You are on page 1of 1

NY TABATABA NY PESTA

I- Mpandray anjara I- Mpandray anjara

 Feno
 Faly
 Donga
 Vazaha
 Soanagaly
II- Famintinana
II- Famintinana
Nitranga tampoka ny aretina pesta tao Marovato. Anisan’ny voa i
Izy io dia mitantara ny zava-nitranga tamin’ny volana martsa 1947. Manana. Fitsaboana gasy no natao taminy. Maty ny aretina ihany anefa
Vanim-potoana ny MDRM izany. Mitantara ny fampijaliana nanjo an’ny izy. Niharihary ny tsy fitoviana teo amin’ny manana sy ny tsy manana. Ny
Malagasy nataon’ny Soanagaly izay nobaikoin’ny vazaha. Betsaka ny manana afaka maka mpitsabo, vangian’ny olona indrindra ireo olona
maty tamin’izany nohon’ny fitiavan-tanindrazana. Anisan’izany i Feno ambony (mpitandrina, mpampianatra, mpiadidy,…), be mpandevina. Ny
zokin’ny Faly izay nalevin’i Donga namany fa maro ny zava-bitany tsy manana manao fitsaboana gasy, tsy misy mpamangy, tsy misy
nankasitrahan’ny olona azy. Maro ihany koa ny zavatra nozakain’izy ireo. mpandevina. Nanararaotra ny zava-nitranga ny fetsifetsy (Ramiandrisoa
Taty aoriana dia azon’ny Malagasy ihany ny fahaleovantena ary i Faly mpivarotra lambamena), nitombo ny vidin-javatra ka ny tena lasibatra dia
ihany no sisa mba velona tamin’ny fianakaviany. ireo mahantra.

You might also like