You are on page 1of 2

Fampitomboana taranaka Fiompiana akoho gasy

 Akoho lahy 1 ho an’ny akoho vavy 5-7


 Fanavaozana : isaky ny 3 taona
 Akoho avy any ivelany (samy hafa ray sy reny) no atao lahiny mba hialana
amin’ny tsy fahatomombanana
 Afaka manao safiotra mba hahazahoana ny toetra tsara toy ny akoho
maro atody, lehibe vatana sns arakaraka ny tanjona.
 Azo sarahina amin’ny reniny ny akoho kely (1-15andro) mila fitaovana
fanafanana

Sakafony
Io no miantoka ny fitombony. Tokony ho in-2 Isan’andro raha kely: maraina
sy tolakandro
Fitandremam-pahasalamana tokony hatao
Ireo fangaro tokony ho hita ao amin’ny sakafon’ny akoho :
1. Ireo sakafo mitondra hery: toy ny katsaka, apombom-bary, Apemba… ARETINA Taona Famerenana Fanefitra Fanamarihana
2. Zarinofo: Vovo-trondro, ireo bibikely isan-karazany(Valala, Saho- Nendra 5 - 7 andro Varavia Mila atao ana-
na…); avy amin’ny zava-maniry mitera-menaka (Taim-boanjo, So- ty glasy
ja…) Barika 1– 1,5 volana 3 volana aorian’ny Avichol
3. Mineraly: Vovo-taolana nodorana,vovoka akorandriaka, Sira vakisiny voalohany
4. Vitamina avy amin’ny zava-maintso Pesta 1– 1,5 volana 1 taona aorian’ny Pestavia Mila atao ana-
vakisiny voalohany ty glasy
FITAOVANA TSARA ANANAN’NY MPIOMPY :
 Glacière: fitondrana vakisiny Pesta 1.5 volana 15 andro aorian’ny Ita new Mila atao ana-
 Fitaovana fanindromana (seringue) vakisiny voalohany ty glasy
 Balance: ho fandanjana ny sakafo, sns. Kankana Hatreo amin’ny Alaina kankana in- Ody Kanka-
fah– 2 volana dray mandeha isaky na
ny 2 volana
Zavatra telo lehibe no tandremana mba hampahomby ny
fiompiana akoho gasy:
1. Manara-penitra ny tranony,
2. Ampy sy ara-pahasalamana ny sakafony,
3. Voakarakara ny fahasalamany indrindra ny fiarovana amin’ny
Tetik’asa tohanan’ny Vondrona Erôpeana
aretina. Novokarin’ny Fert nandritra ny tetik’asa Aropa (Minagri, Fida)
Tranony  Asiana hazo fisaka eo ambonin’ny lakana fihinanany mba tsy hidirany ao.
 Tsara raha atao antonony ny habetsaky ny sakafo mba tsy ho simba fotsiny.
Misy efitra 3 na 4 arakaraka ny tanjon’ny
fiompiana:
 Efitra fanatodizana
 Efitra ho an’ny vatotr’akoho
Fisotroany rano
 Tsara raha soloina isan’andro ny
 Efitra ho an’ny zanany rano
 Efitra ho an’ny akoho lehibe, akoho  Mety na tavoahangy tapaka na
mitarika (raha ilaina) koveta

 Akoho Lehibe 100 : Fisotroan-


Ireo tokony ho hita ao amin ’ ny tranony drano miisa 6 ary mahalany rano
5 litatra avy
 Misy fefy manodidina ary malalaka tsara (Ahafahan’ny akoho mivoaka rehe-
fa atoandro)  Zanany 100 : Fisotroan-drano 2
 Talatalana sy lafika (taimbakona, akata voatetika) ao an-tranony (Ny akoho mahalany 4 litatra avy
dia matory eny ambony talatalana matetika)
 Soloina matetika ny lafika (isam-bolana)
 Lakana fihinanany, fisotroany rano eny an-tokontany
Ny trano fiompiana
 Trano 5 m2 hoan’ny akoho 100 anelanelan’ny 0 ka hatramin’ny 4 herinandro .
Talatalana 

Ary 10 m2 hoan’ny akoho100 anelanelan’ny 5 ka hatramin’ny 8 herinandro .
Ary 20 m2 Kosa hoan’ny akoho 100 efa feno 9 herinandro na mihoatra.
 Hazo manana savaivo: 2 - 4sm
 Lavany: 1m Akoho 10 Efitra fanatodizana
 Haavo : 90 sm ny avo indrindra
 Atao manalavitra ny varavarana
NB: Afaka anamboarana io talatalana
 Fanatodizana 1 ampiasaina amin’ny reniakoho 1
io rehefa hazo afaka atorian’ny akoho
 Halehibeny = 30 sm x 30 sm x 40 sm haavony ary
arakaraka ny zava-misy
25 sm ny fidirana eo aminy
 Azo atao am’ny hazo na biriky io fanatodizana io

Lakana fihinanany
Akoho lehibe miisa 100 :
Lakana 6 ary 1,5 m x20 sm no habeny
ary 10sm no halaliny
Zanak’akoho 100 :
Lakana 4 ary 1m x 20 sm habeny 10 sm
no halaliny

You might also like