You are on page 1of 33

TETIANDROM-PAMBOLENA

KATSAKA
Mifanaraka amin’ny vinavinan’ny Taom-pahavaratra
Vanim-potoana maina sy mando 2021 - 2022
Fanoroana

Teny fanolorana 03

Torolalana ho amin’ny famakiana ny boky 04

Alaotra Mangoro 05-07

Analamanga 08

Analanjirofo 09

Anosy 10-11

Atsimo Andrefana 11-12

Atsimo Atsinanana 13

Atsinanana 13

Betsiboka 14

Boeny 15

Bongolava 16

Diana 17-18

Fitovinany 19

Haute Matsiatra 20

Ihorombe 21

Itasy 22-23

Melaky 23-24

Menabe 25-27

SAVA 28

Sofia 28-29

Vakinankaratra 30-31

Vatovavy 31

Tetiandrom-pambolena nomerika ao amin’ny tolotra mandroso 3-2-1 32 2

Teny fanolorana

Noho ny hamaroan’ny fiantraikan’ny fiovaovan’ny toetrandro amin’ny fambolena dia niara-namolavola tetiandrom-pambolena ny
Ministeran’ny Fambolena sy ny Fiompiana (MinAE) ary ny Ministeran’ny Fitaterana sy ny Famantarana ny toetry ny andro (MTM). Ireto
tetiandrom-pambolena ireto dia ho an’ny voly vary, katsaka, tsaramaso, voanjo ary sakamalaho. Novolavolaina araka ny vinavinan’ny taom-
pahavaratra 2021-2022 izany ary manome tolo-kevitra mahakasika ny karazam-boly mety ho an’ireo toeram-pamokarana tsirairay. Araka
izany, nanatontosa atrikasa tekinika namolavolana ireto tetiandrom-pambolena ireto ny teknisiana avy ao amin’ny DAPV, DPV, DRAE,
SECRU, FOFIFA ary DGM.

Natokana ho an’ny fambolena miankina amin’ny rotsakorana izany tetiandrom-pambolena izany.

Tetiandrom-pambolena ho an’ny voly katsaka miankina amin’ny rotsakorana natao eny an-tanety no hita ato anatin’ity boky ity. Narafitra miainga
amin’ny fitsinjovana ny fahafenoan’ny filan-dranon’ny voly ny tetiandro izay manodidina ny 350 ka hatramin’ny 600mm; mandritra ny tsingerina ary araka
ny karazany. Fanampin’izany, tsy azo tsinotsinoavina ihany koa ny fotoana tena ilàn’ny katsaka rano betsaka (10 andro mialohan’ny fitsirian’ny felany
hatramin’ny 20 andro aorian’izany) satria dia misy fiantraikany lehibe amin’ny fahavokaran’ny katsaka ny fahampian’ny rano amin’io vanim-potoana io.

Azo sokajiana telo ny tsingerim-piainan’ny katsaka: tsingerina fohy, anelanelany ary lava. Manodidina ny 90 andro ny tsingerina fohy, 120 andro ny
tsingerina anelanelany ary 150 andro ny tsingerina lava amin’ny ankapobeny. Singanina manokana ny any atsimo manomboka amin’ny faritra Atsimo
andrefana hatrany Anosy; entanina ny fanaovana katray sy ny fisafidianana ireo karazana katsaka iva mba hiatrehana ny rivotra.

Ilaina ny mamboly karazana katsaka “performante”sy ny manaja ny toromarika amin’ny fampiasana zezika (zezika fototra mandritra ny fanomanana ny
tany sy ny zezika fikojakojana mandritra ny fambolena) ary ny fihavana miaraka amin’ny fanotorana (amin’ny fotoana mahamety izany) mba hahazoana
vokatra tsara.

Ny fahavalon’ny voly katsaka dia ny bibikely avy amin’ny tany mandritra ny fotoana fandatsahana masomboly sy ny mandritra ny fipohiran’ny taho, ny
fisiana « chenille legionnaire d’automne » mandritra ny fotoana hitomboany ary ny tsimparifary « Striga » amin’ny vanim-potoanan’ny orana. Entanina
isika mba hanaja ny tetiandrom-pambolena napetraka mba hampihenana ny fahasimbana mety hitranga (Fiasàna ny tany aorian’ny fiakaran’ny vokatra,
fambolena aloha, fihodinan’ny fambolena).

Manolotra ny tari-dàlana mahakasika ny tetiandron’ireo asa atao isam-paritra amin’ny fambolena katsaka ity tahirin-kevitra ity. Tari-dalana
hahafahana miomana mialoha ireo vanim-potoana hanaovana ny asa no voatondro anatin’ity tahirin-kevitra ity fa ny daty marina dia miankina amin’ny
toetry ny andro sy ny toetry ny tany isam-paritra.

Fanamarihana voalohany : Fanamarihana faharoa :

Tsy voatanisa ato amin’ity tahirin-kevitra ity avokoa ny Tsy misy ny tetiandrom-pambolena amin’ny faritra sasany noho ireto antony
karazam-boanjo afaka ampiasaina, fa ahitana karazana hafa manaraka ireto:
any amin’ny FOFIFA; aza misalasala mifandray amin’izy ireo
• Na tsy hahatomombana ilay voly ny toetrandro eo amin’ilay faritra
raha ilaina.
• Na tsy laharam-pahamehana ilay karazam-boly ao amin’ilay faritra
Torolalana ho amin’ny famakiana ny boky

Narafitra araka ny filaharan’ny asa atao mandritra ny Tahaka izao manaraka izao ny fomba famakiana ny tetiandro raha ohatra
fotoam-pambolena ny tetiandro hita ao anatin’ity boky ity. ka ny fotoana fanaovana ny asa iray dia mandritra ny hafoloana
Ho an’ny asa tsirairary, ny fotoana tsara hanaovana azy dia maromaro:
voamarika amin’ny alalan’ny efamira miloko (manga sy
mena). Manamarika ny fiafaran’ny fotoana tokony 1. Mitovy avokoa ny isan’ny hafoloana miloko isaky ny andalana afa-
hanaovana ny asa iray ny efamira miloko mena. tsy ny fikarakarana ny tany sy ny fitondrana zezika (raha atao
miaraka amin’ny fikarakarana ny tany)
Ny tetiandro dia ahitana fa mizara telo ny volana, ka ny 2. Araka izany, raha tanterahina amin’ny fotoana mifanaraka amin’ny
fizarana iray dia folo andro, antsoina hoe hafoloana na efamira miloko voalohany ny famafazana/fambolena dia tokony ho
“Décade”. Ny efa-mira iray dia manamarika hafoloana iray : tanterahina amin’ny efa-mira miloko voalohany koa ny asa hafa
(fiavàna, fanasiana zezika, ...).
• D1 (10 andro voalohany amin’ny volana) : 3. Raha atao amin’ny fotoana mifanaraka amin’ny efamira misy
Voalohany hatramin’ny faha-10n’ny volana marika X ny famafazana (na efamira miloko faharoa amin’ny
• D2 (10 andro faharoa anatin’ny volana) : andalana misy ny famafazana), ny asa rehetra kosa (fandrarahana
11 hatramin’ny faha-20n’ny volana zezika faharoa, fiavàna, fiakaran’ny vokatra) dia atao amin’ny
• D3 (10 andro fahatelon’ny volana): fotoana tondroin’ny efamira misy X (na efamira miloko faharoa
21 hatramin’ny faran’ny volana amin’ny andalana) ; ary mitohy araka izany hatrany.

Voly MAIS
Karazany IRAT 200, VOLASOA
Tsingerina Anelanelany
VOLANA Oktobra Novambra Desambra Janoary Febroary Martsa Aprily Mey
HAFOLOANA D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3
Fikarakarana ny tany 1 1 1 2

Famafazana / fambolena 1 1 1

X 2

voalohany 1 1 1 2

Fikarakarana
zezika faharoa 1 1 1

X 2

fahatelo 1 1 1

X 2

voalohany 1 1 1

X 2

Fihavana
faharoa 1 1 1

X 2

voalohany 1 1 1

X 2

Fanotorana
faharoa 1 1 1

X 2

Fiotazana 1 1 1

X 1
Alaotra

Karazany Bakoly, Pool 16

Tsingerina Fohy
VOLANA Oktobra Novambra Desambra Janoary Febroary Martsa Aprily Mey

HAFOLOANA D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3
Fikarakarana ny tany 1 1 1 1 2

Famafazana/fambolena 1 1 1 2

Fikarakarana voalohany 1 1 1 1 2

zezika
faharoa 1 1 1 2

Fihavana voalohany 1 1 1 2

Fanotorana voalohany 1 1 1 2

Fiotazana 1 1 1 1

Karazany IRAT 200, Volasoa

Tsingerina Anelanelany
VOLANA Oktobra Novambra Desambra Janoary Febroary Martsa Aprily Mey
HAFOLOANA D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3
Fikarakarana ny tany
Famafazana/fambolena

voalohany
Fikarakarana
zezika faharoa

fahatelo
voalohany
Fihavana
faharoa
voalohany
Fanotorana
faharoa
Fiotazana

5
Alaotra

Karazany locales
Tsingerina Lava

6
Mangoro

Famafazana / fambolena

Fanotorana 7
faharoa
Fiotazana
Amoron’i Mania

Karazany Bakoly, Pool 16

Tsingerina Lava
VOLANA Oktobra Novambra Desambra Janoary Febroary Martsa Aprily Mey
HAFOLOANA D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3
Fikarakarana ny tany 1 1 1 2

Famafazana/fambolena 1 2

voalohany 1 1 1 2

Fikarakarana
zezika faharoa 1 2

fahatelo 1 2

voalohany 1 2

Fihavana
faharoa 1 2

voalohany 1 2

Fanotorana
faharoa 1 2

Fiotazana 1 1

8
Analamanga

Karazany Irat 200, Volasoa

faharoa 9
Fiotazana
Analanjirofo

Karazany locales
Tsingerina Lava
VOLANA Oktobra Novambra Desambra Janoary Febroary Martsa Aprily Mey
HAFOLOANA D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3
Fikarakarana ny tany 1 1 1 1 2

Famafazana/fambolena 1 1 1 2

voalohany 1 1 1 1 2

Fikarakarana
zezika faharoa 1 1 1 2

fahatelo 1 1 1 2

voalohany 1 1 1 2

Fihavana
faharoa 1 1 1 2

voalohany 1 1 1 2

Fanotorana
faharoa 1 1 1 2

Fiotazana 1 1 1 1

Anosy (Taolagnaro)

Karazany locales
Tsingerina Lava
VOLANA Oktobra Novambra Desambra Janoary Febroary Martsa Aprily Mey
HAFOLOANA D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3
Fikarakarana ny tany
Famafazana/fambolena

voalohany
Fikarakarana
zezika faharoa

fahatelo

voalohany
Fihavana
faharoa
voalohany
Fanotorana
faharoa 10
Fiotazana
Anosy (Amboasary Atsimo, Betroka)

Karazany Bakoly, Pool 16

Tsingerina Fohy
VOLANA Oktobra Novambra Desambra Janoary Febroary Martsa Aprily Mey

HAFOLOANA D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3
Fikarakarana ny tany
Famafazana/fambolena

Fikarakarana voalohany
zezika
faharoa
Fihavana voalohany
Fanotorana voalohany
Fiotazana

Atsimo Andrefana (Toliara, Ampanihy, Morombe, Betioky Atsimo)

Karazany locales
Tsingerina Fohy
VOLANA Octobre Novembre Décembre Janvier Février Mars Avril Mai
HAFOLOANA D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3
Fikarakarana ny tany
Famafazana/fambolena

voalohany
Fikarakarana
zezika faharoa

fahatelo

voalohany
Fihavana
faharoa
voalohany
Fanotorana
faharoa 11
Fiotazana
Atsimo Andrefana (Benenitra, Sakaraha, Beroroha, Ankazoabo)

Karazany Bakoly, Pool 16

Tsingerina Fohy
VOLANA Oktobra Novambra Desambra Janoary Febroary Martsa Aprily Mey
HAFOLOANA D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3
Fikarakarana ny tany
Famafazana/fambolena

voalohany
Fikarakarana
zezika faharoa

fahatelo
voalohany
Fihavana
faharoa
voalohany
Fanotorana
faharoa
Fiotazana

Karazany locales
Tsingerina Anelanelany
VOLANA Oktobra Novambra Desambra Janoary Febroary Martsa Aprily Mey
HAFOLOANA D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3
Fikarakarana ny tany
Famafazana / fambolena

voalohany
Fikarakarana
zezika faharoa

fahatelo

voalohany
Fihavana
faharoa
voalohany
Fanotorana
faharoa 12
Fiotazana
Atsimo Atsinanana

Karazany variétés locales

Tsingerina Lava
VOLANA Oktobra Novambra Desambra Janoary Febroary Martsa Aprily Mey
HAFOLOANA D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3
Fikarakarana ny tany
Famafazana/fambolena

voalohany
Fikarakarana
zezika faharoa

fahatelo
voalohany
Fihavana
faharoa
voalohany
Fanotorana
faharoa
Fiotazana

Atsinanana

Karazany locales
Tsingerina Lava
VOLANA Oktobra Novambra Desambra Janoary Febroary Martsa Aprily Mey

HAFOLOANA D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3
Fikarakarana ny tany 1 1 1 2

Famafazana/fambolena 1 2

voalohany 1 1 1 2

Fikarakarana
zezika faharoa 1 2

fahatelo 1 2

voalohany 1 2

Fihavana
faharoa 1 2

voalohany 1 2
13
Fanotorana
faharoa 1 2

Fiotazana 1 1
Betsiboka

Karazany Irat 200, Volasoa

Tsingerina Anelanelany
VOLANA Oktobra Novambra Desambra Janoary Febroary Martsa Aprily Mey
HAFOLOANA D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3
Fikarakarana ny tany
Famafazana/fambolena

voalohany
Fikarakarana
zezika faharoa

fahatelo
voalohany
Fihavana
faharoa
voalohany
Fanotorana
faharoa
Fiotazana

Karazany locales
Tsingerina Lava
VOLANA Oktobra Novambra Desambra Janoary Febroary Martsa Aprily Mey
HAFOLOANA D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3
Fikarakarana ny tany
Famafazana/fambolena

voalohany
Fikarakarana
zezika faharoa

fahatelo

voalohany
Fihavana
faharoa
voalohany
Fanotorana
faharoa 14
Fiotazana
Boeny

faharoa 15
Fiotazana
Bongolava

Karazany Irat 200, Volasoa

Tsingerina Anelanelany
VOLANA Oktobra Novambra Desambra Janoary Febroary Martsa Aprily Mey
HAFOLOANA D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3
Fikarakarana ny tany 1 1 1 1 2

Famafazana/fambolena 1 1 1 2

voalohany 1 1 1 1 2

Fikarakarana
zezika faharoa 1 1 1 2

fahatelo 1 1 1 2

voalohany 1 1 1 2

Fihavana
faharoa 1 1 1 2

voalohany 1 1 1 2

Fanotorana
faharoa 1 1 1 2

Fiotazana 1 1 1 1

Karazany locales
Tsingerina Lava
VOLANA Oktobra Novambra Desambra Janoary Febroary Martsa Aprily Mey

HAFOLOANA D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3
Fikarakarana ny tany 1 1 1 1 2

Famafazana/fambolena 1 1 1 2

voalohany 1 1 1 1 2

Fikarakarana
zezika faharoa 1 1 1 2

fahatelo 1 1 1 2

voalohany 1 1 1 2

Fihavana
faharoa 1 1 1 2

16
voalohany 1 1 1 2

Fanotorana
faharoa 1 1 1 2

Fiotazana 1 1 1 1
Diana (Antsiranana)

Karazany Bakoly, Pool 16

Tsingerina Fohy
VOLANA Oktobra Novambra Desambra Janoary Febroary Martsa Aprily Mey

HAFOLOANA D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3
Fikarakarana ny tany
Famafazana/fambolena

Fikarakarana voalohany
zezika
faharoa
Fihavana voalohany
Fanotorana voalohany
Fiotazana

Diana (Ambanja, Ambilobe)

17
Diana (Ambanja, Ambilobe)

Karazany Irat 200, Volasoa

Tsingerina Anelanelany
VOLANA Oktobra Novambra Desambra Janoary Febroary Martsa Aprily Mey
HAFOLOANA D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3
Fikarakarana ny tany
Famafazana/fambolena

voalohany
Fikarakarana
zezika faharoa

fahatelo
voalohany
Fihavana
faharoa
voalohany
Fanotorana
faharoa
Fiotazana

Karazany locales
Tsingerina Lava
VOLANA Oktobra Novambra Desambra Janoary Febroary Martsa Aprily Mey
HAFOLOANA D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3
Fikarakarana ny tany
Famafazana/fambolena

voalohany
Fikarakarana
zezika faharoa

fahatelo

voalohany
Fihavana
faharoa
voalohany
Fanotorana
faharoa 18
Fiotazana
Fitovinany

Haute Matsiatra

Karazany locales
Tsingerina Court
VOLANA Oktobra Novambra Desambra Janoary Febroary Martsa Aprily Mey

HAFOLOANA D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3
Fikarakarana ny tany 1 1 1 1 2

Famafazana/fambolena 1 1 1 2

Fikarakarana voalohany 1 1 1 1 2

zezika
faharoa 1 1 1 2

Fihavana voalohany 1 1 1 2

Fanotorana voalohany 1 1 1 2

Fiotazana 1 1 1 1

19
Haute Matsiatra

Karazany locales
Tsingerina Anelanelany
VOLANA Oktobra Novambra Desambra Janoary Febroary Martsa Aprily Mey
HAFOLOANA D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3
Fikarakarana ny tany
Famafazana/fambolena

voalohany
Fikarakarana
zezika faharoa

fahatelo
voalohany
Fihavana
faharoa
voalohany
Fanotorana
faharoa
Fiotazana

Karazany locales
Tsingerina Lava
VOLANA Oktobra Novambra Desambra Janoary Febroary Martsa Aprily Mey
HAFOLOANA D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3
Fikarakarana ny tany
Famafazana/fambolena

voalohany
Fikarakarana
zezika faharoa

fahatelo

voalohany
Fihavana
faharoa
voalohany
Fanotorana
faharoa 20
Fiotazana
Ihorombe

Karazany locales
Tsingerina Fohy
VOLANA Oktobra Novambra Desambra Janoary Febroary Martsa Aprily Mey

HAFOLOANA D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3
Fikarakarana ny tany
Famafazana/fambolena

Fikarakarana voalohany
zezika
faharoa
Fihavana voalohany
Fanotorana voalohany
Fiotazana

Karazany locales
Tsingerina Anelanelany
VOLANA Oktobra Novambra Desambra Janoary Febroary Martsa Aprily Mey

HAFOLOANA D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3
Fikarakarana ny tany
Famafazana/fambolena

voalohany
Fikarakarana
zezika faharoa

fahatelo

voalohany
Fihavana
faharoa

voalohany
Fanotorana
faharoa
Fiotazana
21
Itasy

22
Itasy

Variétés locales
Cycle Lava
MOIS Oktobra Novambra Desambra Janoary Febroary Martsa Aprily Mey
DECADE D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3
Préparation du sol

Semis/plantation

voalohany
Fikarakarana
zezika faharoa

fahatelo
voalohany
Fihavana
faharoa
voalohany
Fanotorana
faharoa
Fiotazana

Melaky

Karazany locale
Tsingerina Fohy
VOLANA Oktobra Novambra Desambra Janoary Febroary Martsa Aprily Mey

HAFOLOANA D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3
Fikarakarana ny tany
Famafazana/fambolena

Fikarakarana voalohany
zezika
faharoa
Fihavana voalohany
Fanotorana voalohany
Fiotazana

23
Melaky

Karazany locale
Tsingerina Anelanelany
VOLANA Oktobra Novambra Desambra Janoary Febroary Martsa Aprily Mey
HAFOLOANA D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3
Fikarakarana ny tany
Famafazana/fambolena

voalohany
Fikarakarana
zezika faharoa

fahatelo
voalohany
Fihavana
faharoa
voalohany
Fanotorana
faharoa
Fiotazana

Karazany locale
Tsingerina Lava
VOLANA Oktobra Novambra Desambra Janoary Febroary Martsa Aprily Mey
HAFOLOANA D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3
Fikarakarana ny tany 1 1 1 2

Famafazana/fambolena 2

voalohany 1 1 1 2

Fikarakarana
zezika faharoa 2

fahatelo 2

voalohany 2

Fihavana
faharoa 2

voalohany 2

Fanotorana 24
faharoa 2

Fiotazana 1 1
Menabe (Morondava, Belo sur Tsiribihina, Manja)

Karazany locales
Tsingerina Fohy
VOLANA Oktobra Novambra Desambra Janoary Febroary Martsa Aprily Mey
HAFOLOANA D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3
Fikarakarana ny tany
Famafazana/fambolena

Fikarakarana voalohany
zezika
faharoa
Fihavana voalohany

voalohany
Fanotorana
faharoa
Fiotazana

Karazany locales
Tsingerina Anelanelany
VOLANA Oktobra Novambra Desambra Janoary Febroary Martsa Aprily Mey
HAFOLOANA D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3
Fikarakarana ny tany
Famafazana/fambolena

voalohany
Fikarakarana
zezika faharoa

fahatelo
voalohany
Fihavana
faharoa
voalohany
Fanotorana
faharoa
Fiotazana

25
Menabe (Miandrivazo, Mahabo)

26

27
Sava

Sofia

Fiotazana 28

29
Fiotazana
Vakinankaratra

Fikarakarana zezika faharoa

fahatelo
Fihavana voalohany
Fanotorana voalohany
Fiotazana

Karazany locales
Tsingerina Anelanelany
VOLANA Oktobra Novambra Desambra Janoary Febroary Martsa Aprily Mey
HAFOLOANA D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3
Fikarakarana ny tany
Famafazana/fambolena

voalohany
Fikarakarana
zezika faharoa

fahatelo

voalohany
Fihavana
faharoa

voalohany
Fanotorana
faharoa
Fiotazana 30
Vakinankaratra

Karazany locales
Tsingerina Lava
VOLANA Oktobra Novambra Desambra Janoary Febroary Martsa Aprily Mey
HAFOLOANA D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3 D1 D2 D3
Fikarakarana ny tany
Famafazana/fambolena

voalohany
Fikarakarana
zezika faharoa

fahatelo
voalohany
Fihavana
faharoa
voalohany
Fanotorana
faharoa
Fiotazana

Vatovavy

31
voalohany
Fanotorana
faharoa
Fiotazana
Tetiandrom-pambolena nomerika ao amin’ny tolotra mandroso 3-2-1

Afaka sitrahana ao amin’ny tambazotra Airtel amin’ny Raha hisitraka izany :

alalan’ny tolotra mandroso 3-2-1 ny tetiandrom-
1- Ao amin’ny tolotra 1 : Fambolena
pambolena ; nanomboka ny Jolay 2019 no nisian’izany.
Fiaraha-miasan’ny Ministeran’ny Fambolena sy ny 8- Ao amin’ny tolotra 8 : Météo sy ny Tetiandrom-pambolena
Fiompiana (MinAE) ary ny Ministeran’ny Fitaterana sy ny
Famantarana ny toetry ny andro (MTM) no nahazoana ny
vokatra ; tohanan’ny tetikasa GIZ/PrAda miaraka amin’ny
Viamo.

Efa misy ny hafatra manokana miaraka amin’ny tolokevitra

isan-karazany rehefa miantso ny tolotra mandroso 3-2-1 ;
ahitana hafatra avokoa ny voly miisa dimy namokarana ny
tetiandrom-pambolena, izay marihina fa hafatra isam-
bolana arakaraka ny toerana na ny faritra takian’ny
mpiantso. Tanjona amin’izany ny hanamorana ny
fanjifan’ny mpamboly eny ambanivohitra ny Tetiandrom-
pambolena.

Nahatratra hatramin’ny 1 300 000 ny olona liana tamin’ny

Manaraka izany, misy hatrany ny fanavaozana ny Tetiandrom-pambolena teto amin’ny tolotra mandroso hatramin’ny
Tetiandrom-pambolena isan-taona izay hiarahan’ny nisiany nanomboka ny 10 jolay 2019.
MinAE, DGM, FOFIFA mamolavola, mivoaka alohan’ny
Raha hiantso ny tolotra mandroso 3-2-1 sy hihaino ny hafatra
fiandohan’ny vanim-potoam-pambolena izany.
raketin’izany, antsoy ny :
Ireo voly miisa dimy hita ao amin’ny tolotra mandroso:
• 321 (Airtel) : afaka manao antso miisa 6 maimaim-poana anatin’ny
• Ny vary (Vary an-drano, vary an-tanety, vary an- volana iray ; mandoa sarany 200 Ar kosa ny fanimpitony.
tanimbary) • Na 033 33 00 321 (Telma sy Orange) amin’ny saran’ny antso
• Ny katsaka mahazatra.
• Ny sakamalaho
• Ny voanjo
• Ny tsaramaso
Fifandraisana

MINAE/DGA
ANDRIAMANALINA Raharinjatovo Fenomanantsoa
raharifeno123@gmail.com

FOFIFA/DRA
Hery ANDRIAMAZAORO
Hery_andriamazaoro@yahoo.fr

MTM/DGM
RAHOLIJAO Nirivololona
niriraholijao@gmail.com

You might also like