You are on page 1of 5

Module 6: ESPRIT DE

DOUTE
Par Coach Hyacinthe Basile
EXAMINER VOS PENSEES

 Izay rehetra hinoantsika , na tsara na ratsy dia tsy maintsy ho tanteraka


avokoa.
 Raha ohatra ka mikorontana ny resaka tokantrano ohatra ka milaza ianao
hoe: « Tsy tia ahy ny vadiko » « izaho mihitsy no ratsy vintana » ka raha
izany foana no tsy miala ao an-tsainao, izany no lasa miteraka ho tena izy
amin’ny tranga miseho ety amin’ny tontolo ivelany.
 Raha mieritreritra ohatra ianao hoe tsy milamina ny toe-pahasalamanao
na ihany ka milaza ianao hoe « tena marary mafy aho izany » dia tsy
maintsy trangan-javatra mifanahaka amin’izany no mitranga.
Tout ce que vous croyez vous
paraît vrai
Matetika isika milaza an’izao sy izao , mafy ny fiainana e, sarotra ny manao
an’izao sy izao e. Ka noho izany ny teny no taratry ny zavatra mitranga ety
aminn’ny tontolo ivelany.
Izany hoe ny olana rehetra mitranga ety amin’ny tontolo ivelany dia misy
hifandraisany amin’ny tontolo anatinao.

Vao mifoha maraina ianao ohatra dia efa zavatra ratsy ny tonga ao an-
tsainao ny amin’ny momba ny tontolo andronao. Noho izany, dia tsy maintsy
izany ihany koa no hitranga ary aza gaga raha somary tsy milamina ny tontolo
andronao.
Chaque instant est un nouveau commencement
Ny isaky ny zavatra rehetra mitranga dia fanombohana vaovao indray.
Mbola azonao atao tsara ny manatsara ny fomba fisainana mba ho lasa
fisainana miabo.

Tsarovy fa ianao ihany no Maître an’ny saina sy ny fanahinao. Ianao no


manana fahefana , ianao no manana fahafahana misafidy izay zavatra
tianao ho ampidirina ao anatin’ny lohanao.

You might also like