You are on page 1of 1

Toerana 

: __________________________ anio faha ___/___/_________

TARATASY FAMPANOFANA MOTO

Ny mpifanaraka izay manao Sonia eto ambany

Andiamatoa/Ramatoa/Fikambanana/Orin’asa _____________________________________
mipetraka ao __________________________ tompon’ ny karapanondrom-pirenena
laharana: I _ I _ I _ I _ I _ I _ I _ I _ I _ I _ I _ I _ I nomena tao __________________
tamin’ ny ___/___/_________ Laharana Finday _____________________________
izay soloan ‘ Andriamatoa/Ramatoa ________________________________________ tena

Mpanofa andaniny; sy

Andiamatoa/Ramatoa/Fikambanana/Orin’asa _____________________________________,
mipetraka ao ____________________, Laharana Finday______________________

Tompon’ ny Moto ankilany

Nifanarahana ary tapaka ireto manaraka ireto

Ity fifanarahana ity dia natao mba hampanofana moto ary toy izao ny momba azy

Laharana (immatriculation) __________________Toetrany (genre)___________________

Ny marika (marque)_____________________karazany (type) _______________________

Tanjany (puissance administrative ______Laharana Chassis (Num Chassis)_____________

Ny faharetan’ ny fifanarahana dia ______________ Andro

manomboka ny ___/___/_________ ka hatramin’ ___/___/_________

Toy izao ny sarany _________________________________________________________

Miantoka solika ny mpanofa : ENY  - TSIA 


Ny tompon’ny Moto dia miantoka ny fahatomombanan’ ny moto sy ny maha ara-dalana azy
eo anatrehan’ ny lalàna manan-kery eto Madagasikara

Ny tompon’ ny Moto dia tsy mahazo manao fihetsika mety hanelingelina ny mpanofa
mandritra ny fifanarahana

Ny tompon’ ny Moto Ny mpanofa Moto

You might also like