You are on page 1of 9

Module 7: Art de la

Communication
Par Coach Hyacinthe Basile
FANATSARANA NY FIFANDRAISANA(
Amélioration de la Communication)
 Efa hitantsika hoe ahoana ny mifandray amin’ny Subconscient. Izany hoe
ny fahaizana mifandray amin’ny tenantsika aloha. Izay tena manan-danja
amin’ny fiaianana.
 Sarotra ny miditra amin’ny tontolon’ny fifandraisana raha tsy haintsika ny
mifandray amintsika.
 Ny PNL no afaka mamaha olana amin’ny resaka fifandraisana na
communication.
 Vokatry ny Programmation Neuro Linguistique, ho hitantsika ny
tombotsoany eo amin’ny subsconscient manoloana ny serasera amin’ny
tontolo ivelany.
 Ny fototry ny fifandraisan’ny interlocuteur roa dia ny Confiance na ny
fahatokisana. Izany mila ianao mahatsapa à l’aise tsara aloha, mandritra
ary aorian’ny fifandraisana ataonareo.
 Misy système roa mila ampiasaina ao anatin’ny communication dia ny :
 Système Pacing
 Système Leading
SYSTÈME PACING

 Ny « Pacing » no étape voalohany. Ny teny mitovy hevitra amin’ny hoe


« Pace » dia ny hoe « Rythme ». Izany hoe mila maharaka ianao amin’izay
rythme mandeha ao anatin’ny fifandraisana. Ka tafiditra ao anatin’izany
ny fahaizana mampiasa na maneho:
Mimiques ( fanehoana ny endriky ny tava)
Les postures ( Ny paozy)
Les Mouvements ( Ny fihetsika)
Le volume de la voix ( aavon’ny feo) hatramin’ny tanjakin’ny resaka na ny
debit de paroles. Ny tanjona dia ahatonga anao ho lasa fitaratry ny hafa ao
anatin’ny fahatokisana taneraka amin’ny amparahatoka na ny subconscient.
 Ny fifandiran’ny olona roa rehefa miresaka dia azo lazaina ihany koa avy
amin’ny fiakaran’ny feo avo loatra sy fihetsika manafitohina. Hany ka izay ,
sehatry ny fifandraisana izay lasa miodikodina eo ihany hoe. Izany hoe ny
ambavan’iray no ambavan’iray.

Ho hazavaintsika ary hoe ahoana no handrindrana ny fifandraisana mba ho


lavitry ny disadisa.
AO ANATIN’NY FAMPIARANA NY
‘PACING’
 Afaka mampiatra io système io miaraka amin’ny fahaizanao na amin’ny
namanao. Izany hoe ao anatin’ny resadresaka ianao no afaka manao
exercice du système Pacing. Anontanio ny namanao hoe manao ahoana
ny evolution ny fifandraisanao ao anatin’ny resadresadresaka. Na tsy
maninona na hazavainao aminy mihitsy hoe manao exercice ianao.

 Aza mivandravandra fijery be amin’ny namanao rehefa miresaka fa


manaova fomba fijery Subtile na somary handalovana matetika fotsiny eo
amin’ny masony.
 Fadio io ihany koa manaramaso be ny fihetsiky ny vatany na ny masony .
Ary indrindra indrindra aza jerena amin’ny tongotra ka hatramin’ny
antampon’ny loha izy.
 Mila mitandrina foana rehefa miresaka. Raha ny olona miresaka aminao
ohatra mametraka ny tanana eo ambony latabatran dia miandrasa 30
segondra voa manao toa azy ihany koa. Afaka ovaka ovaovanao amin’ny
fihetsika madinidinika ilay izy mialohan’ny anao anao fihetsika mitovy
aminy. Raha manova fihetsika izy, dia miandrasa kely aloha vao
manomboka manao toa azy ihany koa.
 Manaraka izany, ilaina ihany koa ny mitandrina amin’ny rythme an’ny
resaka ataonareo fa izany no zava-dehibe.
 Raha te hilaza zavatra amin’ny olona miresaka aminao ianao dia ataovy
mitovy feo amin’ny olona miresaka aminao ny feonao. Mila jerena tsara
hoe manao ahoana ny ton-ny feony rehefa miresaka, somary maranitra ve
ilay feo sa matevina be. Raha matetika mampiasa termes technique izy
rehefa miresaka dia mba manaova ihany koa.
 Tena ilaina ny ‘Pacing’ mba ahatonga ny interlocuteur à l’aise tsara rehefa
miresaka. Mila hay tsara ny mi-adapter ny comportement izay mandeha
eo. Mila ianao comprehensif, calme rehefa miresaka ary meteza ho
mpihaino rehefa mandray fitenenenana ny olona miresaka aminao.
 Manaova fampiarana isan’ andro
 MISAOTRA BETSAKA TOMPOKO

You might also like