You are on page 1of 3

MS dia pejy fivarotana an-tambazotrantserasera iray eto Madagascar.

Mba ampilamina sy ampirindra ny fifandraisina sy ny fifankalozana eo aminay mpivarotra sy ianao


mpividy ary dia indreto atolotray anao etoana ireo lalàna sy ndrafitra entinay hifehezana sy andrindrana
ny varotra izay atao eto amin'ny pejy.

👉Mikasika ny entambarotra:

MS dia manolotra ireo beba kokoa ireo vokatra malagasy (mety ho asa-tanana io, mety ho asa vita avy
amin'ny milina), na izany za anefa dia manolotra ho anao vokatra vahiny ihany izahay toy ny ankanjo sy
ny fitaovam-pianarana ary maro hafa koa. Maro karazana ny vokatra atolotray, fa kosa tsara kalitao
hatrany izany. Ireo vokatray ireo anefa dia matetika ny ankamaroany dia azo jifaina eo noho eo avokoa.
Marihina fa misy vidiny foana ny entana avoakanay eo amin'ny sary tsirairay avy izany matetika.

👉Fanafarana sy Fanjifana.

❤️Raha misy entana mahaliana anao ary dia manasa anao izahay hijery tsara ny vidiny sy ny
mombamomba ilay entana tsara vao hiditra amin'ny hafatra miafina mba tsy handiso fanantenana anao.

❤️Miezaka izahay mamaly eo no ho eo ny hafatrao, koa aza misalasala mametraka izay fanontaniana
manitikitika anao.

❤️Fantaro ary fa raha tsy miditra ao anaty hafatra miafina ianao tsy azo lazaina ho naka na naniry haka
ilay entambarotra. Izay tafiditra voalohany ao amin'ny hafatra miafina ihany no mahazo ilay entana.
(matetika dia vitsy ny entana avoakanay)

❤️Rehefa vonona haka ilay entana ary ianao dia mba alefaso mialoha ny toerana sy ny mombamomba
azy(ny natera ny entana), miaraka amin'ny nomerao ahazoana anao. Marihina fa mbola manamarina
izahay 30 minitra aloha raha vonona amin'ny fandraisana ny entana ianao. Raha sanatria misy
fiovankevitra tampoka, dia tsy mampaninona anay raha miteny mialoha ianao mba tsy andany ny
fotoanan'ny mpanatitra entana. Na raha misy fiovana nomerao dia mba milaza mialoha.

❤️Raha toa ka mihoatra ny 30000Ar ny vidin'entana dia angatahana ianao hanome mialoha ny 50 % ny
vidinentana amin'ny alalan'ny Mvola na Airtel Money na Orange Money.

❤️Misy fizahana foana ny entana alohan'ny angalanao zy ka raha sanatria tsy mety aminao ny entana dia
afaka averina fa kosa manoem ny saram-panaterana ianao. Arakaraky ny alavirantoerana na ny
elanelantoerana ny sarampanaterana izay manomboka amin'ny 1000Ar.

❤️Tsy midina na miakatra ny vidinentana m, izany heo tsy misy fiadiambarotra fa mety hisy tolotra
anefa.

👉Mom Momba ny fanaterana ny entana.

❤️Hamarino tsara ny entana voarahinao alohan'ny ialan'ny mpanatitra izany eo aminao.

👉Ho an'ireo any amin'ny faritra ivelan'Antananarivo.


❤️Aza misalasala manoratra ao amin'ny hafatra mihafina fa afaka mandefa entana any izahay.

❤️Tsy maintsy aloha manontolo kosa anefa ny entana vao azo alefa.

❤️Afaka misafidy ianao izay fitaovana andefasana ny entanao. Afaka manolotra fomba hafa ihany kosa
anefa izahay.

👉Azo alaina anefa ny entana fa tsy voetery haterina.

👉Ireto avy ary izany toerana izany: Eo amin'ny Vavahadin'ny MESUPRES Fiadanana ou Poste Fiadanana.

Pour toute question, merci de nous contacter :

💌 en message privé

📞 +261.33.12.764.49

Merci pour votre attention et bon shopping 😘

🇨🇵🇨🇵🇨🇵🇨🇵🇨🇵🇨🇵🇨🇵🇨🇵🇨🇵🇨🇵🇨🇵🇨🇵🇨🇵🇨🇵🇨🇵🇨🇵🇨🇵

CONDITIONS GÉNÉRALES DE VENTES

Dernière mise à jour : 04/03/2021

Prime Ladies - vente en ligne de vêtements premiers choix second hand.

Tous nos articles ont été soigneusement sélectionnés.

Tous les vêtements sont bien vérifiés avant d'être publiés sur cette page.

Nous écrivons les informations de chaque article soit dans la description soit en commentaire (prix,
taille, tissu, etc.) .

Pour commander:

- commenter sur la photo par je prends ou jp et nous vous contacterons dès que possible,

- ou écrivez-nous directement en MP (message privé/Inbox)

- le délai maximum de réservation est de 24h après votre commande

LIVRAISON

- Nous livrons partout à Madagascar


- Le frais du livreur peut varier entre 2000ar à 4000ar selon le lieu de livraison.

- Pour les livraisons à Tanà, nous vous prions de bien vérifier les vêtements avant le départ du livreur. Ne
prenez pas les articles si jamais ils ne vous conviennent pas car une fois le livreur parti, aucun retour ne
sera possible.

- Pour les livraisons en provinces, il n’y a aucun retour, échange possible à cause du délai et frais
d'envoi.

Pour d’autres informations, veuillez nous contacter directement en Inbox.

🇨🇵🇨🇵🇨🇵🇨🇵🇨🇵🇨🇵🇨🇵🇨🇵🇨🇵🇨🇵🇨🇵🇨🇵🇨🇵🇨🇵🇨🇵🇨🇵🇨🇵

You might also like