You are on page 1of 38

ILAY TRONDRO MAHAY

Tantara iray sy kilalao maromaro


Concept et scénario : Nelly Ardill
Recherche et réalisation : Maya de Salle-Essoo
Illustrations : Pierre Rajaonarison
Graphique : Shirley Chan
Supervision technique : Clotilde Bodiguel et Florence Wallemacq
Contact : Florence Wallemacq, chargée de coordination, florence.wallemacq@fao.org
Ry naman’ny tontolo manodidina ny ranomasina,

Ireo ranomasina sy ranomasimbe izay manodidina antsika, ary ireo zavamananaina mivelona
sy mitombo ao amin’izy ireo dia harena ilaintsika harovana. Mitondra voka-tsoa ho antsika ny
fanaovantsika izany. Ny fianakavintsika sy ny namantsika sy ireo taranaka mifandimby dia samy
miankina amin’io tontolo manodidina ny ranomasina io daholo.

Manasa anao ary ity boky ity hahafantatra sy hilalao amin’io tontolo izay tsy dia fantatsika io
ary mba hahitana fomba hiarovana azy io isan’andro.

Manantena aho fa nahafinaritra anao ny niaraka tamin’i Lotta sy i Armande sy i Sam sy i Liv ary
ny mpampianatra Arctik. Maniry aho mba hitohy hankafy io tontolo manodidina ny ranomasi-
na io ianao amin’ny alalan’ity boky ity.

Andao isika hihaona tsy ho ela ao anaty na eny ambony ranomasina, eny amin’ny morontsira-
ka na amoron-dranomasina mba hahafahatsika miahy ity planetantsika ity.

Clotilde Bodiguel
Tale ao amin’ny tetikasan’ny FAO
Fandaharanasa SmartFish
Ahoana ny fomba fampiasana ity toro lalana ity ?
Raha misy tsy azonao ireo teny ireo dia aza misalasala manontany ny Ray aman-dreny, ny rahalahy
sy anabavinao na koa amin’ireo mpanjono.
Hazavaiko aminao…

Voambolana
Karazan-java-manan’aina Ireo rehetra miaina ambonin’ny tany : Biby, zava-maniry, olombelona,
sns ...

Fifandrohizana ara-tsakafo Biby iray mihinana biby hafa, dia io indray mihinana biby hafa,dia
io koa mihinana hafa ; Ka ny lomotra dia hohanin’ny trondrokely,
ny trondrokely hohanin’ny lehibe noho izy, farany ny olombelona
mihinana ny trondro lehibe. Fifandrohizana toy izany no lasa
fiveloman’ireo manan’aina ireo.

Fanimbana ala Simbaina ny ala, tapahina avokoa ny ala, anisan’izany ireo ala miaina
anaty rano toy ny ala honko.

Rohim-piaina Io no iantsoana ny zava-manan’aina rehetra , ny fifandraisana misy eo


aminy sy amin’ny toerana misy azy tsirairay avy.

Fampandrosoana maharitra Tokony hiaro ny tany, ny ranomasina sy izay zava-manan’aina rehetra


eo aminy ny asa rehetra ataon’ny zanak’Olomberlona mba hiaina
haharitra izy ireo ka hitondra fampandrosoana maharitra.

Fahalanian’ny tany Fahasimban’ny tany ka lasan’ny rano sy rivotra.

Fandotoana Fandotoana sy famenoana fako sy loto simika na rano maloto mety


hankarary amin’ny toerana iray.

Vato hara Karazana fefy vato natoraly izay miaro ny faritra marivorivo sy amoron-
dranomasina amin’ny onjan-drano mahery mety hanimba ny fiainana
amorontsiraka.

Jono mihoa-pampana Jono be loatra eo amin’ny toerana tokana sy trondro karazana iray
ihany tsy ankiato.
Tezitra ny ranomasina: ho ringana ny karazan-
java-manan’aina.
voaloto ny morontsiraka, tapatapaka ny ala honko.Simba tanteraka
ny vatohara, miseho ny riaka mainty, sempotra ny trondro ka noana.
Tandindomin-doza ny karazan-java-manan’aina.

Ho ringana ny karazan-java-manan’aina, tandindomin-doza ihany


koa ianao satria isika koa dia zava-manan’aina. Misy rohivoaary samihafa ao anaty
ranomasina sy morontsiraka ao izay iveloman’ny karazan-java-
manan’aina maro koa. (ny ala honko , ny riakasia) , ny ranomasina, ny faritra mando.

5
Raha tezitra ny tany, inona no itarainany?
Inona koa no hataony ? Asehoy an-tsary amina taratasy
fotsy ao amin’ny kariné-nao ny tany tezitra.

a
Fanaymnyasraryihmabna
Feno
biby ao
ahitàna ny
omeo ny
anatiny ary
anarany.

ram- • Lokoy mena ireo izay atahorana na masiaka.


Fa m p i h a
i ha n a • • Lokoy ireo fiadiana ampiasainy ho fiarovana.
pa n d i n Iza amin’ireo biby ireo no misy nify? Ary iza amin’ireo biby ireo no tsy misy nify?

Ilay baolina Fakir Hain a o ve


Fitaovana : baolina 02 hovokisana, hazokely maranitra 01,
(toy ny fanaovana masikita na fanalàna tai-nify), savony fanasan- Mba
dovia na menaka. hiarovan
tena, ny y
Abontsino ireo baolina ireo ary afatory tsara. Tsindromy amin’ny manitrika s o k atra dia
hazo kely maranitra ny baolina iray: Dia vaky. Arotsahy anaty ny tongo ny lo ha ny
ranon-tsavony indray ilay hazokely maranitra ary atsindromy ny ao an sy
Ny fano atiny.
sady ataovy mihodina moramora eo amin’ny faritra matevina kosa
amin’ilay baolina iray. Tsy ho vaky ilay baolina. mahavita tsy mba
iz
Satria natsindronao teo amin’ny faritra malemy kokoa ilay
Fantatrao any.
ho
hazokely maranitra no nanampy azy tsy ho tataka ilay ranon- nahoana e
?
tsavony. Mivoaka ihany ny rivotra saingy tsikelikely.
6
Vonjeo !
Raha rava ireo rohivoaary sy karazan-java-manan’aina ireo dia ho
rava daholo koa ny fifandrohizana ara-tsakafo.

Toa matahotra
Vonjeo e! ! ry zareo izay!

Fa iza no nandratra
ny ranomasina?

Ah Jereo !

Maty e !

Mifamono sy mifampihinana avokoa ireo biby anaty rano, izany hoe


miankina amin’izany ny fahitany sakafo ka hiveloman’ny biby tsirairay avy.
Ka ny fifandraisan’ny ngeza mpihinana sy izay kely hohanina rehetra
no antsoina hoe : Fifandrohizana ara-tsakafo. Raha tapaka ireo
fifandraisana ireo dia miantraika tanteraka any amin’ny rohivoaary
an-dranomasina sy morontsiraka izany.
7
Inona no hiseho raha tsy misy intsony ny trondro kely ?

arihan y a
Faninao m
amin’ny ala
lan’n
Alam karazana
tsipika ireon’aina ireo
na
zava-ma hazoana
mba a izana
fifandroh fo.
ara-tsaka

ra m -
Fa m p i ha
a na
pa nd i ni h

Ilay voninkazo Ekô-lôjika Fenoy araka ny lôjika

mpitsentsitra
Fitaovana : Voninkazo fotsy 2, vera
misy rano 2, loko (ranomainty, bleu Hainao ve
fanasan-damba, merkiora, sns.)
5 – 7 – 10 – 14 - …
Toy
Asio rano ny vera iray misy voninkazo izany koa ny
lomotra , mitsen
tsi
fotsy. Ataovy toy izany koa ny vera zavatra nataonao tra ny
ta
iray faharoa fa androtsahy loko. rano ilay voninka o anaty
mitsentsitra singa zo. Ka raha
Tandremo, fa misy vahaolana roa ho
Andraso ora vitsivitsy dia hamarino. ra simika any anat
no ary ny lomot
ra, lasa mahafa
y an’ilay faharoa.
Inona no miseho? Miova loko ny izy ka manapoiz ty
ina izay rehetra
voninkazo tamin’ny vera faharoa! mihinana azy, ar
y manapotika
ny fifandrohizan
a ara-
tsakafo.
8
An’iza ny hadisoana ?
Mandritra izany fotoana izany mifampiresaka ny biby an-dranomasina sy
an-tanety. Inona no resahiny?

be loatra ireo Ireto atodiko


fanafodim-biby, anaty fako, tsy
voapoizina ny mety kosa e !
rononoko!

Aie! maharary Andeha


ahy ny fakako , hampandre ny
Oh ! ireto fotaka fahalanian’ny tany sasany aho
fandroako lasa izany! Tsy misy hazo
hôtely ! intsony, dia aiza
Tsy haharitra ela
Riaka mainty, akory io! Tsy maintsy aho no hanatody ?
mamonjy aina hanazava ny
daholo! mpanjakan’izao tontolo
izao !

Vaky daholo ny
Harona
akorandriaka, aiza
plastika sa Ireto etona no hialofako?
Tsy misy ho ahy hola-drano? mahafaty, loza ho
intsony noho ny Asa an-tsokosoko,
arahiko maso ireo an’ny toetr’andro.
afitsok’ireto sambo
mpanjono. jiolahy ireo Aleo ho an’ny
devoly ireo milim- Tsy misy ahitra
pahafatesana intsony, matin’ny
ireo fotaka avokoa!

Tandindomin-doza amin’ny ataon’ny olombelona ny rohivoaary


andranomasina sy morontsiraka

9
Fantatrao ve ny anaran’ny biby rehetra eto amin’ny sary?
Misy ny vahiny izay tsy tokony hipetraka amin’ny faritra. Iza?
Voasoritra ny teny sasantsasany, milaza inona aminao izany?

rihana
Fa na ma
’ny sary ny
o amin mban’ny
Mariho em -pahasi
o
lohara ry an-dranomasina
n
rohivoaa orontsiraka dia
sy m min’ny
apetraho aara ireto
toerany tsa ireto
soratr

Efa nahita zava-


mahatalanjona tahaka sina
Fanimbana ala Fandotoana rano fandotoana an-dranoma Orinasa mpandoto
izao tany aminao ve
ianao ?

Ekô-lôjika
Mahagaga
ILAY
TRONDRO
MADITY
Fitaova
Mandraisa na : Ravin-taratasy.
rav
any ambon in-taratasy iray, tano
y
Ahoana no avy eo ary lohanao. Avelao
a
hampifandraisana ireo namanao. Hsaivo raisin’ny
trondro ireo amin’ny tsy misy ha o hitanao fa
tsipika telo fotsiny? no hahasamfa- tsy ianao
botra
trondro io. an’io

10
Fivoriana an-tampon’ireo Ngeza maneran-tany.
Nandeha nitady ireo Ngeza maneran-tany ireto ankizy mba
hitadiavany fanampiana. Ireo Ngeza maneran-tany anefa tsy manana
vahaolana mahasoa. Ny tena marina dia lehiben’ny fanimbàna aza
izy ireo.

Mandoto sy manjono tsy ara-drariny ny jiolahin-dranomasina. Tsy ilàna nimerao, afaka


manao izay tiako atao
aho, manjono izay tiako ho
jonoina

FAN DI
KA N A L A L À N A

AAH ! Jereo ity iray manary ny


loto rehetra ao aminy ! Loza izany!

Ny karazan-java-manan’aina sy ny rohivoaariny dia hopotehin’ny


fandotoana an-dranomasina (degazage, marées noires) sy ny
jono mandripaka (jono tsy ara-dalàna, sambo mandripaka,
jono amin’ny fanapoahana vanja na dinamita.)

11
Manjono amina fitaovana manimba ny fanambanin-
dranomasina, manjono amina fanapoahana vanja na dinamita
mamotika ny vatohara, manjono tsy misy alalana, mampiasa
solika ao anaty ranomasina, izany no antsoina hoe : Fomba
fanjonoana ratsy. Milazà fomba ratsy hafa fantatrao
amin’ny fiainana andavan’andro.

a
Fanamarihan
NA IREO
FAKO
FITADIAVA farito
ary ary
Jereo ny s tra mety
ireo zava ny
mandoto
riaka .
s ia

-
Fampihaihraanma
pa nd i n
Ilay taratasy mety
miitatra
Ahoana no ahafahan’ ny loha miditra eo anelanelan’ny
taratasin’ny karinenao?
Fitaovana: Taratasy 1, fihety 1.
Alaivo ny taratasy fotsy iray, alefero roa, avy eo efatra.
Tapaho amina fihety ilay taratasy manaraka ny fileferany
miala 2sm amin’ny sisiny. Tapaho ho didy 4 mielanelana
eo amin’ny lafy ngeza indrindra miala 2sm amin’ny sisiny.
Avadiho ilay taratasy dia manaova didy 5 amin’ny lafy
hafa iray, miala 2sm amin’ny sisiny ihany koa. Velaro ilay
taratasy voadidy, fa afaka hitsofoka ao ianao!

12
12
Fivoriana an-tampon’ireo Ngeza maneran-tany.
Ny Ngeza maneran-tany OGM, Ö Zanahary! , poteho ireo vatohara sy ny
riakasia amin’ny alalan’ny poizina mahafaty!

Poizina,
Poiiizina,
Poiiizzziiiinnaaaaa!
Ssst! Tsiambaratelo!

Ialao fa ho faty
eto daholo isika!

Ity adala antitra ity manimba vatohara


sady mamboly lomotra poizina mba
ahazoany trondro haingana.!

Sarobidy ho an’ny olombelona ny riakasia, toy ireo zavaboaary an-dranomasina


koa. Ny vatohara sy ny ala honko dia natao ho fialofan’ny ankamaroan’ireo ho
vonjy aina. Miaro antsika amin’ny loza voajanahary koa ny vatohara. Ilaina
ny fiarovana azy.

13
mandoto ny riakasia ireny zezi-bazaha sy fanafody izay
ampiasaina ao amin’ny tanim-boly ireny. Mitovy amin’izany
koa ny rano maloto avy amin’ireny hotely sy orinasa ireny.
Ahoana no mahatonga izany?

Ekô-lôjika

Ampio io sokatra manatody


eo amin’ny morontsiraka io
mba hahita lalana ho any
anaty ranomasina.

-
Fampihaihraanma
pa nd i n
Ilay vera
mpitsentsitra Ny trozona manana nify 3 laharana
Zavatra ilaina : rano 1vera sy taratasy Ny atsantsa manana vombony
a
Fanamarihan
iray.
Ny vatohara manana kirany
Fenoy rano hatreo am-bavany ny vera. raiso izay
Apetraho eo amboniny ilay taratasy. Ampifand
a amin’ny Ny trondro ahitana bibikely
Apetraho eo ny tananao dia avadiho mifanarak ay
biby tsirair
haingana ilay vera. Esory moramora ny Ny voay manana fahalefena
tananao avy eo. Oaoo!. Mipetaka tsara
ny taratasy ary tsy ho very ny rano.
14
Fivoriana an-tampon’ireo Ngeza manerantany.
Manadihady an’i Sindrome ny mpampianatra Agogo, ilay lalin-tsaina
amin’ny jiro mahagaga, mba ho harena tsy ritra ny loharano hanjonoany.

Izaho mitaky orinasa betsaka,


vola be, ary loharanom-bola tsy
manam-pahataperana mitosaka!
Andao hanjono! Andao hanjono!

Eny tompoko, ho
tanteraka anie ny
fanirianao, ho rakitra
harena tsy misy farany
ny ranomasina!

Tsy marina! Tsy rakitra


harena tsy lany ny
ranomasina. Raha
hojonoina avokoa ny
rehetra ao, inona no
hohanintsika rahampitso?

Ny manao jono
mihoa-pampana dia midika ho manjono ireo izay
mitovy karazana ka tsy afaka hampitombo taranaka. Tsy tokony
hanjononjono foana, na oviana na oviana na amin’ny fomba ahoana na
amin’ny fomba ahoana.

15
Efa mihavitsy izao ny loharanon-javatra ao an-dranomasina
nefa mihamitombo kosa ny olona ho velominy.
Raha manjono be loatra trondro mitovy karazana amina
toerana iray isika, atahorana ho fongotra tanteraka io
karazana io. Fa nahoana, araka ny hevitrao?

Adin-tsaina : Ampahamarinana ve ?

Aty amin’ny ranomasin’i


Madagasikara no anjonoana ny
Makamba. Diovina, voasana sy
karakaraina ary ampangatsiahina
any Tanzania izy avy eo dia alefa
any Londra ho hamarinina sady
ho fonosina anaty boaty kely
fitahirizana alohan’ny handefasana
azy amidy any Maorisy. Raha jerena
ny elanelan-tany voalaza, kajio firy
kilaometatra no vitan’ireo makamba
ireo alohan’ny ahatongavany amin’ny
magazay akaikin’ny namanao ao
amin’ny Nosy Maorisy?

Madagasikara > Maorisy : 1058 km


Madagasikara > Tanzania : 2110 km
Tanzania > Londra : 7198 km
Tanzania > Maorisy : 2956 km
Londra > Maorisy : 9954 km
Londra > Madagasikara : 9291 km

ALAOLANA MORA : Raha hanondrana Sardine , dia Sardine 4 no ao anaty boaty


kely iray. Ka raha manana Sardine 2 000 ianao, firy ny boaty kely ilainao?

Alaolana
25 boaty kely no sahaza ny baoritra iray. Mila baoritra firy izany mba hanondranana
io Sardine 2.000 io?
ALAOLANA SAROTSAROTRA : Raha asiana 2.000 baoritra ao anaty Kontenera
iray, Sardine firy no hojonoina mba hamenoana io Kontenera io ?

16
-
Fampihiaharnaam
pandin
Ampifanaraho ny sary.

17
na
Fandoyksoaryaity
Lokoy it na foza,
mba ahità ondro
horita, tr tan-
ary ny kinsina
dranoma

18
Loza: Inona no hatao mba hamonjena ny
ranomasina ?
Mba hamonjena ny ranomasina, nanapa-kevitra hanao hetsika miaraka
ny ankizy maro mba hitadiavana vahaolana.

Tsia, hanao saribe isika Ahoana raha handeha


hanehoana fitondran-tena! hijery tranonkalam- JJeerreeoo aatto
o aamin’n
hheevvititrraa t min ’nyy T
pifandraisana? tssaarraa aann! Trroonnddrroom
maahhaayy,
, tteennaa
!
Tsindrio
Smar tFish !

Vahaolana?
Mandreraka?

Mijaly ny tany sy ny ranomasina; mihavits


ny loharanombokatra ary voatery mitombo ny filàna fitaovana ampiasain’ireo
mpanjono ka tsy maintsy mifanampy sy mitandrina mafy mba hiarovana ireny toerana
natoraly ireny, manao jono ara-dalàna mba ho
fampihenana ny fandaniampoana.

19
Ny fandaniampoana, dia toy ny fanadinoana manakatona fantson-drano,
manapika jiro, fampiasàna fonosana plastika tsy misy ilàna azy.
Araka ny hevitrao , ny famelàna ny trondro ho simban’ny hain’andro,
ny fanapahana ny vombon’ny antsantsa dia avela mandeha anaty
ranomasina, ny fanariana ireo trondro tsy ilaina an-dranomasina, ny tsy
fampiasàna ny ambin’ny trondro nokarakaraina tany amin’ny ozinina, tsy
fandaniampoana koa ve izany?

a
Fanamarihan ry. Ataovy a
naty
Jereo ny sany famantarana
boribory irairay avy araka
ry ts
amin’ny satsara na maharatsy
y m aha
n na azy
ny fampiasàdremam-
n
amin’ny fitalamana.
pahasa

Ekô-lôjika

Majika
ILAY
MANGA
Eny an-tsena, ireo misy MAZIKA
trondro manana lanja Mibanjina za
iray tsy mih vatra
samy hafa. Lokoy mena etsika na la
mangan- ts mba
elatr
sy manga ireo trondro
hatramin’ny a iray ka manisà
50, av
ireo mba ahazoana ny masonao y eo akipio
toko roa milanja
. Inona no
loko hitana
o? Mavo.
20 kilao isany. Resaho am
in’ny na-
manao izan
y mazika
izany.
20
Ilay Trondro mahay.
Eo am-pikirakiràna ny tranon-kalam-pifandraisana no nahitan’ireo ankizy
fa misy sahady ny vahaolana.Tetik’asa maro tarihin’ny Vondrona iraisam-
pirenena momba ny sakafo sy ny fambolena (FAO) miaraka amin’ny
olona ao anatin’ny vondrom-paritra.

Oaaooo! Tetik’asa
izany! Azo
hakàna hevitra
tsara.

www.s
martfis
h-coi.o
rg

Izay fa manolotra
vahaolana azo antoka izy.

Nametraka tetik’asa maro taty amintsika ny Smart fish. Nahita vahaolana azo
ampiharina tsara isaky ny Faritra ilay trondro manampanahy. Ohatra amin’izany ny famonjena ny
valan-java-boary arovana, fanamboarana ny faritra marivorivo amoron-
dranomasina izay simba, fanatsaràna ny fomba fanjonoana mandripaka
teo aloha ; fitadiavana asa hafa maro vaovao ho an’ireo mpanjono, fampianarana ny
maha-zava-dehibe ara-tsakafo ny trondro, ary ny fiantohana tanteraka
ara-tsakafo ny olombelona.
21
Ny COI dia midika hoe : Commission de l’Ocean Indien ( Vondrom-paritry ny
ranomasim-be Indianina) . Ny FAO ( Food and Agriculture Organisation na
Organisation des Nations Unies pour l’Alimentation et l’Agriculture) : Vondrona
iraisam-pirenena momba ny Sakafo sy ny Fambolena.
Mba fantatrao ve ny famantarana manokana misy any aminao any ? ( amin’ny
paositra , amin’ny fampielezam-peo, amin’ny fahitalavitra , tranom-barotra
lehibe, trano fivarotan-tsolika , sns …? Mamoròna iray ho an’ny sekolinao. Ohatra
ho an’ny Fikambanana Miaro ny Riakasia, ny Vatohara ary ny Ala honko dia azo
atao hoe: FMRVA , ho an’ny Ngeza (maitre) OGM izay midika sampam-piovam-
piforonana ao amin’ny tantara an-tsary dia lasa : O!Zanahary (Manitou) ; eo
amin’ny famantarana manokana amin’ny famoronana dia ahitana anarana
mahatsikaiky hafa. Manaova ohatra amin’ny COI , FAO

SUDOKU
na
Fanamariha Fenoy ny karakara nefa
tsy miseho hafa-tsy indray
raiso ireto
Ampifand araka ireto mandeha ihany ny endrika 4
takila man’ny dikany Ekô-lôjika isaky ny tsipika laharana sy
efamira efatra(4) , izany hoe
ho amin ra ny vondrona tsirairay amin’ny
tsa
fitambarany dia tokony
hahitana ny endrika rehetra.

SEKOLY
Adin-tsaina
FANODINANA Manangona tarehimarika isaky ny firenena ary isaky ny sokajin-trondro voajono
FAKO ireo olona ambony fahaizana (savants). Ataovy grafìka ny isan’ny trondro voajono
isaky ny sambo ao amin’ny Ranomasimbe Indianina tato anatin’ny enin-taona
MORAMIREHITRA farany. Apetaho ireo teboka ary ataovy an-tsary ny tsipika mivolan-tsinana
(courbe) araka ny tarehimarika omena etsy ambany. Apetraho amin’ny tsipika
MAHATEZITRA marindrano ireo taona ary eo amin’ny tsipika mijidin’ny grafìka ny lanja.
Taonina
DORO-TANETY
2004 : 80 taonina
SY AZO IFOHANA 2005 : 90 taonina 100
SIGARA 2006 : 100 taonina
2007 : 120 taonina
MAHAFATY
2008 : 110 taonina 50
BIBY IRAY DIA 2009 : 90 taonina
Mamoròna sary
iray izay mandrara 0
ny fanariana Taona 2004 2005 2006 2007 2008 2009
fako eny amin’ny Jereo ny fiolahana ( tsipika mivolan-tsinina), miakatra ve izy sa midina?
morontsiraka ary Midika ve izany fa mihabetsaka sa mihavitsy ny mpanjono amin’ny sambo?
iray hafa ahazoana Mandritra ny taona?
mitsitsy rano.
22
Ny faritra amperin’asa.
Hitan’ireo ankizy tao amin’ny lasy Smart Fish ireo tetik’asa sy ny
fampiharana izany.

• Ady amin’ny jono tsy


ara-dalàna
• Fahavitan-tena
ara-tsakafo na tsy
fahampian-tsakafo
• Fiambenana ny jono
• Kalitaon’ny vokatra
sy tsenabe na
fampirantiana rezionaly
• Fambolena ny ala
honko sy fiarovana
ny faritra amoron-
dranomasina
• Fitantanana ny tetik’asa
miaraka amin’ny
fokonolona
• Fifodiana ara- potoana
sy faritra arovana
• Ady amin’ny
fandaniam-poana
sy ho an’ny varotra
mifandanja
• Fiofanana sy
fanabeazana
• Fiompiana sy
fambolena an-
dranomasina sy
fiompiana trondro
• Lalàna sy fitsipika
• Bokikely pedagojika

23
Raha jerena ireo sary sy ireo tetik’asa mifanaraka
amin’izany, iza avy ireo izay heverinao fa ilaina kokoa ho
an’ny firenenao?

Ekô-lôjika

Mba hahazoana io mpanjono mampiasa vanja na dinamita io, dia tokony handalo eo
anoloan’ny dobo fambolena sy fiompiana anaty rano ity pôlisy, dia mandalo ny tetezana
anoloan’ny ala honko izy avy eo, ka raha tsy mahita azy izy, dia anontaniany ilay mpanjono
eo raha nahita ity mpisoloky. Asain’io mandalo anoloan’ny sekolin’ny mpanjono izy alohan’ny
ahazoana ny moron-tsiraka voaarina. Farany dia nanontany ny fikambanana ao an-tanàna izy,
naheno an’ilay mpanapoaka dinamita izy ireo teo akaikin’ny tetezana anoloan’ny mpivarotra.
Tratrany amin’ny farany ilay mpisoloky.

amboarana Fitaovana ilaina : Taratasy iray.


Fan OATRA
MB
MANA MIN’N
Y Alefero araka ny hitanao
KA A
KAPOA
amin’ny sary ilay taratasy.
ASY
TARAT Azonao hisotroana rano io
kapoaka taratasy io avy eo.

24
Fampahafantarana sy fifandraisana
Nandefa hafatra ho an’ireo Ngeza maneran-tany ireo ankizy mba
hahatonga azy ireo hiova eo amin’ny fitondrany.

Ao tsara! Tena vahaolana


ny fampahafantarana mba
hizarana sy hifanampiana.

Taloha raha handefa hafatra, dia atao anaty tavoahangy ary alatsaka an-dranomasina
na mandefa ihany koa voromailala. Maharitra herinandro iray ny hafatra vao
tonga. Amin’izao fotoana izao ny fakitera no mitondra ny taratasy, ary afaka ihany koa
mifamiresaka an-tariby na amin’ny finday na koa mailaka.
Mandeha farany izay haingana izao ny hafatra.

25
Ao am-pianaranao ve mba miresaka momba ny olan’ny ranomasina
ianareo, ny fanimbana ny rohivoaary, ny fandotoana sy izay voalaza
rehetra ato anatin’ny boky? Mba mifanakalo hevitra mikasika izany
amin’ny olon-dehibe ve ianao? Ataovy toy ny mpanao gazety ianao
ka miresaha amin’ny manodidina anao, soraty ny valin-tenin’ny
mpanjono izay nifampiresaka taminao ary manaova laha-tsoratra.

-majika
mo ronanIlaay
Fa hafatra
miafina
Matériel : 1 feuille
rana na:
FanamboGaO
blanche, 1Fitaovana ilaikirana 1,
ata sy fot sy 1, voa sar y ma
Tar
labozia 1, afokasoka. o na
PAPAN sarona tavoahangy 1, tapaho roa. Potser
sar y ma kira na ary
dia Raiso ny voa ona tavoahangy. Makà
ra papango ana ty sar
Manamboa y hafatra iray tereo ary ara rah o ao
azo kel y ma ran itra dia ataovy ao anaty
n tapa-k
afatory eo fiarovana na.Manorata zavatra izay
ranom-boasary makiralan’ilay tapa-kazo kely
milaza ny . tian ao am in’n y ala
ndrasa fotoana
zava-boaary eo amin’ny taratasy. Mia
itra tsa ra ao amin’ilay
vitsivitsy mb a hid
sy ny ran om -bo ank azo. Mianga-
tar ata
olo n-d ehi be han dra y ilay taratasy
via ramora eo
ka hampandalo izany mo
bon y afo (tsy ata o akaiky loatra sao
am nao hivoaka
may ny taratasy). Ho hita amin’ny loko
eo izay nosora- tanao
-
Fampihaihraanma
vol on- tan y.

pa nd i n
Ilay finday majika
Fitaovana ilaina: kapoaka efa niasa 2, tady,
fantsika.
Loahy amin’ny fantsika ny vodin’ireo kapoaka
2 efa niasa. Ampifandraiso amin’ny tady
ireo kapoaka ireo ary afatory tsara avy ao
anaty kapoaka tsirairay ny tady. Ataovy eo
amin’ny vavanao ny iray ary amin’ny sofin’ny
namanao kosa ny iray. Ataovy mihenjana
tsara ny tady, ary mifanalavitra ianareo roa
dia miresaha amin’ny namanao amin’ny
alalan’ny antso an-tariby vita gasy. Mety
ihany koa izy io na any anaty rano aza fa tsy
azo atao.
26
Oeeeh! Nahita vahaolana hanala ny ahiahin’ny
ranomasina ireto ankizy.
Nampihatra raikipohy izy ireo : fahaizana, fahaiza-manao ary fahaiza-
miaina ka nanapa-kevitra ny hanoratra hira ho an’ny ranomasina.

Tandindomin-doza ny ranomasina. Ahiana ho ringana ireo


karazan-javatra ao aminy. Misaotra rankizy nandray andraikitra,
nanadihady mba hahalala, fahalalana hahaiza-mitantana,
fahaiza-mitantana hampijoro ny tontolo maharitra.

27
Mba tsy hahatezitra intsony ny ranomasina, mitohy ny ady. Tsy
maintsy mandray andraikitra ireo Firenena rehetra ato anatin’ny
faritra mba samy hanao ny asa fiarovana ireo rohivoaary an-
dranomasina sy morontsiraka, fiarovan-tena ara-tsakafo na ady
amin’ny tsy fahampian-tsakafo, ady amin’ny jono tsy ara-dalàna , ny
jono tsy manara-penitra ka isika tsirairay avy dia ho lasa trondro
mahay avokoa.

Fitaovana ilaina: Balonina hasian-drivotra,


Mazika
gazety, dity na lakôly, loko, baoritra.
TARA-
Abontsino ilay balonina , hosory dity TASY
Fanamboarana na lakôly, rovito ny gazety dia rakofy MILEFITRA
manodidina ny balonina ka ataovy rakotra Reseo ny n am
ILAY TRONDRO VITA tsara. Ataovy telo sosona. Avelao ho maina aminao ahoanao : Hanao fanamby
fa
AMINA TARATASY tsara mandritra ny andro.Tsindromy ilay fitra taratasy tsy afaka hande-
balonina hialan’ny rivotra dia avoahy avy antoana ian iray im-pito mi-
POTIPOTIKA ao anatin’ny taratasy vita boribory. Azonao
ao
na ahoana e. Na ahoana
ampiana vombony sy rambony amin’ny taratasy sy ndrik’ilay
n
baoritra ho lasa trondro ilay taratasy vita ho hitanao y habeny,
fa marina
boribory ka ho lasa sarin-trondro. Lokoy ny izany!
trondronao amin’izay ilànao azy.
Raha tsy manana ianao, manaova fifaninanana sikotra miaraka amin’ireo
namanao amin’ny alalan’ny fotaka, manaova sokatra sy trondro faran’izay tsara.

Kilalao ho an’ny olon-2. Iza ?


Lazaolana
Hainao ve Mieritreritra olona na zavatra an-tsainao
ianao. Mety ho olona iray kilasy aminao
Milanja 150 kg ny antsatsa
iray. Mihoatra 50 kg amin’ny
10 0 izany, na fianakavianao, na biby na zavatra. lanjan’ny lamàtra izany ary avo
Haminavina izay ao an-tsainao ny namanao
mil ia ra
300 heny amin’ny lanjan’ny
ka hanontany aminao, fanontaniana izay tsy sabonto. Firy ny lanjan’ny
ronina
Fa manana ne o valianao hafa-tsy ENY na TSIA. Ohatra, tovol- lamàtra? Ary ny sabonto?
na
100 miliara ia
rets aka ao anaty ahy kely ve? iray kilasy amiko ve? tia mihira
mifa na
pita ha fatra. Fanontaniana fandrika
ati-doha mam asala ve izy? sns…
Araka ny hevitrao, volom-
Ka aza misal Tokony ho voavinanin’ny namanao hoe iza
ireo !
mampiasa azy izy, anjarany indray avy eo ny mieritreritra
borona1 kg, rano 1Litatra;
fasika 1 kg. Inona no
olon-kafa. mavesatra kokoa?

28
Ny tononkalon’ny Trozona.
Niara-nifaly tamin’ireo mponina eo amin’ny faritra marivorivo amoron-
dranomasina sy izay rehetra monina ao anaty ranomasina ny Trozona ka
niara-nihira. Andao koa hiaraka hihira amin’izy ireo !

« Ny trondro kely ho lasa ngeza , hafakely ny ao


an-tsain-jaza . Ny reniko, ny ranomasina, aza
tezitra intsony ianao, matokia ireo zanakao. … »

Ianareo ihany rankizy no afaka manova zavatra. Afaka manorina fikambanana


hiaro ny natiora ianareo. Diovy miaraka amin’ny namanao
ny moron-dranomasina, hazavao amin’ny olon-dehibe fa tokony hajanona ny
fandotoana sy fandaniam-poana ny rano tsy amin’antony.

29
Manaova sary peta-drindrina ho fiarovana ny tontolo
iainana na fiadiana amin’ny fandaniam-poana mba hapetaka
an-tsekoly na ao an-tanànanao.

rana
FanamboaA AVY
AN
FAMORON ANA
’IREO FA KO VOASIV
AMIN y iray
a sarim-bib
Manamboar alan’ireo fako
y al
avy amin’n ny amoron-
voasivana te ina.
dranomas

t a b a
a
Taabbbaattaaba
T Fanamb
oarana
ba E PULT
LA CATinAa : loha-kitron-
ila
Fitaovanahazo (pince)1, ha1,
damba hinanana glasy 1,
zo

Samia mifidy teny iray fisaka fi ly vita baoritra


ho tenenina : mahafaty, boaty kesy naforiporitra
tarata ry1, lakôly.
mazika, mahagaga, boribo
mampatanjaka, ka samia
mamerina izany matetika Apetaho eo amin’ilay loha-kitron-damba
tsirairay avy sady ataovy hazo ny hazo fisaka fihinanana glasy, apetaho
amin’ilay boaty kely vita baoritra avy eo
mihamalaky ho lasa
ilay loha-kitron-damba ary aforiporeto
feon-kira . Azonareo ho boribory ilay taratasy. Manaova boribory
arahina amin’ny feon-java- isan-karazany eo amin’ny fasika ianao, misy
maneno sy aponga izany isa 5, misy isa 10 na 15. Ataovy ny tsipindy
rankizy a! handefasana ny taratasy boribory ary jereo
hoe ao amin’ny isa firy no azonao.

30
Famoronana majika
Ahoana no
ahazoana
trondro roa
avy amin’io?

Ao amin’ny kariné-nao, manaova sarin-trondro tahaka an’io ary ataovy miloko tsara tarehy. Tsindrot-
sindromy amin’ny paingotra avy eo ny manodidina ny sary mba hampihataka azy mora foana. Re-
hefa avy nesorinao moramora ilay sarin-trondro teo aloha dia hahazo sarin-trondro iray vaovao hafa
holokoina indray ianao ao amin’ny pejy manaraka.

31
ana
Fandokoto
Lokoy ire
’ity tantary
maherifon
.
antsary ity

32
Valin’ny kilalao

Pejy 6 Vôlovavy, foza, trondro, Hima, sokatra, atsantsa.


Ny atahorana : vôlovavy, atsantsa.
Ny misy nify : Atsantsa

Pejy 8



Ekô-lôjika:

Misy valiny roa : 5 – 7 – 10 – 14 - 19 - 25 ou 5 – 7 – 10 – 14 – 20 – 28


Fanazavana : azonao atao 5+2=7, 7+3=10, 10+4=14, 14+5=19, 19+6= 25, etc.
Ou encore 5+5=10, 7+7=14, 10+10= 20, 14+14= 28, sns.
Pejy 10 Ombin-dranomasina,Omby, elefantan- dranomasina, elefanta, fano, sokatra, vorona,
vorondreo, voninkazo, lomotra, soavaly, soavalin-dranomasina, akorandriaka, akora na
sifotra, hala.
Vahiny : elefantan-dranomasina.


Fanimbana ala oto
Orinasa mpand Ekô-lôjika:

asina
fandotoana an-dranom
Fandotoana rano

33
Pejy 12 Pejy 14

Ny trozona manana nify 3 laharana


Pejy 16 • Nahavita 19 262 km ilay makamba Ny atsantsa manana vombony
• Mila 500 boaty ny 2 000 sardines. Ny vatohara manana kirany
• Mila 20 baoritra ny 500 boatina sardine. Ny trondro ahitana bibikely
• Azo asiana sardines 100 ny iray baoritra, noho izany Ny voay manana fahalefena

dia sardines 200 000 no ao anaty kaontenera iray.

Pejy 20 Pejy 22

MORAMIREHITRA MAHATEZITRA

MAHAFATY DORO-TANETY

SY AZO IFOHANA SIGARA BIBY IRAY DIA

SEKOLY FANODINANA FAKO




Ekô-lôjika: Ny toko iray dia misy trondro:
7+3+8+2 = 20 kg ary ny toko iray hafa : Sudoku
16+4 kg = 20 kg

34
Pejy 22 Taonina

100

50


0
Taona 2004 2005 2006 2007 2008 2009

Miakatra ny tsipika mivolan-tsinana (courbe), izany hoe tena nanjono faran’izay betsaka
ary miakatra foana isan-taona ilay sambo. Nidina kely izany ny 2008, angamba noho ny
fampielezan-kevitra momba ny fanoherana ny jono mihoa-pampana.

Pejy 24

Pejy 28 Milanja 100 kg ilay lamàtra ary 0,5 kg = 500 g kosa ilay sabonto.
Mitovy ihany, milanja 1kg avy izy ireo.

35
Londres

Soudan Eritrée

Djibouti

Sud Ethiopie
Soudan
Somalie
Ouganda
Kenya
OCEAN INDIEN
Republique Rwanda Seychelles
démocratique Burundi
du Congo
Tanzanie

Union des Comores


Malawi
Zambie Mozambique

Zimbabwe Maurice
Madagascar
Réunion

Swaziland

Afrique du sud

Pays bénéficiaires de SmartFish

Pays impliqués mais pas bénéficiaires financiers


36
Ce guide d’activités a été conçu par le Programme SmartFish, dans le cadre de ses activités
de sensibilisation de la jeune génération.

La FAO, au travers de la composante « gestion des pêches » du programme SmartFish,


a organisé, en collaboration avec le projet ISLANDS, une tournée d’un spectacle de
marionnettes sur la préservation de l’environnement marin.

Cette tournée s’est déroulée en février et mars 2014 et est passée par l’Union des Comores,
le Kenya, Madagascar, Maurice, La Réunion, les Seychelles, la Tanzanie et Zanzibar. Au
total, 26 représentations ont été données.

A l’issue des représentations, les enfants ont reçu ce guide d’activités, afin de leur
permettre de continuer à s’amuser, tout en apprenant à protéger l’environnement marin
et ses ressources.

SmartFish est un programme régional de pêche mis en œuvre conjointement par la


Commission de l’océan Indien et l’Organisation des Nations Unies pour l’alimentation
et l’agriculture, et financé par l’Union européenne. SmartFish opère dans vingt pays
de la région océan Indien, Afrique australe et orientale. Le projet se concentre sur la
gouvernance, la gestion des pêches, le suivi, contrôle et surveillance, le commerce et la
sécurité alimentaire.

ISLANDS est un projet de la Commission de l’océan Indien, financé par l’Union


européenne. Il vise à contribuer au développement durable des Petits Etats Insulaires en
Développement (PEID) de la région de l’Afrique Orientale et Australe et de l’Océan Indien
(AfOA-OI) par l’élévation du niveau social, économique et environnemental de ses pays
membres ainsi qu’une meilleure intégration régionale.

Mis en oeuvre conjointement avec Financé par


Organisation des Nations Unies Union
pour l’alimentation et l’agriculture européenne

You might also like