Module 5 Heruin'ny Teny

You might also like

You are on page 1of 6

Module 5: Ny Herin’ny

Teny
PAR COACH HYACINTHE BASILE
NY ANJARA ASAN’NY TENY AMIN’NY
TONTOLO ARA-PANAHY

Manana vibration ambony ny teny, Vibration izay miankina amin’ny :


 Train-kefa efa niainanao hatry ny ela
 Croyance efa ao anatinao
 Ny lalam-piainana efa niainanao
Miankina betsaka amin’ny fanononana na fampiasainao ny teny no mampisy
akony amin’ny fiainanao. Na amin’ny sehatra ny fitiavana io, na ao anatin’ny
fahatezerana, na ao anatin’ny fifaliana.
Mila hainao ny misafidy mba hahatonga anao mba ho pleine conscience
tsara be.
Rehefa mampisalala anao ny teny havoaka dia aleo ny misafidy mangina.
Mba tsy hiteraka olana hafaka kelikely.
EXERCICES MILA ATAONAO

Maka taratasy sy penina.


Soraty eo an-kavia ny teny negative fampiasanao matetika.
Ohatra: ao amin’ny olona miaraka miaina aminao ao an-trano
« Ianao dia tena mandreraka ahy mihitsy anao zaza ity fa manata-bava »
Soraty eo an-kavanana kosa ny teny Miabo izay mifanitsy amin’ny teny negative.
Ohatra amin’ny olona miaraka miaina aminao ao an-trano:
« Tiako sady mahafinaritra ahy ianao raha mangina e »
« Faly be maman raha mandeha mividy Sira ianao »
Rehefa zatra isika any aoriana any na dia hoe afaka telo andro fotsiny , dia efa
hafaka hajanona amizay.
Mankasitraka Tompoko !

You might also like