You are on page 1of 1

Vavaka Vavaka

Tsy hanadino Anao aho Tsy hanadino Anao aho


Noho ny soa izay nomenao Noho ny soa izay nomenao
Handray am-po ny teninao Handray am-po ny teninao
Satria “tsisy” eh toa anao Satria “tsisy” eh toa anao

Hanao ‘zay rehetra sitrakaao Hanao ‘zay rehetra sitrakaao


Hankato ny didinao Hankato ny didinao
Handà izao tontolo izao Handà izao tontolo izao
Ka hiova ho vaovao Ka hiova ho vaovao

Tsy ho voavidiko e! ‘lay hazo nijalianao Tsy ho voavidiko e! ‘lay hazo nijalianao
Mbola tadidiko e! ‘lay mafy niaretanao Mbola tadidiko e! ‘lay mafy niaretanao

(Ka raha sendra fakam-panahy) (Ka raha sendra fakam-panahy)


Eo Ianao Zoky hiaro ahy Eo Ianao Zoky hiaro ahy
(Tsy misy ny ratsy hahasakana ahy) (Tsy misy ny ratsy hahasakana ahy)
Raha Ianao koa na Mpiahy Raha Ianao koa na Mpiahy

(Tsy ho voavidiko e! ‘lay)ou ou ou (Tsy ho voavidiko e! ‘lay)ou ou ou

hazo nijalianao hazo nijalianao


(Mbola tadidiko e! )‘lay mafy niaretanao( oh (Mbola tadidiko e! )‘lay mafy niaretanao( oh
Ray oh) Ray oh)

2×Tsara karakara ‘zaho zanakao(…) 2×Tsara karakara ‘zaho zanakao(…)


Mitombo isan’andro ny fahasoavanao(…) Mitombo isan’andro ny fahasoavanao(…)
Ny asan’i santana nilaozanay(…) Ny asan’i santana nilaozanay(…)
Sarobidy loatra Ray ny anilanao! Sarobidy loatra Ray ny anilanao!

(Eee Handeha)OooH oh (Eee Handeha)OooH oh

( hanaraka Anao aho Ray oh) OooH oh ( hanaraka Anao aho Ray oh) OooH oh
(Satria Ianao) be fitiavana! (…) (Satria Ianao) be fitiavana! (…)

Ref 2× Ref 2×

Sarobidy loatra Ray ny anilanao! 2× Sarobidy loatra Ray ny anilanao! 2×

(…) (…)

You might also like