You are on page 1of 25

MINISTERAN’NY ATITANY SY NY

FITSINJARAM-PAHEFANA

------- o0o -------

IVONTOERAM-PIRENENA

MOMBA NY FITSINJARAM-PAHEFANA

SY NY FAMPANDROSOANA IFOTONY

-----------------------

DRAFITR’ASA, FANDAHARAN’ASA,
FANATANTERAHANA SY FIZOHINA
NY FANATANTERHANA

BOKIN’NY MPANDRAY ANJARA

MAY 2017

0
Fizaha-takelaka
FIZARANA I : FAMPIDIRANA .......................................................................................................................3
FIZARANA II : FINTINA IREO VENTIM-PIOFANANA .............................................................................3
VENTIM-PIOFANANA I : FANDRAFETANA SY FITANTANANA TETIKASA ..................................3
Atrika I : Filazana momba ny tetikasa fampandrosoana ifotony ........................................................4
Atrika II : Fanavahana ny tetikasa ..........................................................................................................5
Atrika III : Fandrafetana ny tetikasa......................................................................................................6
Atrika IV : Taratasy sy fanehoana tetikasa iray .....................................................................................7
Atrika V : Jeritodika momba ny fitantanana ny tetikasa ...................................................................10
VENTIM-PIOFANANA II : FITADIAVANA MPIARA-MIOMBON’ANTOKA ....................................11
Atrika I : Fiombonana antoka amin’ny ankapobeny ..........................................................................12
Atrika II : Fametrahana fiaraha-miombon’antoka .............................................................................12
Atrika III : Fitantanana ny fiaraha-miombon’antoka.........................................................................13
Atrika IV : Filazana momba ny mpiara-miombon’antoka .................................................................13
Atrika V : Fanetsehana ny loharanom-bola anatiny ...........................................................................14
VENTI-PIOFANANA III : FANAZAVANA MOMBA NY FANAJARIANA NY TANY.........................15
Atrika I : Famaritana ny hoe fanajariana ny tany ...............................................................................15
Atrika II : Drafitra fanajariana kaominaly (DFK) ...............................................................................15
VENTIM-PIOFANANA IV : TSENAM-BAROTRA HO AN’NY TANY .................................................16
Atrika I : Famaritana sy fotokevitra fisarihana ...................................................................................17
Atrika II : Dingana atao amin’ny tsenam-barotra ny tany .................................................................17
Atrika III : fitaovana sy fomba fampiasa ..............................................................................................18
VENTI-PIOFANANA V : ANTONTAN’ISA SY HEVITRA .....................................................................18
Atrika I : Famaritana sy fametrahana antontan’isa sy hevitra ..........................................................19
Atrika II : Fitantanana antontan’isa sy hevitra....................................................................................19

Kisary :
Kisary 1 : Rafitra tetikasa ................................................................................................................................................ 4
Kisary 2 : Dingana arahina ho amin’ny fandrafetana tetikasa ................................................................................ 5
Kisary 3 : Làlana hodiavina amin’ny fandrafetana ny tetikasa ............................................................................... 6
Kisary 4 : Hevitra tetikasa tsara, tetikasa tsara ......................................................................................................... 6
Kisary 5: Ireo singan’ny fananganana tetikasa .......................................................................................................... 7
Kisary 6 : Sarin’ny famakafakana ny olana ................................................................................................................ 7
Kisary 7 : Fahombiazana – fahazoana tombony –fihaikena................................................................................... 10
Kisary 8: Fikarohana ombon’antoka sy ny kaominana ........................................................................................... 12
Kisary 9 : Tsena momba ny fipetrahan’ny asa ara-toekarena ............................................................................... 17
Kisary 10 : Dingana fametrahana ny tsenam-barotra momba ny tany ............................................................... 18

1
Lisitry ny tovana :
Tovana 1 : Classification du projet selon secteur et catégorie
Tovana 2 : Différents types de documents du projet
Tovana 3 : Initiation de base : ‘comptabilité’

LISITRY NY FANAFOHEZAN-TENY

3Q2C : Inona no hatao ? iza no hanao azy ireo ? rahoviana no hanaovana azy? Ahoana no
hanaovana azy? Ohatrinona ?
ADL : Mpiandraikitra ny fampandrosoana ifotony
AGF : Mpiandraikitra ny Biraon’ny fananan-tany
CBP : Komitin’ny tetibola ifarimbonana
CCI : Kaomisiona kaominaly momba ny hetra
CTD : Vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana
FKT : Fokontany
GIZ : Deutsche Gesellschaft für Internationale Zusammenarbeit
INDDL : Ivontoeram-pirenena momba ny fitsinjaram-pahefana sy ny fampandrosoana ifotony
LOAT : Lalàna mikasika ny fironana ankapobeny momba ny fitsinjaram-pahefana
M2PATE : Ministeran’ny tetik’asan’ny Filoha, ny fampitaovana ary ny fanajariana ny tany
MAP : Firaketana mialohan’ny tetik’asa
MECIE : Fampiraisana ny fitantanana ny fotodrafitr’asa miaraka amin’ny tontolo iainana
MIP : Firaketana ny fitiliana ny tetik’asa
ONG : Rafitra tsy miankina amin’ny fanjakana
PCD : Drafitr’asa fampandrosoana ny kaominina
PIP : Fandaharana ny fotodrafitr’asa mpanjakàna
PLOF : Drafitra ifotony momba ny fananan-tany
PNAT : Politika nasionaly momba ny fanajariana ny tany
PODC : Drafitr’asa – Fandaminana – Fitantanana – Fanaraha-maso
ProDéCID : Tetik’asa fampandrosoana manohana ny kaominina sy ny fitsinjaram-pahefana
PTF : Mparamiombon’antoka ara-bola sy teknika
PUDi : Drafitr’asan’ny tanan-dehibe ankapobeny
SAC : Drafitra fanajariana ny tany
SEPO : Fahombiazana – Faheresena– Otrikarena - Sakana
SGBD : Rafitra fintantanana ny antotan’isa sy hevitra
SIG : Rafitra mirakitra ny vaovao ara-jeografika
SLC : Rafitra ifotony momba ny fikaonan-doha
SRAT : Drafitra fanajarian’ny faritra /sampan’asa momba ny fanajariana ny tany
STD : Sampan’asa tekninka itsinjaram-pitondrana
SWOT : Hery - Fahosana – Azo trandrahina – Rahona (loza mety hitranga)

2
FIZARANA I : FAMPIDIRANA
Ity fiofanana ity dia mitondra ny lohateny hoe : Drafitr’asa, fandaharan’asa, fanatanterahana,
fizohina ny fanatanterahana. Ireo Ny ventim-piofanana dia mizara ho toy izao :
- Fananganana sy fitantanana ny tetikasa fampandrosoana ;
- Fitadiavana mpiaramiombon’antoka ho fanatanterahana ny tetikasa ;
- Fanehoana tsotra momba ny fanajariana ny tany ;
- Paik’ady momba ny tsenan-tany;
- Antontan’isa sy hevitra.
Ireo ventim-piofanana ireo dia nalaina tao amin’ny lasitra momba ny asa, ny fiofanana ary ny
fanomezana mari-pahalalàna ho an’ny mpiandraikitra ny fampandrosoana ifotony.
FIZARANA II : FINTINA IREO VENTIM-PIOFANANA
VENTIM-PIOFANANA I : FANDRAFETANA SY FITANTANANA TETIKASA
I. FITSIPIKA, FENITRA, FOTO-KEVITRA, FIZOTRANY

Lohateny Hevitra manamarika Loharano Fanamarihana


Famaritana ny hoe Tetike voalamina Lalàna n° 2014- Fanodinana : miditra,
« tetikasa » hanatanterahana asa izay 018 And 47 akora, olana, zava
mifandraika amin’ny ankehitriny ➔ mivoaka,
Lalàna n° 2014-
tanjona mat paika ao vokatra, vahaolana, zavatra
020 And 15
anaty fotoana voafetra irina
Alinéa 5, Art 54,
Tsiahy momba ny Fampandrosoana ifotony 55, 58, 59 And Vovo, angovo avy amin’ny
tetikasa dia fanaovana masoandro, sekoly,
fampandrosoana andalan’asa mampiasa ny 103, 150, And Kaoperativa madinika na
fandraisana an-tànana 167 par 5, And fikambanana findramam-
ifotony ho toy ny hery 180 andl 3 ; bola, orin’asa manokana
manetsika ny na fianakaviana :
Didim-
fampandrosoana ara- fambolena, varotra, asa
toekarena panjakàna n° tànana, maka faka amin’ny
2015 – 957 And enti-manana sy ny tsena
10
Sehatra (sosialy,
Karazana tetikasa Maro ny fanasokajiana.
Didim- administratifa, …)
Mahazatra ny hoe :
panjakàna n° Sokajy (fiofanana,
tetik’asa ara-tsosialy,
2015 – 959 And fanarenana, marorantsana,
tetik’asa ara-toekarena
25, And 39 andl …). Jereo Tovana
Fanavahana ny Miainga avy amin’ny 7 - Fijerena ireo tetikasa ao
tetikasa famakafakana ny anaty drafitr’asa
Didim-
vahaolana sy ny fitiliana - Fanaovana famakafakana
panjakàna n°
ny hevitra tetik’asa. Mety 2015 – 960 And - olana ;
efa voalaza any anaty 4, And 50 - vahaolana ;
drafitr’asa ireo tetik’asa - valin’ny vahaolana.
Fandrafetana ny Fanamboarana ny lafiny o Lojika mijidina
tetikasa lojika o Lojika marindrano
Dingana fanomezana o petrakevitra
anarana ny tetikasa o loharano fanamarinana
o tondrorefy azo
hamarinina
Boky mirakitra ny Boky ahafahan’ny - taratasy tetikasa ara-
mpandrafitra ny tetikasa tsosialy sy toekarena

3
Lohateny Hevitra manamarika Loharano Fanamarihana
tetikasa hanehoana azy, ary koa - bokin’ny tetikasa sy boky
natao mba ahafahan’ny ara-bola
mpiombon’antoka
handinihina izany
Fitantanana ny Fiantohana ny - Fitantanana ny enti-
tetikasa fampandehanana tsara manana : olona, fitaovana,
mihoatra ny fifanjohina vola
ny tetikasa ao amin’ny - Fizohina sy tombana :
rafitra tetikasa mijery sarimihetsika, maka
sary ny fivoaran’ny tetikasa

II. ASA LEHIBE TOKONY HOTANTERAHANA

Atrika I : Filazana momba ny tetikasa fampandrosoana ifotony


Ny ADL na mpiandraikitra ny fampandrosoana ifotony dia manamora ny firoboroboana,
fandalinana, fanavahana ary ny fanatanterahana ny tetikasa ifotony momba ny fampandrosoana.
Mandrindra sy manetsika ny rohin’ny mpisehatra eo amin’ny fampandrosoana ifotony izy. Tsy
natao hanana fahalalana manokana momba ny drafitr’asa sy ny fanatanterahana ny tetikasa fotsiny
noho izany.
Asa atao Mpisehatra Enti-manana Fotoana Vokatra andrasana
Manampy Mpanatanteraka ao Fijerena Telovolana Fantatra ireo
amin’ny amin’ny kaominina mivantana voalohany tetikasa
fijerena ny fampandrosoana
drafitr’asa antonony ezaka ao
amin’ny kaominina
Mametraka ny Ben’ny tanàna, lefitra, hadihady, Telovolana Voaangona daholo
angona momba mpitam-bola ny dinika, … voalohany ireo tetikasa rehetra
ireo tetikasa kaominina, mpitam- ao amin’ny
bola ny mpanome kaominina
alàlana
ILAINA HO TADIDIANA :
Inona no hatao hoe tetikasa ?

Tetika voalamina hantanterahana asa izay mifandraika amin’ny tanjona maty paika ao anaty
fotoana voafetra
Ny tetikasa tsara = izay manana ny tombony ambony indrindra, manana fahavoazana mety hanjo
kely indrindra mifanaraka amin’ny fenitra (anatiny sy ivelany).
Kisary maneho ny atrika

Miditra Mivoaka
akora FANODINANA Vokatra vita
olana vahaolana
Iainana Irina

Kisary 1 : Rafitra tetikasa

4
Fotoana hanapahana hevitra amin’ny fandrafetana ny tetikasa

Hevitra tetikasa

Eny Tsia

Mahaliana ve ?

Eny Tsia

Ahazoana tombony ve ?

Eny Tsia

Efa ahitana famantsiam-bola ve ?

Eny Tsia

Azo tanterahana ve ?

Eny

Fandrafetana ny tetikasa

Kisary 2 : Dingana arahina ho amin’ny fandrafetana tetikasa

Atrika II : Fanavahana ny tetikasa


Ny mpiadraikitra dia manana tanjona ny hanetsika ny mponina amin’ny fanaovana tohana momba
ny fivoarana anatiny, fanentanana, fanairan-tsaina mba ho lasa mpitondra mahay ny kaominina ary
ireo olona ao aminy dia maniry tokoa ny ho lasa mpisehatra ny fampandrosoany
Asa atao Mpisehatra Enti-manana Fotoana Vokatra andrasana
Manamora ny Mpanatanteraka ao PCD, SAC, Telovolana Ireo tetikasa
fanomezana amin’ny kaominina PUDé, … voalohany voalahatra araka ny
fahamehana ny fahamehana
tetikasa
Mandalina ireo Mpanatanteraka ao PCD, SAC, Telovolana Fantatra tsara ireo
tetikasa ao amin’ny kaominina PUDé, … voalohany tetikasa
anaty drafitrasa fampandrosoana

ILAINA HO TADIDIANA :
Lahatra lojika

Izany dia fandaharana ireo fifandraisana misy eo amin’ny tanjona voalahatra, enti-manana mba
hanatrarana azy, fepetra ilaina, vokatra andrasana, miaraka amin’ny fijerena ireo tondrorefy entina
mandrefy ny fantanterahana azy sy ny fiantraikany.

5
Fanazavana fohy Tondrorefy Fiavihan’ny Petrakevitra
fanamarinana
Tanjona ankapobeny

Tanjon’ny tetikasa

Vokatra andrasana

Asa

Làlana hodiavina amin’ny fandrafetana ny tetikasa

FANAVAHANA NY FAMARITANA
TETIKASA
− Fisy fanavahana
− Hevitre tetikasa
− Fahamehana

M.A.P FAMATSIANA

SEHATRA LOJIKA HADIHADY MAHAMETY

− Fiafarana − Tsena na fiaikena ny


− Tanjona olana
− Ny avoaka − Teknika
− Ny ampidirina − Arabola

Kisary 3 : Làlana hodiavina amin’ny fandrafetana ny tetikasa

Kisary 4 : Hevitra tetikasa tsara, tetikasa tsara

Atrika III : Fandrafetana ny tetikasa


Asa atao Mpisehatra Enti-manana Fotoana Vokatra andrasana
Dinihina ireo Mpanatanteraka eo Taratasy Telovolana Voadinika tsara ireo
taratasy amin’ny kaominina tetikasa faharoa taratasy famenoana
famenoana ananan’ny tetikasa avy amin’ny
tetikasa kaominina mpiara-
ataon’ireo miombon’antoka
mpiara-
miombon’antoka

6
Atrika IV : Taratasy sy fanehoana tetikasa iray
Boky ahafahan’ny mpandrafitra ny tetikasa hanehoana azy, ary koa natao mba ahafahan’ny
mpiombon’antoka handinihina izany.
Asa atao Mpisehatra Enti-manana Fotoana Vokatra andrasana
Manampy Mpanatanteraka eo Taratasy Mandritra ny Ireo taratasy
amin’ny anivon’ny kaominina famenoana taona famenoana tetikasa
famenoana ireo tetikasa avy any amin’ireo
taratasy ny mpiara-
mpiara- miombon’antoka dia
miombon’antoka feno tsara
ILAINA HO TADIDIANA :
Mameno taratasy tetikasa dia mandrafitra ihany koa ireo asa tokony hiditra ao amin’ny
fanatanterahana

INONA NO ATAO ?
IZA NO HANAO AZY ?
AHOANA ?
RAHOVIANA NO HATAO ?
OHATRINONA ?

IIARO

M.A.P ARABOLA
(Boky ara-bola,…)

TOVANA
(Fanamaarianana,…)

Kisary 5: Ireo singan’ny fananganana tetikasa

Tetikasa ara-tsosialy
Vokany 1 Vokany 2 Vokany 3
Famakafakana ny olana

Olana fototra

Antony 1 Antony 2

Kisary 6 : Sarin’ny famakafakana ny olana

Drafitr’asa sy laha-potoana

7
Tanjona Asa atao Fanadihadihana Fotoana Tompon’andraikitra Entimanana Tetibola

Chronogramme
Tanjona manokana Zanak’asa J F M A M J J A S O N D

Enti-manana
Enti-manana araka olona : (Rafitra fandaminana)
Olona
Asa atao Famaritana fohy ny andraikitra Fe-potoana Karama

Enti-manana ara-pitaovana
Karazany sy marika Habetsahany Vidiny Efa azo Mbola hovidiana

Drafitr’asa ny fizohina sy jerilanja


Tanjona manokana Antsipirian’asa Fe-potoana tondrorefy

Aloha Afara

Tetibola
Tetibola vinavina

Fandaniana Taona 1 Taona 2

Mpiaramiomb Tompon’ny Mpiaramiomb Tompon’ny


on’antoka tetikasa on’antoka tetikasa

I – Fanorenana tsy tsapa


- Fandalinana
- Fiofanana
- Fikarohana
Totaliny 1

II – Fanorenana Tsapa
- Fitaovana momba ny birao
- …
- Fampitaovana hafa
Totaliny 2

III – fampandehanana ny
tetikasa

8
Fandaniana Taona 1 Taona 2

Mpiaramiomb Tompon’ny Mpiaramiomb Tompon’ny


on’antoka tetikasa on’antoka tetikasa

- Kojakoja momba ny birao


- Karama sy tambi-karama
- Enti manana miditra
- Fanjifana elanelany
- …
Totaliny 3

TOTALINY ANKAPOBENY
Famintinana
Fanondroana Fandaniana Fidiram-bola Totaliny
Fandaniana
Fidiram-bola
-Mpiombon’antoka
-Tompon’ny tetikasa
Totaliny
Tetika ara-toekarena
Fanehoana ny tadidy alohan’ny tetikasa (M.A.P)

N° Ny ao amin’ny MAP Fanontaniana tokony hovaliana


01 Zava-misy ankehitriny Inona ny olana kasaina hovahana ?
Ahoana no fisehony ?
Inona avy ireo antony sy ny vokany ?
02 Ny tiana hotratrarina sy irina Inona no irina ho tonga na hisy (finalité) ?
Inona no tanjona (Objectif) ?
Inona no hotratrarina (but) ?

03 Fepetra tokony harahina Inona avy ireo zavatra mety hitranga nefa azon’ny
tompon’ny tetik’asa fehezina rehefa manao ny tetik’asa ?
Inona no zavatra mety hanimba ny fanatanterahana ny
tetik’asa?
04 Famaritana ankapobeny ny Tetik’asa inona, ahoana ny momba ny tetikasa ?
tetik’asa Inona ny paik’ady entina manatanteraka azy ?

05 Ireo zava-dehibe mivoaka Inona avy ireo vokatra voalohany mivoaka mandritra ny
amin’ny tetik’asa fanaovana ny tetik’asa ?

06 Ireo zavatra ilaina mandritra Inona avy ireo zavatra ilaina sy mila ampidirina mba
ny fanaovana ny tetik’asa hanodinana ny tetik’asa ? inona ireo enti-manana ?

07 Fepetra tsy maintsy arahina Inona avy ireo vato misakana ka tsy azon’ny tompon’ny
tetik’asa hanaovana n’inona n’inona ?
08 Fanamarinana ny tetik’asa Nahoana no io tetik’asa io no natao fa tsy tetik’asa hafa?

9
Atrika V : Jeritodika momba ny fitantanana ny tetikasa
Mpiandraikitra ny fampandrosoana ifotony mihoatra ny firosoan’ny tetikasa : famaritana ny olana
amin’ny zava-misy ankehitriny, fanamafisana ny fanomezana risika, fanombanana ny zava-misy azo
trandrahina, fitiliana ny paikady mahomby sy tsara.
Asa atao Mpisehatra Enti-manana Fotoana Vokatra andrasana
Manampy Tompon’andraikitra Tetikasa Mandritra ny Tanteraka ny
amin’ny voakasiky ny tetikasa taona fitantanana ny
fitantanana ny tetikasa
enti-manana ny
tetikasa
Manampy Tompon’andraikitra Tetikasa Mandritra ny Tafapetraka ny
amin’ny voakasiky ny tetikasa taona rafitra fizohina sy
fametrahana ny jerilanja
rafitra fizohina
sy jerilanja ny
tetikasa
ILAINA HO TADIDIANA :
Efatra (04) ny asan’ny mpitantana
P O D C
Mandrafitr’asa Mandamina Mitondra Manara-maso
Fitantanana ny enti-manana : fitantanana ny olona, fitantanana ny fitaovana, fitantanam-bola,
fitandroana ny fahatsaran’ny serasera, renforcement organisationnel
Fanaraha-maso ny enti-manana : olona, fitaovana, vola, fandaminana ireo asa, fanangonana ireo
antonta-taratasy sy fanapariahana ny vaovao, fanamafisana ny rafim-pitantanan’ny tetikasa.
Fizohina sy jerilanja
Fizohina : Ny fizohina dia ahafahan’ny mpitantana mahalala ny tena zava-misy.
Jerilanja : andraikitra sy ny maha zava-dehibe : Fahombiazana – Fihaikena – Fahazoana tombony

TANJONA

Fampihaikena Fahombiazana
a

ENTI- VOKATRA
MANANA ANDRASANA
Fahazoana

Kisary 7 : Fahombiazana – fahazoana tombony –fihaikena

10
VENTIM-PIOFANANA II : FITADIAVANA MPIARA-MIOMBON’ANTOKA

I. FITSIPIKA, FENITRA, FOTO-KEVITRA, FIZOTRANY

Lohateny Hevitra manamarika Loharano Fanamarihana


Ny fiombonan’antoka na Lalàna fehizoro (1) Filana iray voaranty sy
Famaritana ny
ombon’antoka dia n° 2014-018, efa iraisana, (2) Amin’ny
fiaraha- fifandraisan’ny Lalàna 2014-020, safidy hijanona na
miombon’antoka tokon’olona roa fara and. 183, 210,
hisintona, (3) Miaraka
fahakeliny, izay manana and 21, and. 28
ambaratongan-tanjona lah. 4, Didim- amina mpiombona antoka
iombonany ka mifanaiky panjakàna n° iray voafidy, notendrena
fa hiara-miasa, samy 2015 – 960, and na tsy azo nidifiana, (4)
hizaka izay haterak’izany 5, and. 27, and. Anatina fifandraisana
sy ireo vokatra aman- 52, and. 53, iandrandrana ireo
tombontsoa avy eo. Didim-panjakàna lanjan’ny fisokafana
n° 2015 – 957,
amin’ny hafa, lanjan’ny
and 6, and. 7 lah
5 fanajana, lanjan’ny
fitoviana
Fifanarahana CGI (Code (1) ankapobeny izay
Natao mba hametrahana
Général des mamaritra indrindra ny
ny andraikitry ny tsirairay
Impôts), paik’ady hitondrana ny
amin’ny alàlan’ny
fiombonan’antoka
fanaovan-tsonia ireo
Famoronana (2) manokana ary
fifanaraha-piarahamiasa :
loharanom-bola mikasika ny zavatra
1. Fifanaraham- eken’ny lalàna amin’ny antsipiriany sy
piaraha-miasa mifantoka amin’ny hoe :
2. Fifanarahana ‘ahoana ny fomba fiasa
manokana hanatanterahana ny
fiombonan’antoka ?’
Fametrahana ny Dingan’ny fananganana Faritana ny vina
fiaraha- fiaraha-miombon’antoka : Atao ny fanehoana ny
miombon’antoka vina – drafitr’asa - vokatra tilina ireo
serasera mpandray anjara zaraina
ny andrikitry ny rehetra
atao ny drafitr’asa
Faritana antsipiriany ny
asa, tombana, tsaraina
farànana
Fitantanana ny Fahaizana ilaina amin’y Mifampiraharaha
fiaraha- fiaraha-miombon’antoka : mifanditra fa tsisy
miombon’antoka fifampiraharahana, herisetra, miady hevitra
fitantanana ny fiarahana mba hiavina amin’ny
sy ny fotoana fifanarahana

11
II. ASA LEHIBE TOKONY HOTANTERAHANA

Atrika I : Fiombonana antoka amin’ny ankapobeny


Asa atao Mpisehatra Enti-manana Fotoana Vokatra andrasana
Isaina ireo Tompon’andraikitra Antota-taratasy Telovolana Misy ny lisitry ny
mpiara- kaominaly misy ao voalohany mpiara-
miombon’antoka amin’ny miombon’antoka ao
ny kaominina kaominina amin’ny kaominina
Raha ny marina, mandritra ny dingana hanatanerahana ny fiombonan’antoka dia tsy maintsy
idirana ny fihaonana eo amin’ny samy mpandraharaha mety ho mpiombona, avy any amin’ireo
sehatr’asa samihafa :
− Sampan-draharaham-panjakana ao an-toerana;
− Manampahefana sy ambaratongan’olom-boafidy ao an-toerana ;
− Mpandraharaha sy orinasa ;
− Ireo olona amina traikefa;
− Fampianarana sy Fanofanana;
− Sehatra filafiky ny fikambanana
Ny fikarohana ombon’antoka dia tafiditra ao anatin’ny dingan’ny drafitr’asan’ny vondrom-bahoaka
itsinjaram-pahefana indrindra ny amin’ny fanatanterahana azy

Kisary 8: Fikarohana ombon’antoka sy ny kaominana

Atrika II : Fametrahana fiaraha-miombon’antoka


Atao ny fametrahana ny fiaraha-miombon’antoka manaraka ireo dingana izay tsy maintsy hatao ary
koa manombana ny lafitsara sy ny lafiratsiny mety ho hita amin’izany.
Asa atao Mpisehatra Enti-manana Fotoana Vokatra andrasana
Faritana ny Tompon’andraikitra Fivoriana, Mandritra ny Vina mirindra ho
vinan’ny kaominaly, olom- fakàna hevitra taona an’ny rehetra
kaominina pirenena olom-pirenena
Atao ny Tompon’andraikitra Fivoriana Mandritra Vita ny drafitr’asa
drafitr’asa kaominaly fifanarahana

12
Atrika III : Fitantanana ny fiaraha-miombon’antoka
Asa atao Mpisehatra Enti-manana Fotoana Vokatra andrasana
Ampiharina ny Tompon’andraikitra Fanomanana Mandava- Ny fahombiazan’ny
teknika ny kaominaly ny fivoriana taona roa-tonta no endriky
fifampiraharahana fifampiraharahana
rehetra
ILAINA HO TADIDIANA :
Ny fifampiraharahana dia sarotra sady mifangidotra satria jerena daholo na ny olona na ny antony.
Noho izany tsy maintsy manana fahalalàna feno ny antony hifampiraharahana. Ny fitadiavana
marimaritra iraisana dia milaza foana ny hanavahana ny olona sy ny olana. Ny teny dia mamaritra
ny taktika.
Fifampiraharhana amin’ny fomba fitenenana

FIRALAHIANA FIFANANDRINANA FIFANATONANA


1. mampiseho ny 7. fikarohana ny ho mety Ny ialana amin’ny kizo tsy hay
fahavononana hifanaraka ; tombotsoan’ny ankilana ; ivoahana :
2. mitondra fijerena akaiky 8. miresaka am-pahitsiana tsy 14. ovaina ireo
ny fanolorana ny zava-misy ; misy an-kolaka raha sendra mpifanandrina ;
3. miroso am-pahamailoana ; hevitra sarotra ambara ; 15. miova toerana ;
4. mitazona ny toerana afaka 9. mampiseho ny antoka ; 16. halemena ny fiakaran’ny
miova ; 10. manome toky amin’ny tosidrà ;
5. Mampihena ny sakana ; fomba manara-penitra na tsia ; 17. mifanazava mba hanalàna
6. Maneho ny fivoaran’ny 11. manaporofo ny heviny hoe ny tsy fifanakazahoan-teny sy
toe-draharaha sy ny làlana tsara ; hevitra ;
vita ary ny milaza fa efa 12. manamarina marindrano 18. mikaroka ny marimaritra
akaiky ny marimaritra raha tojo kizo tsy hay ivoahana. iraisana hahatongavana
iraisana. amin’ny fifanekena.

Miresaka maitso – Miresaka manga - Miresaka mena mba handresen-dahatra


Miresaka maitso dia resaka atao amin’ny olona izay iantefany (FANAZAVANA) ;
Miresaka manga, milaza zava-baovao, manaitaitra (FANOMEZAM-BAOVAO) ;
Miresaka mena milaza izay tokony holazaina (FANDRESEN-DAHATRA).
Refy : 70 % maitso, 25 % manga, 5 % mena (farany betsaka)
Kapila voakiky : izy ity dia resaka hatao izay averimberina tsy miato araka izay antony hananana.
MFSV : Milaza ny zava-misy (M), maneho ny Fihetseham-po (F), manome Soso-kevitra (S) milaza
ny Vokatry ny soso-kevitra (V).
Atrika IV : Filazana momba ny mpiara-miombon’antoka
Asa atao Mpisehatra Enti-manana Fotoana Vokatra andrasana
Atsangana ny Tompon’andraikitra, Taratasy, vaovao Telovolana Karatry ny fiaraha-
karatry ny tompon’andraikitry momba ny voalohany sy miombon’antoka
fiaraha- ny tetikasa, mpiara- fiaraha- fanavaozana misy
miombon’antoka miombon’antoka miombon’antoka

13
Soso-kevitra momba ny fiaraha-miombon’antoka
Tanjona iraisana – fitandrovana ny andraikitra sy ny fitantanana – hatsarana / vidy - Fiofanana
ampidirina ao anaty fifanarahana – fitandremana araka ny fahefana mpiara-miombon’antoka.
KARATRY NY FIARAHA-MIOMBON’ANTOKA

Mpiombon’antoka Maha- Foibe Asa Toerana Tompon’andraikitra Loharanom- Asa Fanamarihana


izy iasana bola misy fanetsehana
azo hatao

Atrika V : Fanetsehana ny loharanom-bola anatiny


Asa atao Mpisehatra Enti-manana Fotoana Vokatra andrasana
Famakafakana ny Mpitambola ny Antonta- taratasy Telovolana Kaotim-
kaontim- kaominina kaominaly voalohany pitantanana
pitantanana Tompon’andraikitra voahadihady
tamin’ny 2 na 3 ny kaominaly isan-
taona lasa tsokajiny
Fametrahana Mpitambola ny Antonta-taratasy Telovolana Tatitra momba ny
jerisava momba ny kaominina momba ny hetra voalohany jerisava mikasika
hetra ifotony sy Tompon’andraikitra ny kaominina ny hetra sy
jerisava mahakasika kaominaly isan- boky ara-bola fitantanam-bola
ny fitantanana tsokajiny misy
arabola sy
bokimbola
Fanatsarana ny Mpitambola ny Paik’ady mikasika Telovolana Mihatsara ny
fanangonan-ketra kaominina ny fanangonan- faharoa fanangonan-ketra
ifotony Tompon’andraikitra ketra
kaominaly isan-
tsokajiny
Fananganana Mpitambola ny Vaovao momba Telovolana Ampiasaina ny
drafitra fanaraha- kaominina ny paik’ady faharoa drafitra fizohina
maso momba ny Tompon’andraikitra mikasika ny momba ny
fanangonan-ketra sy kaominaly isan- fanangonan-ketra fanangonan-ketra
ny drafitr’asa tsokajiny
Fanamboarana Mpitambola ny Vaovao momba Telovolana Paik’ady amin’ny
paik’ady momba ny kaominina ny paik’ady faharoa fanangonan-ketra
fanangonan-ketra sy Tompon’andraikitra mikasika ny voapetraka
fametrahana fomba kaominaly isan- fanangonan-ketra
hizohina sy tsokajiny
hanaraha-maso
Fanatanterahana ny Mpitambola ny Serasera efa Telovolana Misy ny drafitry
drafitra serasera kaominina nataon’ny faharoa ny serasera
mahakasika ny Tompon’andraikitra kaominina momba ny
vaovao ara-bola kaominaly isan- fanetseahana
tsokajiny loharanom-bola
Firafitry ny fidiram-bola ao amin’ny kaominina
Ny loharanom-bola manokan’ny vondrombahoakam-paritra itsinjaram-pahefana dia :
− ny loharanom-bola avy amin’ny hetra : lalàna 2014-020, andininy 183 sy CGI;
− ny loharanom-bola tsy avy amin’ny hetra : lalàna 2014-020, andininy 210;
− ny loharanom-bola naorina araka ny voalazan’ny lalàna.

14
Olana :
Ahoana no ahafahana mifehy ny zavatra tataovan-ketra sy hiantohana ny fanangonan-
ketra maharitra ary azo ampifanarahina amin’ny zava-misy ?
Ahoana no afahana mampafantatra ny olona ny antony ilàna ny fandoavan-ketra?
Rafitra ifotony ho amin’ny fampandrosoana kaominal
Rafitra administratifa ifotony : mpanatanteraka, mpanolo-tsaina, komity ny fokontany.
Rafitra fikahonan-doha : SLC, CBP, CCI
Rafitra administratifa misahana ny fanaraha-maso sy torohevitra :
Olona ao amin’ny ivon-ketra – ny distrika (Sefo distrika, araka ny andininy faha-12 sy 15 ao amin’ny
didim-panjakana 2005-012) - Fitsarana misahana ny ady amin’ny Fanjakana (Andininy faha-9 ny
lalàna 2001-025)
VENTI-PIOFANANA III : FANAZAVANA MOMBA NY FANAJARIANA NY TANY
I. FITSIPIKA, FENITRA, FOTO-KEVITRA, FIZOTRANY

Lohateny Hevitra manamarika Loharano Fanamarihana


« manajary » = « manodina, LOAT, RNU, Tany (toerana) :
Famaritana ny
manova mba ho lasa fampiasa, CUH vaovao, fandaminana politika,
hoe fanajariana hahomby kokoa » ekonomika, ary sosialy ka
Lalàna fehizoro
n° 2014-018 And. ny habe ara-tantara,
5, And. 14, And. ideolojika ary ara-
Fanomezan-danja ny tany
17, And. 29, And. pihetseham-po dia misy ao
arakaraka ny loharanon-
30 lah 4, And. 31, avokoa. Izy io dia
karena misy ao aminy
And. 32 lah 3, faritan’ny toerana,
And. 47, And. 50 fampanànana, dingan’ny
; Didim- fitantanana, fandovàna ary
panjakàna n° tetik’asa
Drafitra Boky mirakitra ny fironana 2015 – 960 And. Harafitra ao anatin’ny
fanajariana mba handaminana ny 28, And. 45, And. fampandraisana anjara,
kaominaly fampiasana ny tany (Faritana 48, And. 49, And. mangarahara, ary manome
ny faritra : fonenana, 50, And. 60 ny kaominina hanana vina
hambolena, voly hazo, Lalàna MECIE ho azy ao anatin’ny dimy
fotodrafitr’asa ) ambinifolo (15) taona ho
avy

II. ASA LEHIBE TOKONY HOTANTERAHANA


Atrika I : Famaritana ny hoe fanajariana ny tany
Asa atao Mpisehatra Enti-manana Fotoana Vokatra andrasana
Ampitaina ny Olom-boafidy, Fivoriana, Mandava-taona Tafita ny hafatra
foto-kevitra tompon’andraikitra fivoriam-be, amin’ny maha zava-
momba ny kaominaly, olom- fivoriana eny dehibe ny
fanajariana pirenena anivon’ny fanajariana ny tany
(raha ilàina fokontany, …
izany)
Atrika II : Drafitra fanajariana kaominaly (DFK)
Asa atao Mpisehatra Enti-manana Fotoana Vokatra andrasana
Mandray Olom-boafidy, Fivoriana, Mandavan- DFK vita na
anjara amin’ny tompon’andraikitra fivoriana taona nohavaozina
fandrafetana ny kaominaly, olom- fifampiraharana
DFK pirenena

15
ILAINA HO TADIDIANA :
Inona no atao hoe DFK na SAC ?
Boky iray mirakitra ny firehana momba ny:
- Fitsipika mikasika ny fampiasana ny tany ;
- Famaritana ireo faritra natokana ho an’ny trano fonenana, fambolena, fambolen-kazo,
fametrahana ireo fotodrafitr’asa fototra.
Nahoana no arafitra ny DFK na SAC ? Satria :
Araka ny lalàna vaovao 2014-018 tamin’ny 12 septembra 2014, ny DFK dia ahafahan’ny kaominina
- Mandrafitra sy manetsika ny fampiasam-bola miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakàna ;
- Manamafy ny fahefana sy ny orina ;
- Mandray fanapahan-kevitra marina kokoa ary manatsara ny kalitaon’ny fifampitondrana
ifotony
DFK ve mety manana sanda ara-panjakàna ? ny DFK dia :
- Ataon’ny ben’ny tanàna ofisialy (didim-pitondrana kaominaly) ;
- Ankatoavin’ny komitim-paritra misahana ny fanajariana ny tany (SRAT) ;
- Ankatoavin’ny Ministera misahana ny fanajariana ny tany raha tsy misy io komity io.
Fiovaovan’ny toetrandro
Fiantraikan’ny fiovaovan’ny toetrandro dia efa jerena manokana mandritra ny fandrafetana nyDFK
indrindra ny mahakasika ny fambolena, fiompiana, jono, rano, ala, fanodinana ireo fako.
Maninona no mampandray anjara ny mponina mandritra ny fandrafetana azy ?
Satria ny mponina no voakasika voalohany amin’ny fampiasana ny tany
Satria ny mponina no mahalala bebe kokoa ny zava-misy eo an-toerana indrindra ny fisehon’ny
fampiasana ny tany ankehitriny.
Dingan’ny DFK
Mandalo dingana efatra (04): Fanomanana, fandrafetrana, fankatoavana, fanatanterahana izay misy
ny fizohina sy ny jerilanja ary ny fanavaozana.

VENTIM-PIOFANANA IV : TSENAM-BAROTRA HO AN’NY TANY


I. FITSIPIKA, FENITRA, FOTO-KEVITRA, FIZOTRANY

Lohateny Hevitra manamarika Loharano Fanamarihana


Izany fomba iray hanatsarana Lalàna fehizoro n° Ny tany na toerana ny
Famaritana ny
ny fisarihana ny olona na 2014-018 And. 5, habaka iray voafaritry ny
tsenam-barotra rafitra ho avy eo amin’ny tany And. 14, And. 17, sisin-tany (administratifa,
mba hahatratrarana ny tanjona And. 29, And. 30 jeografika, …) izay ahitana
nofaritana. Izany hoe lah 4, And. 31, vondron’olona miara-
‘fisarihana’ fampiasam-bola And. 32 lah 3, And. miaina
47, And. 50 Lalàna
Fisarihana Singan-javatra iray Ny hoe ‘fisarihana’ dia
n° 2014-020 And.
hisintonana olona, izay fahafahan’ny toerana iray
52 lah 2, And. 55,
mampiasa fisarihana, tsara hiantso fampiasam-bola na
And. 58, And. 62,
marihina ihany koa ny tsy anatiny na ivelany
And. 66 Didim-
fahafaha-misaraka misy eo
panjakàna n° 2015
amin’ny samy toerana, ny
– 960 And. 28,
fisarihana ny tany sy ny
And. 45, And. 48,
fampiasam-bola mivantana
And. 49, And. 50,
any ivelany
And. 60

16
II. ASA LEHIBE TOKONY HOTANTERAHANA
Atrika I : Famaritana sy fotokevitra fisarihana
Asa atao Mpisehatra Enti-manana Fotoana Vokatra andrasana
Manampy Olom-boafidy, Fivoriana Mandava-taona Misy ny lisitry ny
amin’ny tompon’andraikitra tolotra momba ny
fiheverana izay kaominaly, olom- tany
fisarihana azo pirenena
atao eo amin’ny
kaominina
Kisary :
Tsenan’ny
ORIN’ASA fipetrahan’ny asa TANY
ara-toekarena
Tinady ny Tolotry ny
toetra ny toetra ny
toerana toerana

Kisary 9 : Tsena momba ny fipetrahan’ny asa ara-toekarena

Fa maninona tokoa moa ny olona no te-hifindra monina any amin’ny firenen-kafa ? Maninona moa
ireo orin’asa vaventy mamindra ny sampany iray na maro any an-kafa ? Maninona ny olom-
pirenena iray no mifindra ?
Ny kaominina misy anay dia Ny kaominina misy anay dia Ny kaominina misy anay dia
manana : manana mampatsiahy
- seranam-piaramanidina - Toerahan ahazoana - Fahazazanao
iraisam-pirenena; fahafinaretana mandrivotra - Fialam-bolinao taloha tany
- tora-pasika ho an’ny mpizaha mangina, mafana an-kafa
tany ; - Rano hantsana 10 m antsoina - Toerana lavitra nefa dia
- Anjerimanontolo ho an’ny hoe « chute de la Lily » ; akaiky izy raha aty aminay
mpianatra, ... - Havoana mahagana ao
Ambondrombe
miseho noho ny fampiasana miseho rehefa miantraika any miseho rehefa tsaroana noho
azy amin’ny fihetseham-po ny vokatra eo an-toerana ilay
tanàna
Sandan’ny fampiasana Sandan’ny fihetseham-po Sandan’ny marika
famantarana

Atrika II : Dingana atao amin’ny tsenam-barotra ny tany


Asa atao Mpisehatra Enti-manana Fotoana Vokatra andrasana
Manao ny Olom-boafidy, Fivoriana Telovolana Misy ny tatitra
jerisava tompon’andraikitra mifanesy voalohany momba ny zava-misy
momba ny kaominaly momba ny ny tsenam-barotra
tsenam-barotra jerisava ny tany
Manampy Olom-boafidy, Fivoriana Telovolana Paik’ady momba ny
amin’ny tompon’andraikitra fandrafetana voalohany tolotra hita ao anaty
fanaovana kaominaly asa drafitr’asa
drafitr’asa
Manombany ny Teknisiana kaominaly Boky sy tatitra Telovolana Tatitra momba ny
fiantraikan’ny farany amin’ny tombana misy
asa natao taona

17
Kisary :
Apetraka ny zava-
misy

Atao tomban’ny
fiantraikany Manao tatitra
momba ny tany
iombonana

Arafitra ny
paik’ady

Omena ny tolotry
ny tany

Kisary 10 : Dingana fametrahana ny tsenam-barotra momba ny tany

Atrika III : fitaovana sy fomba fampiasa


Asa atao Mpisehatra Enti-manana Fotoana Vokatra andrasana
Manampy Olom-boafidy, Fitaovana Mandava-taona Fitaovana nofidiana
amin’ny tompon’andraikitra fahalalana, dia mamaly ny
fampiasana ny kaominaly fitantanana, asa vokatra andrasana
fitaovana
momba ny tany
ILAINA HO TADIDIANA :
I. FITAOVANA
- Momba ny fahalalàna : antontan’isa, fandalinana, hadihady, famakafakana ny tsena ;
- Momba ny fitantanana : fandrafetana paik’ady (tanjona, enti-manana), fizohina sy jerilanja ;
- Momba ny asa : faradoboka, fitsirihina, fanetsehana ny mpisehatra eo an-toerana, …
- Ireo karazana fitaovana hafa : fanadihadihana ara-kevitra, famakafakana ny tsena ny
toerana, …

Ohatra : Fanadihadihana fihatsarana – Fandalinana ny tsenan’ny fitoerana, …

VENTI-PIOFANANA V : ANTONTAN’ISA SY HEVITRA


I. FITSIPIKA, FENITRA, FOTO-KEVITRA, FIZOTRANY

Lohateny Hevitra manamarika Fanamarihana


Rafitra fanomezam-baovao Ny rafitra fitantanana antontan’isa sy
Famaritana
ahafahana mitahiry, mikarakara, hevitra dia fampiharana ara-tsolosaina iray
miaro ny antontan’isa sy hevitra. « logiciel ».
Ahafahana mitahiry ireo
Fitambaran’ny asa ilaina amin’ny
antontan’isa sy hevitra fikojakojàna : fakajiana, fiarovana,
fanamboarana, fampihenana, fanatsarana.

18
Lohateny Hevitra manamarika Fanamarihana
Fametrahana Fametrahana fitambarana vaovao Ny fanatanterahana ny fametrahana ny
antontan’isa sy sy angona izay mifandraika antontan’isa sy hevitra dia miainga amin’ny
hevitra tsy misy amin’ny fananganana antontan’isa fanatrehana maharitra ny enti-manana, ny
solosaina sy hevitra rehetra ihany saingy tsy famokarana araka ny izy, ny fomba entina
mampiasa solosaina fotsiny manatsara ny fitehirizana, ny
fanapariahana ny vaovao sy ny
fifanakalozana ary koa ny fanamboarana
torolalana momba ny fampiasana azy.

Fametrahana Ny fametrahana azy dia miainga Ireo kaominina manana angovo sy


antontan’isa sy amin’ny famakafakana ny filàna ny herin’aratra ihany no voakasika amin’ity.
hevitra misy tanjona hampiasana azy. Mitohy Ilaina araka izany ny solosaina sy ny
solosaina manaraka io ny fananganana ny kojakoja miaraka aminy ary ny angovo.
rafitra fitantanana antotan’isa sy
hevitra amin’ny solosaina (SGBD)

II. ASA LEHIBE TOKONY HOTANTERAHANA


Atrika I : Famaritana sy fametrahana antontan’isa sy hevitra
Asa atao Mpisehatra Enti-manana Fotoana Vokatra andrasana
Manampy Olom-boafidy, Fivoriana Telovolana Ny fotokevitra
amin’ny tompon’andraikitra arak’asa voalohany fametrahana ny
fametrahana kaominaly antontan’isa sy
antontan’isa sy hevitra dia efa
hevitra vonona
ILAINA HO TADIDIANA :
Les principes de base de la mise en place de la base de données de développement sont de :
- Bien cerner les besoins des futurs usagers notamment les types d’informations à fournir ;
- Adopter une structure la plus simple possible avec le maximum de en tant que logiciel ;
d’application de la base des données ;
- Prévoir la facilité de la maintenance de la base des données.
Atrika II : Fitantanana antontan’isa sy hevitra
Asa atao Mpisehatra Enti-manana Fotoana Vokatra andrasana
Manampy amin’ny Olom-boafidy, Fivoriana Mandava- Tafapetraka ny
fampandehanana ny tompon’andraikitra arak’asa taona fitsipi-pitantanana
antontan’isa sy hevitra kaominaly ny antontan’isa
Mametraka fomba tompon’andraikitra Fidinana Telovolana Fomba enti-
fanangonam-baovao sy kaominaly ifotony voalohany manangona
antontan’isa vaovao fantatra

I. FAMPANDEHANANA NY FITANTANANA NY ANTONTAN’ISA SY HEVITRA


Mba ahazoana antoka ny mampandeha tsara ny antontan’isa sy hevitra dia, tsy maintsy atao maty
paika ny fanangonam-baovao, ny fitantanana sy fizaràna ny vaovao izay mila mifanaraka tsara
amin’ny zava-misy. Ireto hevitra manaraka ireto no mila jerena manokana ahafahana manao izany :
- Fametrahana fitsipika momba ny fitantanana,
- Fandrafetana diksionera momba ny antontan’isa,
- Ny fisy mirakitra ny fifandrohizan’ny antontan’isa,
- Fandrafetana diarin’asa fanangonam-baovao.

19
II. FOMBA FANANGONAM-BAOVAO
Ny fanangonam-baovao dia tampisaka amin’ny fitantanana ny antontan’isa sy hevitra. Ny
fampiasàna loharano samihafa dia ahafahana miantoka ny maha-marina sy ny maha-azo antoka
ireny antontan’isa ireny. Noho izany dia azo atao ny mampiasa loharanom-baovao samihafa :
- Loharano faharoa soratra sy jinery : gazety, gazeti-boky, sarimihetsika, rakitsarimihetsika ;
- Loharano voalohany soratra : fifanarahana, fitanana an-tsoratra, tatitra, fampiasa, gazety,
…;
- Fanadihadihana ireo mpanome vaovao fototra avy amin’ny vondron’olona samihafa ;
- Fanontaniana ;
- Fijerena mivantana, fitsidihina miharo fandalonana na fisintahana maharitra hanaovana
fijerena mivantana.
Ireo karazana loharanon-kevitra ireo dia ahafahana miantoka ny maha marina ny vaovao voangona
rehefa avy ampadrifiana ny tahirim-baovao izay azo.

20
Tovana I : Fanasokajiana ny tetikasa araka ny sehatra sy ny sokajy
SEHATRY NY TETIKASA :
Seham-pamokarana :
Sehatra ara-tsosialy :
- Fambolena, fiompiana, jono, momba ny
- Fanabeazana sy fiofanana ary fikarohana
fambolen-kazo
fototra
- Orin’asa
- Fahasalamana
- Momba ny solika
- Hetsika ara-tsosialy
- Fizahan-tany
- Tontolo iainana

Sehatra momba ny fotodrafitr’asa : Sehatra ara-panjakàna :


- Fitanterana sy làlana - Fahefana ara-panjakàna
- Fifandraisan-davitra - Fiandrianam-pirenena
- Angôvo - Toekarena sy tetibola
- Rano - Raharaham-panjakàna amin’ny
- Renivohitra sy fanajariana ny tanàna ankapobeny
KARAZANA TETIKASA
Avy amin’ireo fanasokajiana ireo no hahafahana mitsinjara indray ireo karazana tetik’asa misy sy
azo atao araka ny sokajy dimy (05) misy
Tetikasa momba ny fiofanana : Tetikasa momba ny fanorenana :
Tafiditra ao ireo tetik’asa izay mikendry ny Io dia fanatanterahana ireo karazana
fandratoana fahalalàna na fahaiza-manao. Mety fotodrafitr ‘asa misy toy ny làlana, toho-drano,
manara-drafitra na tsia izany fiofànana izany sekoly, hopitaly, tranom-panjakana, toerana
fitehirizana…
Tetikasa fanarenana : Tetikasa fividianana ireo fitaovana :
Ny tena tanjon’ny tetik’asa eto dia ny Ireo tetik’asa fividianana fitaovana no tiana
hamerenana amin’ny laoniny ireo fotodrafitr’asa holazaina eto. Tafiditra ao anatiny koa anefa
misy . ny fametrahana sy fiofanan’ireo hampiasa ny
fitaovana.
Tetikasa marorantsana
Ny tetik’asa marorantsana dia mahasahana sehatra maro. Matetika dia azo avy amin’ny fifanaraha-
piarahamiasa eo amin’ny firenena roa na maromaro ary mikasika indrindra ny fampandrosoana ny
eny ambanivohitra
Tovana 2 : karazana taratasy tetikasa
Misy karazany maro ny fanehoana ny taratasy momba ny tetikasa :

21
Tovana 3 : Fameranana fototra momba ny fitantanana ‘comptabilité’

FOTODRAFITR’ASA FITRANDRAHANA – FANODINANA

(Investissement) : (Exploitation – Fonctionnement)

Izay zavatra vidiana (raha ny tokony ho izy) Izay zavatra vidiana na haloa ka matetika na
indray mandeha ihany, rehefa managana miverimberina mba hampiodinana ny orin’asa
orin’asa na tetik’asa . Izy ireo no fototra na tetik’asa
hijoroan’ny fampandehanana ny asa

VESATRA (charges) VOKATRA (Produits)

Izay rehetra saran’ny fanodinana na Izay rehetra azo amin’ny fanodinana ny


fampandehanana aloa (fividianana, saran’asa, orin’asa na fampandehanana ny tetik’asa (ny
hetra,…). Ireo fandaniana azo tamin’ny varotra, vidim-bokatra, na
fanaovana asa,…). Izay vola miditra

22
HARENA (ressources) FAMPIASANA (emplois)

Izay rehetra napetraka ho an’ny orin’asa mba Fampiasana ny harena


hahafahany mihodina

FILAM-PAMOKARANA (Facteurs de production) :

Izay rehetra ilaina sy miditra mivantana ao amin’ny fanodinana mba hahazoana ny vokatra

Ohatra : akora sy ny miaraka aminy (ho an’ny orin’asa ara-pambolena : masomboly, zezika –
orin’asa fiompiana : provandy, fanafody – orin’asa mpanodina : katsaka, paraky, hoditra – orin’asa
fitanterana : solika, menaka – orin’asa hotely fisakafoanana : sakafo handrahoina – orin’asa
fanamboarana fiara : piesy fiara, angôvo ilaina amin’ny fanohizana vy…)

ASA AVY IVELANY (Services extérieurs) :

Ireo asa azo avy any an-kafa (olona na orin’asa ivelany ka manome asa mba hampihodinana azy)
ohatra : Jiro sy rano, fitanterana, fiantohana, fikarohana, dokam-barotra ,…

HETRA SY HABA (impôts et taxes)

Ireo hetra aloa any amin’ny fanjakana, ny tena voakasika raha ho an’ny orin’asa dia ny IFPB na IPB,
ny TVA, DE (droits d’enregistrements),…

Ny hetra mba hahazoana tombony afa-ketra dia ny IBS izay mitovy amin’ny IGR ho an’ny olona
tsotra.

SARA HO AN’NY MPIASA (Frais de personnel)

Izay rehetra momba ny karama, tambiny, prime… izay omen’ny orin’asa ho an’ny mpiasa ao aminy

FANDANIANA ARA-TSOSIALY (charges sociales)

Izay haloan’ny orin’asa amin’ny maha mpampiasa azy any amin’ireo mpiombon’antoka ara-tsosialy :
CnaPS, sampana mpitsabo OSTIE, fiantohana ara-pahasalamana, na izay rehetra toombon-dahiny
omena ny mpiasa…

FANDANIANA MANOKANA (charges exceptionnelles)

Izay vesatra tsy tafiditra amin’ireo voalaza teo aloha ohatra : lamandy, …

SARAM-BOLA (frais financiers)

Ireo izay aloa any amin’ny banky (Agios, sara – tseky,…)

FANDOAVANA (‘ty sy ‘nday na trosa)

- Amin’ny seky
- Amin’ny vola
Na avy aiza, na avy aiza ny fihaviany

23
FOTODRAFITR’ASA (Investissement) FITRANDRAHANA (exploitation)

(Indray mandeha ihany raha ny tokony ho izy) (matetika)

FAMERENANA NY SANDA (Amortissement) FANDANIANA ALOA ANY @

Tany 10% 10 Taona Filam-pamokarana FRNS


Trano 20% 5 Taona Asa avy ivelany Mpanao asa ivelany
Milina 33% 3 Taona Hetra sy haba Fanjakana
Fitaovana sy fiasana 33% 3 Taona Sara hoan’ny mpiasa Mpiasa
Sara fametrahana 33% 3 Taona Vesatra sosialy CnaPS, OSIE
TOTALINY Famerenana sanda -
Saram-bola Banky, BF

VOKATRA Vokatry ny fanodinana Varotra

Ampiasaina ho an’ny Servisy Asa hatao any ivelany


kaontim-pitrandrahana ihany
Ara-bola Zana-bola azo

IRETO MISY TSIAHY FOHIFOHY Ny tanjona faritana amin’ny


MAMPIAVAKA NY TETIKASA : tetikasa dia tokony ho :

Ny tetikasa iray dia tokony :

✓ Miavaka tsara (Spécifique)


✓ Azo refesina (Mesurable)
✓ Mora raisina (Accessible)
✓ Azo tanterahana (Réalisable)
✓ Fotoana voafaritra (Temps)
Raha tetikasa ara-toekarena no
atao dia mila fantatra ny ilain’ny
Banky aminao ka ireto avy izany
ary azo fintinina hoe : T4 na

24

You might also like