You are on page 1of 61

Manomboka

6 Volana

1
« Purée » voamanga

Ireo zavatra ilaina


1 isa

 120 g voamanga
 1 sotrokely menaka colza

Fikarakarana

1. Sasana, voasana ary tetehana ny voamanga.


2. Andrahoina amin’ny rano kely
3. Rehefa malemy tsara (masaka), totoina amin’ny «Mixer» miaraka amin’ny
menaka colza.

Mazotoa zaza o !

2
« Purée » artichaut sy petits pois

Ireo zavatra ilaina

1 isa

 60 g artichaut
 60 g petit pois
 40 g karaoty
 30 g ovy
 1 sotrokely menaka «colza»
 Persil

Fikarakarana

1. Sasana, tetehana ny artichaut


2. Voasana, sasana ary tetehana ny ovy sy ny karaoty
3. Andrahoina amin’ny entona ireo. Atao malemy tsara
4. Sasana ny petit pois, andrahoina amin’ny rano. Atao malemy tsara
5. Rehefa masaka tsara ireo, totoina amin’ny « mixer » miaraka amin’ny persil
6. Rarahana menaka colza.Afangaro tsara

Mazotoa zaza o !

3
Ron’ny ovy, epinard, salady

Ireo zavatra ilaina

1 isa

 100 g karaoty
 50 g ovy
 1 ravina épinard
 1 salady
 Persil
 Thym

Fikarakarana

1. Voasana, sasana ary tetehana ny karaoty sy ny ovy


2. Sasana ny salady, ny epinard, ny persil ary ny thym
3. Sasana ny persil sy thym
4. Andrahoina miaraka amin’ny rano daholo ireo.
5. Andrahoina amin’ny afo malefaka mandritra 1ora
6. Totoina miaraka amin’ny « mixer » miaraka amin’ny ranony ireo

Mazotoa zaza o !

4
« Purée » Ovy sy zaricovera

Ireo zavatra ilaina

1 isa

 110 g zaricovera
 110 g ovy
 1 sotrokely menaka colza
 Persil

Fikarakarana

1. Voasana, sasana ary tetehana ny ovy


2. Sasana esorina ny vodin’ny zaricovera
3. Andrahoina amin’ny entona ireo.Atao malemy tsara
4. Rehefa masaka ireo, totoina amin’ny « mixer »
5. Rarahana menaka colza. Afangaro tsara

Mazotoa zaza o !

5
« Purée » vary sy karaoty

Ireo zavatra ilaina

 60 g karaoty
 10 g vary
 ½ sotrokely menaka colza

Fikarakarana

1. Voasana, sasana ary tetehana ny karaoty


2. Andrahoina atao sosoa ny vary. Arotsaka ao ny karaoty
3. Rehefa masaka tsara ireo, miaraka totoina amin’ny « mixer »
4. Rarahana menaka colza. Afangaro tsara

Mazotoa o !

6
« Purée » vary sy baranjely

1 isa

Ireo zavatra ilaina

 100g baranjely
 2 sotrokely vary

Fikarakarana

1. Sasana, voasana ary tetehana ny baranjely


2. Andrahoina amin’ny entona.Atao masaka tsara
3. Andrahoina atao sosoa ny vary
4. Rehefa masaka ireo, totoina miaraka amin’ny « mixer »

Mazotoa zaza o !

7
« Purée » ovy amin’ny yaourt

Ireo zavatra ilaina :

 1 ovy
 1 sotro lehibe yaourt tsy misy siramamy
 Persil kely
 ½ sotrokely menaka colza

Fikarakarana
1. Voasana, sasana ary tetehana ny ovy
2. Andrahoina amin’ny entona .Atao malemy tsara
3. Sasana ny persil, tetehana
4. Rehefa masaka ny ovy, totoina amin’ny « mixer » miaraka amin’ny persil sy
ny yaourt
5. Rarahana menaka colza.Afangaro tsara

Mazotoa zaza o !

8
« Purée » korzety sy vary

Isa 1

Ireo zavatra ilaina

 1 korzety
 2 sotro lehibe vary
 90 ml rononon-jaza

Fikarakarana

1. Sasana, tetehana ny korzety. Andrahoina amin’ny entona


2. Andrahoina amin’ny ronono, atao sosoa ilay vary. Ampiana rano raha ilaina
izany
3. Rehefa masaka ireo, totoina amin’ny « mixer » miaraka

Mazotoa zaza o !

9
« Purée » korzety-voatavo

Ireo zavatra ilaina

 1 korzety
 50g voatavo

Fikarakarana
1. Voasana, esorina ny voany, sasana ary tetehana ny voatavo
2. Sasana ary tetehana ny korzety
3. Andrahoina amin’ny entona ireo.Atao masaka tsara
4. Rehefa masaka, totoina amin’ny « mixer »

Mazotoa zaza o !

10
« Purée » korzety sy zaricovera

Zavatra ilaina

 ½ korzety
 1/2 fihina zaricovera
 1 sotrokely menaka colza

Fikarakarana azy :
1. Sasana ary tetehana ny korzety
2. Sasana, esorina ny vodin’ny zaricovera
3. Andrahoina amin’ny entona ireo. Atao malemy tsara
4. Rehefa masaka tsara, totoina amin’ny « mixer »
5. Rarahana menaka colza.Afangaro tsara

Mazotoa zaza o !

11
« Purée » karaoty sy ovy

Ireo zavatra ilaina

1 isa

 165 g karaoty
 55 g ovy
 1 tahona thym

Fikarakarana

1. Voasana, sasana ary tetehana ny ovy sy ny karaoty


2. Sasana ny thym
3. Andrahoina amin’ny rano miaraka amin’ny thym ireo. Avela ho ritra ny rano
4. Rehefa masaka, esorina ny thym. Totoina amin’ny « mixer » ireo legioma

Mazotoa zaza o !

12
« Purée » zaricovera sy voatavo

Ireo zavatra ilaina

 100 g voatavo
 1 fihina zaricovera

Fikarakarana
1. Voasana, esorina ny voany, sasana ary tetehana ny voatavo
2. Sasana, esorina ny vodin’ny zaricovera
3. Andrahoina amin’ny entona ireo.Atao malemy tsara
4. Rehefa masaka dia totoina amin’ny « mixer »

Mazotoa zaza o !

13
Lasopy legioma

Ireo zavatra ilaina :

Isa 2

 1 Karaoty
 1 poireau
 1 ovy
 1 fihina épinard
 1 silaka voatavo
 20g brocoli
 1 fihina de zaricovera
 1 sotro kely menaka olive

Fikarakarana :

1. Voasana, esorina ny voany, sasana, ary tetehana ny voatavo


2. Sasana ny poireau, alaina ilay tapany fotsy ary tetehana
3. Voasana, sasana, ary tetehana ny karaoty sy ny ovy
4. Sasana, tetehana ny brocoli
5. Sasana ny épinard
6. Sasana, esorina ny vodin’ny zaricovera

14
7. Hendihendasina amin’ny menaka ny poireau
8. Afaka kelikely, arotsaka ny epinard.Hendihendasina
9. Asiana rano
10. Arotsaka ireo legioma.
11. Avela amin’ny afo mandritra 1ora. Tsy atao ritra
12. Rehefa masaka ireo, totoina amin’ny « mixer » miaraka amin’ny ranony

Mazotoa zaza o !

15
« Purée » karaoty sy rononon-jaza

Ireo zavatra Ilaina

 1 karaoty
 50 ml rononon-jaza

Fikarakarana
1. Voasana, sasana ary tetehana ny karaoty
2. Andrahoina amin’ny entona. Atao malemy tsara
3. Rehefa masaka tsara, totoina amin’ny « mixer » miaraka amin’ny ronono

Mazotoa zaza o !

16
« Purée » Ovy sy ronono

Ireo zavatra ilaina

1 isa

 30g ovy
 ¼ vera rononon-jaza (2ème age)
 1sotrokely menaka colza

Fikarakarana

1. Voasana, saasna ary tetehana ny ovy


2. Andrahoina amin’ny entona. Atao malemy tsara
3. Rehefa masaka, totoina amin’ny mixer miaraka amin’ny ronono
4. Rarahana menaka colza.Afangaro tsara

Mazotoa o !

17
Lasopy poireau sy ovy

Ireo zavatra ilaina :

 1 poireau
 1 ovy

Fikarakarana

1. Voasana, sasana ary tetehana ny ovy


2. Sasana, alaina ny tapany fotsy amin’ny poireau, tetehana
3. Andrahoina amin’ny entona ireo
4. Rehefa masaka ireo, totoina amin’ny « mixer ».
5. Ampiana rano kely raha ilaina izany

Mazotoa zaza o !

18
Lasopy salady

Ireo zavatra ilaina :

 3 ravina salady
 3 ovy
 1 sotrokely menaka colza
 1 vera rononon-jaza (2ème age)

Fikarakarana

1. Voasana, sasana ary tetehana ny ovy


2. Sasana ary tetehan ny ravin’ny laisoa
3. Andrahoina amin’ny entona ireo. Atao malemy tsara
4. Totoina amin’ny « mixer » miaraka amin’ny ronono rehefa masaka tsara

Mazotoa zaza o !

19
« Purée » ovy - epinard

Ireo zavatra ilaina :

 1 fihina epinard
 1 ovy.

Fikarakarana

1. Voasana, sasana ary tetehana ny ovy.


2. Sasana ny epinard
3. Andrahoina amin’ny entona ireo
4. Rehefa masaka, totoina miaraka amin’ny « mixer »

Mazotoa zaza o !

20
« Purée » karaoty sy brocoli

Ireo zavatra ilaina :

 50g brocolis
 2 karaoty

Fikarakarana

1. Voasana, sasana ary tetehana ireo karaoty


2. Sasana, tetehana ny brocolis
3. Andrahoina amin’ny entona ireo
4. Totoina amin’ny « mixer » rehefa masaka tsara

Mazotoa o !

21
Lasopy chou fleur

Ireo zavatra ilaina :

 150g chou-fleur
 1/2 vera rononon-jaza (2ème âge)

Fikarakarana

1. Sasana, tetehana ny chou fleur


2. Andrahoina amin’ny entona.Atao malemy tsara
3. Rehefa masaka, totoina amin’ny « mixer » miaraka amin’ny ronono

Mazotoa zaza o !

22
Lasopy poireau-ovy-karaoty

Ireo zavatra ilaina

Isa 1

 1 poireau
 1 karaoty
 1ovy
 1sotro kely menaka colza.

Fikarakarana

1. Voasana, sasana ary tetehana ny ovy sy ny karaoty


2. Sasana, alaina ny tapany fotsy amin’ny poireau ary tetehana
3. Andrahoina amin’ny rano ireo.
4. Rehefa masaka totoina amin’ny « mixer » miaraka amin’ny ranony.
5. Rarahana menaka colza.Afangaro tsara

Mzotoa zaza o !

23
« Purée » voamanga sy korzety

Ireo zavatra ilaina

3 isa

 100g voamanga
 1 korzety
 1 sotrokely

Fikarakarana

1. Voasana, sasana ary tetehana ny karaoty sy ny voamanga


2. Andrahoina amin’ny entona ireo.Atao malemy tsara
3. Rehefa masaka tsara, totoina amin’ny « «mixer »
4. Rarahana menaka colza. Afangaro tsara

Mazotoa zaza o !

24
« Purée » karaoty sy navet

Ireo zavatra ilaina :

 2 karaoty
 1 navet
 2 sotro lehibe rononon-jaza (2ème âge)

Fikarakarana

1. Voasana, sasana ary tetehana ny navet sy ny karaoty


2. Andrahoina amin’ny entona ireo. Atao malemy tsara
3. Rehefa masaka ireo, totoina amin’ny « mixer » miaraka amin’ny ronono

Mazotoa zaza o !

25
« Purée » voatavo sy karaoty

Isa 1

Ireo zavatra ilaina

 100g voatavo
 1/2 ovy
 30 ml rononon-jaza( 2ème age)
 1/2 karaoty

Fikarakarana:

1. Voasana, esorina ny voany, sasana ary tetehana ny voatavo


2. Voasana, sasana, ary tetehana ny ovy sy ny karaoty
3. Andrahoina amin’ny entona ireo.Atao malemy tsara
4. Rehefa masaka totoina amin’ny « mixer » miaraka amin’ny rononon-jaza

Mazotoa zaza o !

26
Lasopy karaoty-korzety-ovy

Ireo zavatra ilaina :

 1 korzety
 2 karaoty
 1 ovy
 1 sotro kely menaka olive

Fikarakarana :

1. Voasana, sasana ary tetehana ny ovy, ny korzety ary ny karaoty


2. Hendihendasina amin’ny amin’ny menaka ireo.
3. Asiana rano.
4. Avela hangotraka mandritra 30minitra
5. Rehefa masaka, totoina miaraka amin’ny rano nandrahoina an’azy ireo (amin’ny
mixer)

Mazotoa zaza o !

27
« Purée » korzety-karaoty- kobam-bary

Ireo zavatra ilaina

1 isa

 10 g kobam-bary
 100 g korzety
 100 g karaoty
 1sotro kely menaka colza

Fikarakarana

1. Voasana, sasana, ary tetehana ny karaoty sy ny korzety


2. Andrahoina amin’ny entona ireo.Atao malemy tsara
3. Andrahoina amin’ny rano ny koba. Aroharohana. Avela ihatevina
4. Rehefa masaka ireo legioma, totoina amin’ny « mixer ».
5. Afangaro ireo legioma sy ny koba efa masaka
6. Rarahana menaka. Afangaro tsara.

Mazotoa zaza o !

28
Lasopy voatabia sy basilic

Ireo zavatra ilaina

1 isa

 165 g voatabia
 55 g ovy
 6 ravina basilic
 1 sotrokely menaka colza

Fikarakarana

1. Sasana ny voatabia
2. Arotsaka anatin’ny rano mangotraka mandritra 5 minitra
3. Esorina ny hodiny
4. Voasana, sasana ary tetehana ny ny ovy
5. Sasana ny basilic
6. Andrahoina amin’ny entona ireo
7. Rehefa masaka, totoina amin’ny « mixer »
8. Rarahana menaka colza

Mazotoa zaza o !

29
« Purée» brocoli sy ovy

Ireo zavatra ilaina

1 isa

 165 g brocoli
 55 g ovy
 ½ sotrokely menaka colza

Fikarakarana

1. Sasana, tetehana ny brocoli


2. Voasana, sasana ary tetehana ny ovy
3. Andrahoina amin’ny entona ireo
4. Totoina miaraka amin’ny « mixer » ireo rehefa masaka
5. Rarahana menaka colza. Afangaro tsara

Mazotoa zaza o !

30
« Purée » voatavo sy vary

Ireo zavatra ilaina

• 100 g voatavo
• 1 sotrokely vary
• ½ sotrokely menaka colza
• 50 ml rano mangotraka

Fikarakarana

1. Sasana, voasana, esorina ny voany ary tetehana ny voatavo.


2. Andrahoina miaraka amin’ny vary ilay voatavo votetika
3. Rehefa masaka ireo. Totoina amin’ny « mixer » miaraka.

Mazotoa zaza o !

31
« Purée » karaoty sy zaricovera

Ireo zavatra ilaina

 1 fihina zaricovera
 1 karaoty

Fikarakarana
1. Sasana, esorina ny vodin’ny zaricovera
2. Sasana, voasana ary tetehana ny karaoty
3. Andrahoina amin’ny entona ireo
4. Atao malemy tsara
5. Rehefa masaka totoina amin’ny « mixer » ireo

Mazotoa zaza o !

32
« Purée » toton-kena sy brocoli

Ireo zavatra ilaina

1 isa

 120 g brocoli
 90 g ovy
 10 g nofon-kena
 1 sotrokely menaka colza

Fikarakarana

1. Sasana, voasana ary tetehana ny ovy.


2. Sasana, tetehana ny brocolis.
3. Andrahoina amin’ny entona ireo.Atao malemy tsara
4. Mandritra izay andrahoina amin’ny rano ny hena. Atao malemy tsara
5. Rehefa masaka ireo totoina miaraka amin’ny « mixer »

Mazotoa zaza o !

33
« Purée » karaoty sy paty

Ireo zavatra ilaina

 1 karaoty
 20g Paty (vermicelle)
 1 sotrokely menaka colza

Fikarakarana

1. Voasana, sasana ary tetehana ny karaoty


2. Andrahoina amin’ny entona. Atao malemy tsara
3. Andrahoina amin’ny rano mangotraka ny paty (vermicelle)
4. Sihifina ny ranony rehefa masaka
5. Rehefa masaka ny karaoty, totoina amin’ny « mixer » miaraka amin’ny paty teo
6. Rarahana menaka colza.Afangaro tsara

Mazotoa zaza o !

34
« Purée » zaricovera sy nofon’akoho

Ireo zavatra ilaina

1 isa

 165 g zaricovera
 55 g ovy
 10 g nofon’akoho
 1 sotrokely menaka colza

Fikarakarana

1. Sasana, esorina ny vodin’ny zaricovera.


2. Voasana, sasana ary tetehana ny ovy
3. Andrahoina miaraka amin’ny entona.Atao malemy tsara
4. Totoina amin’ny mixer ireo, rehefa masaka

Mazotoa zaza o !

35
« Purée » voatavo-korzety-ovy-nofon-
kena)

Ireo zavatra ilaina

1 isa

 100 g voatavo
 50 g korzety
 50 g ovy
 10 g nofon-kena
 1 tahona persil
 1 sotrokely menaka colza

Fikarakarana

1. Voasana, sasana ary tetehana ny ovy sy ny korzety


2. Voasana, esorina ny voany, sasana ary tetehana ny voatavo
3. Sasana ny persil
4. Andrahoina amin’ny entona ireo legioma.Atao malemy tsara
5. Andrahoina amin’ny rano ny hena. Atao ritra rehefa masaka
6. Rehefa masaka ireo, totoina amin’ny « mixer » miaraka amin’ny persil.
7. Rarahana menaka colza.Afangaro tsara.

Mazotoa zaza o !

36
« Purée » korzety-ovy-nofon’akoho

Ireo zavatra ilaina

1 isa

 165 g korzety
 55 g ovy
 10 g nofon-kena
 1 sotrokely menaka colza
 Tongolo raviny

Fikarakarana

1. Voasana, sasana ary tetehana ny ovy sy ny korzety


2. Andrahoina amin’ny entona ireo. Atao malemy tsara
3. Andrahoina amin’ny rano ny nofon-kena. Avela ho ritra
4. Rehefa masaka ireo, totoina miarak amin’ny « mixer » miaraka amin’ny tongolo
raviny
5. Rarahana menaka colza. Afangaro tsara

Mazotoa zaza o !

37
« Purée » Ovy –karaoty- nofon-trondro

Ireo zavatra ilaina

1 isa

 55 g ovy
 165 g karaoty
 10 g nofon-trondro
 1 sotrokely menaka colza
 Thym

Fikarakarana

1. Voasana, sasana ary tetehana ny ovy sy ny karaoty


2. Sasana ny thym
3. Andrahoina amin’ny entona ireo legioma
4. Andrahoina amin’ny rano ny nofon-trondro. Alatsaka ao ny thym. Avela ritra
5. Rehefa masaka ireo, esorina ny thym
6. Totoina miaraka amin’ny « mixer » ny legioma sy ny nofon-trondro
7. Rarahana menaka colza . Afangaro tsara

Mazotoa zaza o !

38
« Purée » korzety-ovy- nofon’akoho

Ireo zavatra ilaina

1 isa

 10 g nofon’akoho
 50 g ovy
 160 g korzety
 1 sotrokely menaka colza
 Thym

Fikarakarana

1. Voasana, sasana ary tetehana ny ovy sy ny korzety


2. Andrahoina amin’ny entona ireo
3. Andrahoina amin’ny rano ny nofon’akoho misy thym. Atao ritra
4. Rehefa masaka ireo, esorina ny thym
5. Totoina miaraka amin’ny « mixer »ny nofon’akoho sy ny korzety ary ny ovy
6. Rarahana menaka colza.Afangaro tsara

Mazotoa zaza o !

39
« Purée » karaoty-ovy-brocoli-
nofon’akoho

Ireo zavatra ilaina

1 isa

 100 g karaoty
 60 g brocolis
 60 g ovy
 10 g nofon’akoho
 1 sotrokely menaka colza

Fikarakarana

1. Voasana, sasana, ary tetehana ny ovy sy ny karaoty


2. Sasana ary tetehana ny brocoli
3. Andrahoina amin’ny entona ireo. Atao malemy tsara
4. Andrahoina amin’ny rano ny nofon’akoho. Atao ritra
5. Rehefa masaka ireo, totoina miaraka amin’ny « mixer »
6. Rarahana menaka colza ; Afangaro tsara

Mazotoa zaza o !

40
« Purée » poireau-ovy- épinard

Ireo zavatra ilaina

1 isa

 90 g poireau
 90 g épinard
 45 g ovy
 1 sotro kely menaka colza

Fikarakarana

1. Sasana ny poireau, alaina ny tapany fotsy ary tetehana


2. Sasana ny epinard
3. Voasana, sasana ary tetehana ny ovy
4. Andrahoina amin’ny entona ireo
5. Totoina amin’ny « mixer » rehefa masaka.
6. Rarahana menaka colza.Afangaro

Mazotoa zaza o !

41
« Purée » korzety-ovy-tongolo be

Ireo zavatra ilaina

1 isa

 140 g korzety
 70 g ovy
 1/2 tongolo be
 1 sotrokely menaka colza

Fikarakarana

1. Voasana, sasana, ary tetehana ny ovy sy ny korzety


2. Voasana, tetehana ny tongolo be
3. Andrahoina amin’ny rano ireo. Tsy avela ho ritra ny rano fa anamelana rano kely
4. Rehefa masaka, totoina amin’ny « mixer »
5. Rarahana menaka colza. Afangaro tsara

Mazotoa zaza o !

42
« Purée » korzety sy nofon-kena

Ireo zavatra ilaina :

 2 korzety
 20 g nofon-kena
 ½ sotro kely menaka colza

Fikarakarana

1. Sasana ary tetehana ny korzety


2. Andrahoina amin’ny entona. Atao malemy tsara
3. Andrahoina amin’ny rano ny nofon-kena. Atao ritra
4. Rehefa masaka ireo, totoina amin’ny « mixer »
5. Rarahana menaka colza. Afangaro tsara

Mazotoa zaza o !

43
« Purée » paty-karaoty-zaricovera-
brocoli

Ireo zavatra ilaina :

 120 g karaoty
 30 g zaricovera
 60 g brocoli
 60 g paty vermicelle
 350 ml rononon-jaza

Fikarakarana

1. Voasana, sasana ary tetehana ny karaoty


2. Sasana, esorina ny vodin’ny zaricovera
3. Sasana, tetehana ny brocoli
4. Andrahoina amin’ny entona ireo.Atao malemy tsara
5. Andrahoina amin’ny rano mangotraka ny paty.
6. Sihifina ny rano rehefa masaka
7. Totoina miaraka amin’ny legioma sy ronono ilay paty (amin’ny « mixer »)

Mazotoa zaza o !

44
« Purée» karaoty-korzety-nofon’akoho

Ireo zavatra ilaina

1 isa

 110 g korzety
 110 g karaoty
 10 g nofon’akoho
 ½ sotrokely menaka colza
 Persil

Fikarakarana

1. Voasana, sasana ary tetehana ny karaoty


2. Sasana, tetehana ny korzety
3. Andrahoina amin’ny entona ireo
4. Andrahoina amin’ny rano ny nofon’akoho. Atao ritra
5. Rehefa masaka ireo, totoina amin’ny « mixer »
6. Rarahana menaka colza. Afangaro tsara

Mazotoa zaza o !

45
« Purée » chou fleur-nofon-kena-thym

Ireo zavatra ilaina

1 isa

 Chou fleur
 50g ovy
 10g nofon-kena
 thym
 1 sotrokely menaka «colza»

Fikarakarana

1. Sasana, tetehana ny chou fleur


2. Voasana, sasana ary tetehana ny ovy
3. Andrahoina amin’ny entona ireo.
4. Andrahoina amin’ny rano ny nofon-kena miaraka amin’ny thym. Atao ritra
5. Rehefa masaka ireo, esorina ny thym, totoina amin’ny « mixer » ireo
6. Rarahana menaka colza. Afangaro tsara

Mazotoa zaza o !

46
« Purée » epinard-korzety-nofon-
kena

Ireo zavatra ilaina :

 1 Fihina epinard
 1 korzety
 20g nofon-kena

Fikarakarana

1. Sasana, tetehana ny korzety


2. Sasana ny epinard
3. Andrahoina amin’ny entona ireo
4. Andrahoina amin’ny rano ny nofon’akoho.Atao ritra
5. Rehefa masaka ireo, totoina miaraka amin’ny « mixer »

Mazotoa zaza o !

47
« Purée » poireau-ovy-nofon-kena

Ireo zavatra ilaina :

 1 ovy
 1 poireau
 15g nofon-kena
 ½ sotrokely menaka colza

Fikarakarana

1. Voasana, sasana ary tetehana ny ovy


2. Sasana, alaina ny tapany fotsy amin’ny poireau, tetehana
3. Andrahoina amin’ny entona ireo.Atao malemy tsara
4. Andrahoina amin’ny rano ny nofon-kena. Atao ritra
5. Rehefa masaka ireo, totoina miaraka amin’ny mixer
6. Rarahana menaka colza. Afangaro tsara

Mazotoa zaza o !

48
« Purée» karaoty-navet- nofon-kena

Ireo zavatra ilaina :

 2 karaoty
 1/2 navet
 2 sotro lehibe rononon-jaza (2ème âge)
 20g nofon-kena

Fikarakarana

1. Voasana, sasana ary tetehana ny navet sy ny karaoty


2. Andrahoina amin’ny entona ireo.Atao malemy tsara
3. Andrahoina amin’ny rano ny nofon-kena. Atao ritra
4. Rehefa masaka ireo, totoina miaraka amin’ny ronono amin’ny « mixer » ireo

Mazotoa zaza o !

49
« Purée » baranjely-karaoty-ovy-
nofon’akoho

Ireo zavatra ilaina

1 isa

 10 g nofon’akoho
 60 g baranjely
 60 g voatabia
 60 g karaoty
 50 g ovy
 1 sotrokely menaka colza

Fikarakarana

1. Voasana, sasana ary tetehana ny ny ovy sy ny karaoty


2. Sasana ary tetehana ny baranjely.
3. Andrahoina amin’ny entona ireo. Atao malemy tsara
4. Andrahoina amin’ny rano ny nofon’akoho.Atao ritra
5. Rehefa masaka ireo, totoina miaraka amin’ny « mixer »
6. Rarahana menaka colza. Afangaro tsara

Mazotoa zaza o !

50
« Purée » ovy-karaoty-korzety-
nofon-trondro

Isa 1

Ireo zavatra ilaina

 1 ovy
 1 karaoty
 1/2 korzety
 20g nofon-trondro
 1 sotro kely menaka olive

Fikarakarana

1. Voasana, sasana ary tetehana ny korzety, ny karaoty ary ny ovy


2. Andrahoina amin’ny entona ireo
3. Hendahendasina amin’ny menaka colza kosa ny nofon-trondro. Rarahana rano kely
raha ilaina izany.
4. Rehefa masaka ireo legioma, totoina amin’ny « mixer » miaraka amin’ny nofon-
trondro

Mazotoa zaza o !

51
« Purée » karaoty-ovy-thym

Ireo zavatra ilaina

1 isa

 165 g karaoty
 55 g ovy
 1 tahona thym

Fikarakarana

1. Voasana, sasana ary tetehana ny ovy sy ny karaoty


2. Sasana ny thym
3. Andrahoina amin’ny rano ny ovy sy karaoty miaraka amin’ny thym. Avela ho ritra
4. Rehefa masaka tsara, esorina ny thym
5. Totoina amin’ny « mixer » ireo legioma

Mazotoa zaza o !

52
Tsindrin-tsakafo/Mamy

Kompoty paoma sy biscuit

Ireo zavatra ilaina :

 1 paoma
 1 biscuit (P’tit lou)

Fikarakarana :

1. Sasana, voasana, esorina ny voany aty tetehana ny paoma


2. Andrahoina amin’ny rano kely
3. Andrahoina mandritra 10 minitra.Aroharohana matetika
4. Rehefa masaka, totoina amin’ny « mixer »
5. Ny biscuit alona kely amin’ny ronono. Afangaro tsara
6. Arotsaka amin’ilay paoma avy eo. Afangaro tsara

Mazotoa zaza o !

53
Kompoty biscuit sy paiso

Ireo zavatra ilaina :

 1 paiso
 1 biscuit (P’tit lou)

Fikarakarana :

1. Sasana, voasana ary esorina ny voan’ny paiso


2. Andrahoina amin’ny rano kely.
3. Andrahoina mandritra 10 minitra. Aroharohana matetika
4. Rehefa masaka, totoina amin’ny « mixer »
5. Ny biscuit somary alona kely amin’ny ronono dia afangaro tsara
6. Arotsaka amin’ilay paiso teo
7. Afangaro tsara

Mazotoa zaza o !

54
Kompoty paiso sy Karaoty

Ireo zavatra ilaina :

 1 paiso masaka
 1 karaoty.

Fikarakarana :

1. Voasana, sasana ary tetehana ny karaoty


2. Sasana, voasana esorina ny voan’ny paiso
3. Andrahoina amin’ny rano kely ny karoty
4. Arotsaka eo antenantenany ny paiso
5. Afangaro matetitetika
6. Rehefa masaka ireo, totoina amin’ny « mixer »

Mazotoa zaza o !

55
Kompoty akondro sy biscuit

Ireo zavatra ilaina :

 2 biscuit (P’tit lou ohatra)


 1/2 akondro

Fikarakarana

1. Sasana, voasana, ary tetehana ny akondro


2. Andrahoina amin’ny rano kely
3. Andrahoina mandritra 10 minitra. Aroharohana matetika
4. Rehefa masaka dia totoina amin’ny « mixer » miaraka amin’ny biscuit
5. Raha toa ka tsy manana « mixer » dia somary alona kely amin’ny ronono ilay
biscuit de potehina. Ny akondro koa potehina tsara amin’ny forsety. Dia
afangaro tsara

Mazotoa zaza o !

56
Kompoty akondro sy paoma

Ireo zavatra ilaina :

 3/4 paoma
 1/2 akondro

Fikarakarana :

1. Sasana, voasana ary tetehana ny akondro


2. Sasana, voasana, esorina ny voany, ary tetehana ny paoma
3. Andrahoina amin’ny rano kely ireo
4. Andrahoina 10 minitra. Aroharohana matetika
5. Rehefa masaka, totoina amin’ny « mixer »

Mazotoa zaza o !

57
« Purée » paiso sy akondro

Ireo zavatra ilaina

1 isa

 150 g ankondro
 50 g paiso

Fikarakarana

1. Sasana, voasana, esorina ny voany ary tetehana ny paiso


2. Sasana, voasana ary tetehana ny ankondro.
3. Andrahoina amin’ny entona ireo. Atao malemy tsara
4. Rehefa masaka, totoina amin’ny «Mixer»

Mazotoa zaza o !

58
Kompoty paiso sy akondro

Ireo zavatra ilaina

1 isa

 70 g paiso
 70 g ankondro

Fikarakarana

1. Sasana, voasana ary esorina ny voan’ ny paiso.


2. Sasana, voasana ary tetehana ny ankondro.
3. Andrahoina amin’ny entona ireo.Atao malemy tsara
4. Totoina amin’ny « mixer » rehefa masaka.

Mazotoa zaza o !

59
Vovo-katsaka sy ronono

Ireo zavatra ilaina :

 1 vera rononon-jaza 2ème âge na rononom-bary


 20g siramamy
 2 sotro lehibe vovo-katsaka

Fikarakarana

1. Hafanaina amin’ny afo malefaka ny ronono. Aroharohana matetitetika.


2. Rehefa mafana tsara maka 1/3 amin’ny ilay ronono. Atao anaty bakoly. Afangaro
vovo-katsaka
3. Afangaro tsara.
4. Arotsaka ao anaty vilany misy ambin’ilay ronono ilay fangaro.
5. Tohizana afangaro mandritra 3-5 minitra.
6. Afaka hoanina matimaty na koa mangatsiaka

Mazotoa zaza o !

60
Kompoty paoma sy paiso

Ireo zavatra ilaina

1 isa

 80 g paoma
 80 g paiso

Fikarakarana

1. Voasana, sasana, esorina ny voany ary tetehana ny paoma


2. Voasana, sasana ary esorina ny voany ary tetehana ny paiso
3. Andrahoina amin’ny rano 1 sotro kely ireo voankazo
4. Afangaro matetitetika
5. Totoina amin’ny « mixer » ireo voankazo rehefa masaka tsara

Mazotoa zaza o !

61

You might also like