fanaraha-maso
Sedra hoentina mamantatra ny tsy fisian-drivotra ao anaty « silo »
sy fikojakojana
3. Sokafy ny silo ary jereo ao anatiny :

Ora 1

Fanaraha-maso alohan’ny hampiasana azy : jereo tsara


ny “silo” fitehirizam-bokatra sao dia misy harafesina,
tsy mikatona tsara, misy lavaka, na fahasimbana hafa
nadritra ny fitaterana. Sasao amin’ny rano madio sy bo- 1. Areheto ny labozia dia ape- 2. Hidio mandritra ny adiny 1 Raha mijanona velona ny Maty ny labozia: tsara
rosy, ary jereo tsara ny ao anatiny sao misy olana: tsy traho anatin’ny barika ny silo labozia: misy olana lay barika lay silo (tsy misy rivotra
maintsy madio sy maina tsara ny silo alohan’ny ham- (misy rivotra miditra ao anatiny) miditra)
piasana azy.

Fametrahana An-trano
Ambanin’ny fialofana
Ny silo dia apetraka :
Miankina
✓✓ ao amin’ny alokaloka ambanin’ny fialofana, na ao amin’ny
an-trano (tsy ambany masoandro, na azon’ny orana) ; rindrina
✓✓ amin’ny toerana azon-drivotra ;
✓✓ apetraka ambony talatalana miala 30 cm
fidiran-drivotra
ambonin’ny tany.

Silo

Talatalana

Amin’ny tondrika na zoro


FAMENOANA SY FANAFOANANA NY SILO

Famenoana sy fanidina 2. Famenoana:


Fenoy ny silo
Fakana santionany sy fanaraha-maso
avy amin’ny
loaka eo am- Fakana santionany Fanokafana ny loaka
sy fanaraha-maso Kalendrie famoaham-boaka-
bony
voalohany fara- tra sy fakana santio-
Tandremo fahakeliny 1 volana nany arakaraka ny
: ny voa dia aorian’ny nampi- habetsahana ilaina.
tsy maintsy dirana ny voa tao Silo Raha hoan’ny fana-
efa voadio sy anaty daba, avy eo feno raha-maso dia mila
maina tsara vao atao isam-bo- indray na in-droan’ny
lana ny fanara- Fahara-maso tanana.
1. Fikatonana: ha-maso.
akatona ny vava-
tatatra na lavaka Fakana santionany sy fanaraha-ma-
famoahan-javatra so: jereo ny voa, mahita bby kely
avy ao anaty silo ve, voa bobongolo, voa potipotika.
Manaova andrana hijerena ny ta- Misy bibi-
3. Fanakatonana: 4. Tsentsemo na akatony han’ny hamandoana, na kakero na kely / voa
fenoina era-mo- ny loaka (tranon-drivo- tapaho amin’ny nify ny voa. mando
liny alohan’ny tra, bandy plastika) ; silo
hanakatonana mikatona
azy

!
Tandremo: Voa maina,
tsy azo vohaina alohan’ny tsy misy
1 volana nanakatonana bibikely, Akatona ny silo. Miverena amin’ny dingana 1 (fikojakojana ny
azy! salama silo) + Fantenana sy averina atapy ny voa

Aorian’ny fanesora- Azo atao ny mampiasa kofafa mba amoaha- Aza arirana mihintsy
na tanteraka ny voa na ny voa rehetra sisa tao. ny silo, na mandritra
anaty silo, dia miveri- ny fanafoanana ny
Fanafoanana na manao ny dingana voa rehetra tao aza,
voalohany (fanara- fa mety hanimba azy
tanteraka ha-maso ny fanadio- izany.
vana).
FANDAHARAN’ASA EROPEANA
HOAN’NY ADY AMIN’NY TSY FAHAMPIANA SY TSY FANJARIAN-TSAKAFO
AO AMIN’NY FARITRA ATSIMO SY ATSIMO ANTSINANAN’NY MADAGASIKARA

Ny Tetik’asa ASARA Ity Fandaharan’asa ity dia


dia arindran’ny USCP
Ny Vondrona Eoropeana sy Madagascar: fiaraha-miasa mavesa-danja notohanan’ny vondrona
Eropeana ara-bola

Vidin’ny barika arakarakin’ny habeny :

Ny fampiasana barika dia Barika plastika (vidin’ny avy Makiplast - 2017)


tsy miteraka olana ara-eko-
lojia satria tsy ilana fam- 215 litatra : 330 000 Ar
piasana fanafody simika. 500 litatra : 534 000 Ar
1000 litatra : 1 050 000Ar

Silo (vidin’ny avy aminy mpiara-miombon’antoka sy ny mpanefy


barika - 2017)

Mamono bibikely sy ny oli- 100 kg: 125 000 Ar (mpanefy eo any Bekily)
tra satria tsy misy rivotra 200 kg : 250 000 Ar (TAZA Production any Ambovombe)
ao anatiny. Noho izany dia 300 kg : 480 000 Ar (Antananarivo)
tsy azo atao ny manokatra 500 kg : 400 000 Ar (TAZA Production)

Conception: D. Diancoumba. Illustrations/graphisme : G. Morin. Sources : FAO.


ny barika anatin’ny 1 vola- 900 kg : 550 000 Ar (TAZA Production)
na voalohan’ny fitehirizina. 1800 kg: 950 000 Ar (TAZA Prodction)

Kalendrie
Ny barika dia mety am-
www.asara-aina.eu
piasaina amin’ny fitehiri-
zana mandritra ny fotoana
maharitra (mihoatran’ny
12 volana).

Ny tetikasa ASARA dia tanterahin’ny :

You might also like