You are on page 1of 10

N Y F E F IL O H A .

RAllA na vo ak y ~y P ri m e M in is te r te to A ut an a-
na ri vo R ai ni m ia da na , 15 vt ra ., L eh ib on 'n y IlIpanao
ra ha ra ha m or nb a ny F iv ar ot an a sy ny 'I' ao za va tr a
ar y ny Fa m bo le na , et c. , sy R ah ag am ai nt y, 1 O vt rn .,
Off. D . P., sy R ai nd ra ot o, ]~vtra., D. P. M.,
sy R at sa ra ho el a, D . P . M ., sy R ak ot ov ao , · S vt ra .,
D. P . Nl., sy R ai ni sa m oe li na , D . P. M., sy R ak o-
to m al al a, D . P M ., sy uy m pa no ra tr a, ta m y ny
12 M ay , an dr o A la ka m is y, di a no m on ' IlY P ri m e
M in is te r te ny izy, ka na ta on y ho c: "M al lù dl an a
hi an ao , R ai ni m ia da na , sy ny na rn an ao , ka t et ez o
Iv ah il av a, j or eo iz ay si rn ba to ko ny ho ha te ve ui na
sy ho to va na na , fa ho ha te vc ni n- d Rz. xa va r.o u œ r,
JA KA II I. I va hi la va na ta on ' ny O m be la hi
be lll as o,
ka je re on areo ts ar a iz ay to et ra ny , ha tr an y F ar a-
ha nt sa na no ho m io ri ka , ka as io m ar ik a iz ay si m ba
ha ta o. "
D ia ni an to m bo ka na nd eh a ni ak at ra ha tr eo A m -
bo hi po iz ah ay , di a ni ta ni an at si m o, ka ni je ry ny
to et ra u' Iv ah il av a, ka na hi ta ny fe fi lo ha va ky ao
at si m ou ' A m bo hi pe no , an dr ef an ' lm ah it sy , ka
m ah ag ag a ny fa ha si m ba ny . D ia na nd ro so ni a-
. da na ni ak at ra hi an y I1Y di an ay , ka na m pi ta ni an -
ts in an an a ta o A nd av ab it sy , vo di ra no n' A m bo hi -
m an am bo la , ni je ry ny to et ra ny ta o iz ah ay .
Dia uita niankandrefana indray izahay nizaha
ny tao atsimou' Irnahitsy, ka nahita ny simba tao
h otovo uana ; dia nita niantsinanana indray nankao
atsim on' Ambobibato, vodiranon' Ambohimanam-
bola sy Iaramy sy Faliary,
Dia niauatsimo indray izahay nankeo andrefan'
An osy, nizaha ny vaky ao Andriantsozina, ka faha-
45 r efy nu vaky. Dia nita niankandrefana indray
izahay naukeo Andriambato, ka vory teo Mandia-
vato sy S isaon y , na Andriamasinavalona, na ray
arnan-dreny.
Dia narnbarauay ny teniu' Andriana namoahan'
ny Prime Minister auay irak' Andriana amy ny
hanaovana any Ivahilava sy ny lahin-drano, etc.,
araka ny nanaovan' ny Ombelahibemaso azy teo
aloha, ho tohan' uy fanjakaua, hahavoky uy vady
RY uy zanaka, A.ry roh efa voalaza ny tonin' An-
driana, dia faly ny vahoaka, ka nanasina A ndriana
sy nanorne toky. .
Dia niteny Andrianabiby, Andriamasinavalona
aminy Mandiavato, nanao hoe: "Raha mahatsiahy
any Ivahilava navelan' Andrianampoinimerina
RANAVALOMANJAKA IlL, t sy iza no nanao izany
fa ny raibeuay sy ny rainay, ka raha inty mby
amiuy ankehitriny kosa, ny tenanay no hanao
azy, ka misaotra ny Mpanjaka 8Y ny Prime
Minister izahay, ary toky no omenay, ka la-
zao amy uy Prime Minister holazainy amy ny
Manjaka." .
Dia niteny indray Rainitsisavihina, lehibe aminy
Sisaony, nanan hoe: "Misaotra an-dRANAVALOMAN-
JAKA III. izahay noho izato fikajakajana ataony
hahavoky ny vady, hahavoky ny zanaka, fa ahodi-
ny ity ny tamy ny Ombelahibemaso, fa ny hanina
t okoa no tohan' ny fanjakana, ary dia misaotra ny
Prime Minister koa izahay, fa marian-dray aman-
dreny t okoa uy ambanilanitra noho izato taro
hevitra ataony, mikajakaja ny k ely sy ny lehibe;
ary dia misaotra anareo Irak' Andriana noho izatu
teny soa mahafaly namoahan' uy Prime Minister
anareo, ka ambaranareo eto aminy Sisaony."
Ary n ony ton ga teo Andriambato izahay, dia
nijery ny t eo, ka ny riam-bato dia vaky reny. Dia
niakatra k ely indray izahay, ka ny Sofin' An-
driambato dia vaky faha-1 8 refy. Dia nita nian-
tsinanana indray izahay, dia nizaha ny vaky eo
ambonin' Andriambato, ka faha-40 refy no vaky.
Dia niakatra indray izahay, ka nijery ny tao Anka-
ramilona, ka faha-134 l'ety no vaky ao.
Dia nita niankandrefana izahay ka niala teo, dia
nundr cs o niana tsimo niankandrefana, ka nahazo
teny avaratra andrefan' Ambohijanaka, ka hitanay
fa be ny vaky sy simba ny tatatra n ahafaty ny
vary, ary koa ny ao andrefan' Ambohimarina dia
vaky uy tatatra, ka lelika ny tanimbary. Dia
nandroso hiany ny dianay, ka nandry teo Ampa-
hitrosy tamin' io alina io.
Âry nony taro y uy rnarain' ny Zoma, 13 May,
dia nauk eo Imahamasina izahay, ka vory teo
Voromahery (Avaradrano), ao Ambohijoky, sy
Sisaony ary Ambodirano. I,ia nambara ny t enin'
Andriaua namoahan' ny Prime Minister ny irak'
Andriana amy ny hanaovana any Ivahilava 8Y ny
lahin-drano, etc., araka ny nanaovan' ny Ombe-
lahibemaso azy teo aloha, ho t ohan' ny fanjakana,
hahavoky ny vady sy ny zanaka, Ary rehefa
voalaza ny tenin' Andriana, dia faly ny vahoaka
ka nanome toky.
Dia namaly ny . tenin' Andriana Rakotovao sy
Radoma, Andriamasinavalona amin' Ambodirano,
sy Rainimam onjy, aminy Sisaony, nunao hOB:
"Misaotra. au-dRANAVALOMANJAKA III. izahav am-
baniandro noho izato fikajakajany ny kely sy ny
lehibe, ka hetsehiny Ivahilava nataon' Andrianam-
poinimerina, hahavoky ny ambaniandro, sy ho
tohan' ny fanjakana, ka dia hotahin' Andriamani-
tra anie ny Mpanjaka; dià misaotra ny Prime
Minister izahay, fa manan-dray aman-dreny tokoa
ny ambanilanitra manana azy, fa voakajakajany
avokoa hatramy ny lalàmhe, na voly an-tanety,
mdrindra itony ka hotovonana Ivahilava, ka
toky no omenay, fa lazao amy ny Prime Minister
holazainy amy ny Mpanjaka."
Dia nanontanianay izay nitoeran' ny riam-baton'
Andrianampoinimerina teo aloha IZY, ka dia nila-
za ny olona fa tsy fantany loatra, fa any misy
'sofin' ela nahita. Dia nalainy Andriampizaha,
sofin' ela, t eny am-piandrasana omby; nony tonga
teo izy dia nanontanianay, ka nolazainy ny
riam-bato roa atsinanana ·sy andrefana tamy ny
Ombelahibemaso. Ary nony efa hita ny toetry ny
riam-bato teo, dia nizaha ny riarn-bato tao Fitovava
izahay, ka vaky reny ny riam-bato ao; dia nampita
niantsinanana indray izahay, ka uijery uy riam-
batony Lehidama, ao Andranonierana, ka vaky
. reny ny riam-bato ao. Dia nandroso nianavaratra
hiany ny dianay, ka nita niankaridrefana indray
izahay, ka nijerijery ny rano vaky tao avaratr'
Antsahadinta, faha-30 refy no vaky.
Dia nandroso nianavaratra hiany uy dianay, ka
nankeo amy ny vodiranon' Itangaina sy Arnbohi-
mangidy, ao Ampitantafika. Dia nita nianavaratra
indrflY izahay, ka nijery ny rano vaky teo atsimou'
Ambohimandroso, faha-30 refy no vaky.
Dia nita niankandrefana indray izahay nizaha
an' Antaboaka, fidiran-dranony Fenoarivo, ka dia
nandry teo Fenoarivo izahay tamin' io alina io.
Ary nony tamy ny Asabotsy, 14 May, dia vory
teo anati-rovany Fenoarivo Imaromena, na Zanak'
Andriana, na Andriamasinavalona, na ray aman-
dreny. Dia nolazaina azy ny tenin' Andriana
namoahan' ny Prime Minister ny irak' Andriana
amy ny hanaovana any Ivahilava sy ny lahin-drano,
etc., araka ny nanaovan' ny Ombelahibemaso azy
teo aloha, ho tohan' ny fanjakana, hahavoky ny
vady sy ny zanaka. Ary rehefa voalaza ny te-
niu' Andriana, dia faly ny vahoaka, ka nanasina
Andriana sy nanome toky.
Dia niteny Ralaivoalavo, Andriarnasinavalona
amin' Ambodirano, nanao hoe: "Faly izahay amba-
nilanitra noho izato fiahian-dRANAVAJ,r)MAN.JAKA III.
anay ambanilanitra, ka hotovonany Ivahilavan'
Andrianampoinimerina, hahavoky ny vadinay sy
ny zanakay, ary ho toham-panjakana, ka dia saotra
Andriana no ataonay, ary dia misaotra ny
Prime Minister koa izahay noho izato fikajakajany
ny ambaniandro, fa 'marian-dray aman-dreny tokoa
izahay manana azy, fa tiany ho soa tokoa ny kely
sy ny lehibe."
Ary dia niteny indray Ralainaorina, lehibe ami n'
Ambodirano, nanao hoe: "Tohin' ny an-dRalai-
voalavo hiany, fa faly loatra izahay ambaniandro
raha tRal'oan-dRANAVALOMANJAI\:A III. ny Vahila-
van' ny razany, ka dia misaotra ny Mpanjaka sy
ny Prime Minister izahay, fa hilietsika Ivahilava,
ka mangataka izahay samy hiara-rnihohoka, na ny
lehibe nr ny kely, na lahy na vavy."
Âry nouy niala t eo izahay, dia nandroso niana-
varat.ra hiany, dia nampita niankandrefana nijery
ny fidiran-drano sy ny vodiranon' Amhohijafy.
: Dia nampi ta niantsinanana indray izahay, ka nan-
droso nivalambalana hiany, ka tonga teo Ampi-
riaka, vodiranon' Ambohitrirnanjaka sj Ambohi-
drapeto. Dia vory teo Ambohidrapeto, na Zaza-
marolahy, na Andriamasinavalona, na ny ray
arnan-dreny. Dia nambara azy ny tenin' Andriana
namoahau' ny Primo Minister anay irak' Andriana
amy ny hanaovana any Ivahilava sy ny lahin-drano,
araka ny nanaovau' ny Ombelahibemaso azy teo
aloha, ho tohan" ny fanjakana, hahavoky ny vady
sy ny zanaka, Ary rehefa voalaza ny tenin' An-
driana, dia faly ny vahoaka, ka niteny Ramboatra
sy Rutsuniamboho, samy nisaotra Andriaua s)' ny
Prime Minister, ary nanome toky amy ny hanao-
l'ana any Ivahilava; ary rehefa vita ny kabary
nataon' ny olona teo, dia nampita niantainanaua
izahay nizaha ny toetry ny fefiloha, ka efa sirnba
sy iva avokoa.
Dia nampita niankandrefana indray izahay, ka
nandroso nianavaratra, dia tonga teo Ambodin"
Ikotrana, ka hita fa misy tokony ho esorina ny
vato ao.
Dia niala teo izahay, ka niakatra tao An osiman-
jaka, nefa tsy nahazo niraharaha tarny ny olona
teo, fa alina loatra no tonga teo, nefa nikasa hive-
rina eo nony Alakamisy raha azo atao.
Ary nony tamy ny Alahady, 15 May, dia niala
teo Anosimanjaka izahay, ka nampita teo atsina-
nany 'I'anjondroa, dia namonjy fiangonana ma-
raina teo Mandrarahody, ary tamy ny hariva dia
niangona teo atsimon' Anosivola, ka nandry tao
Arnbanimaso.
Ary nony tamy ny Alatsinainy, 16 May, dia
nandoha nianatsimo niankandrefana izahay, ka ni-
zaha ny teo andrefany Miadanarivo, dia niauatsi-
mo ho eny Isoavinirnerina, ka iny reniranony
Moriandro in)' dia lelika, ary ny fofiloha diu iva
sy vaky ; dia nita niankandrefana izahay, ka tonga
teo Alatsinainy Ampahimanga, dia nijery ny
haben' ny hanina sy ny hamorany teo izahay, ka
ny vary eo diat.e, nefa misy mampalahelo ny
fahafetsi-ratsin' ny sasany. Ilay mpanao fatra an-
karona hanambakany uy zaza amiui-bchivavy dia
notriarinay teo imason' n,)' vahoaka ny harona, ka
nahafaly ny olona. . Ary nandroso nianatsimo
izahay, ka nijery -ny tao Anosimpary. Aoka re
izany uy fefin' amalona aov mefa foana avokoa l
Ary rehefa nizaha tsara ny toetry ny tao izuhay,
dia nampita niankandrefana, dia tonga tao Fara-
hantsana, dia niverina nianavaratra, fa cfa hariva.
Ary raha mbola teo atsimon' Alatsinainy izahay, dia
indreo ny antily, Ralambomanana, Gvtra., sy ny
natnany avy nitsena anay nitondra an-dRavohitra,
sekoly ao Arnbohimirimo, ka ao A.ntanimenakely no
fonenany. Niady tamin-dRainimazaoro, mpiarn-
bina, tsy an-drariny teo an-tsena izy, sady nisotro
toaka nanabataba ny tsena. Ary dia nilazauay ny
antily natao hoe: "Dia ento rniakatra any Anta-
nanarivo izy, fa efa mby an-tànanareo." Ary
nony tonga teo avara-tsena izahay, dia tonga
indray ny olona nilaza nanao hoe: "l.lafy no
entinay amin' io lehilahy io sy Audrianautoanina,
zaodahiny, fa ny miaramila handeha hi ambina sy
hauao matso, na mitondra basy hafa aza, dia to rohi,
- - - - -- - - - -- - - - - - - - - - - - - _.
ny ka alaiuy ny basiny, dia afatony ka ataony hoe: I
'Mivarn-basy aminay ity,' dia tonga uy namany
mitsara, ka raha tsy mandoa vola ny tompon' io
dia tsy afaka, nefa olona maika hamonjy fanorn-
poana ireo olona ireo; ary misy koa mpanefy eo
an-tsena dia ilany sotasota iadiany sy ornpauy,
ary nony mba marnaly azy amy uy ataony, dia
ahorony avokoa uy entany rehetra, ka raha tsy
rnandoa vola dia tsy avelauy."
Ary rehefa nandroso nianavaratra kely ny dianay,
dia indreo 'olona maro avy nitsona anay nanao hoe:
"Raha ny amin-dRavohitra sy Andrianantoanina,
mafy no manjo anay aty, fa noho ny fikambanan'
ny firenena dia tsy rnba azo izy na manao inona na
manao inona; ka ny anjara làlany ireny ilay tsy
vita ircuy, ka tsy azo tenenina izy, fa matahotra ny
hihaviany rahalina, dia ataonay; ary izy ireo l'aha
alina dia lanjaina mandehandeha manao tonta kely,
nefa be izy fa tsy vitsy; ka raha izy miaotra ireo dia
mafy ny manjo ana)' amin' ireo, ka saiky hatolotray
izy, kanjo lasa tany Mojanga Ravohitra, ka tonga
izy io, ka mbola manao ny fanaony hiany, ka miho-
ron-koclitra ery n)' zaza amim-behivavy aty am- ,
bany anclrefana aty, ka tonga hianareo solom-bavan' .
ny Mpanjaka, ka lazao amy ny Prime Minister, fa
maizina ny manjo anay amin' ireo." Ary raha nan-
droso ke1y indray izahay dia indreo olona mura
niaraka tamy ny evanjelistra ao Ambohimirimo sy
ny mpampiariatra sy IlY zaza amim-behivavy nanao
hoe: "Mafy no entinay amin' izy miaotra ireo, fa tsy
mis)' mba hananana izay ananana, fa mihoron-kodi-
tra lalandava izahay aty ambany andrefana aty na
andro na alina, ka raha ireo no afaka dia maty iza-
ha)'." Ary dia nampianay ny teny tamy ny antily
amy ny hitondraua azy miaotra hiakatra.
Dia nandroso hiany ny dianay, ka uarnpita any
Moriandro, dia nandry teo Ambanimaso indray,
fa tratra alina. 1
Ary nony tamy Talata,. 17 May, dia nihaona 1
tamy ny Manendy SIVY ray SIVY reny teo Manan- i
dona izahay. Dia nambara azy ny tenin' Andriana
narnoahan' ny Prime Minister anay irak' Andriana
amy ny hanaovana any lvahilava sy ny lahin-
drano, etc., araka oy nanaovan' uy Ombelahibema-
so azy teo aloha, ho tohan' ny faujakana, hahavoky
ny vady sy IlY zanaka. Ary rehefa voalaza ny
tenin' Andriana, dia faly ny vahoaka, ka nanasina
Andriana sy nanome toky. Ary dia nanoutanianay
izay mahafaty any Moriandro. Dia nolazainy fa
ny tatatra sy ny lahin-drano nataon-dRajery, ny
ilany avaratra, hatreo andrefan' Ambohimirimo,
-

Ilelika sy banga, ary uy lahin-drano afovoany dia


efa leliky ny antsanga sy banga ny fefiloha, ary ny
ilany atsimo koa dia leliky ny antsanga sy banga.
Ary dia nilaza Rakotonandriantsanilo nanao hoe:
"Tenin' Andrianampoinimerina nataony hoe: An-
kosy sy Andranomasina, arnin' Avaradrano; ary
11asora, 'I'siafahy, Antsampandrano, fa tamin' io
no nisehoan' ny teny hoe: 'Hany vary Andraisi-
sa,' aminy Sisaony; ary Moriandro sy Izovy sy
1nanongirana, ireo aminy Marovatana ; ary Antsa-
hadinta, amin' Ambodirano. Ireo dia uataony
vary an-tsobiky, fa 1betsimitatatra nataony vary
am-patambary,' Ary raha niala teo Manandona
izahay dia tonga teo Ankazonaudriarnpianinana,
dia vory teo Tsirnahandry telo vohitra, Dia nam-
bara ny tenin' Andriana; ka dia faly ny vahoaka,
ka nanome toky sy nanasina Andriana, ary dia
nisaotra ny Mpanjaka sy ny Prime Minister izy
no ho ny fahatsiarovana ny tenin' ny Ombelahibe-
maso, hahavoky ny kely sy ny lehibe; ary dia no-
lazainy ny nahafaty ny variny ao Inanongirana, fa
ao atsinanan'Arnbohibe, arny ny fari-tanin'Ambohi-
, trandraina, dia vaky, ary nyriam-batovakyrenydia
. ireo: Andriaua, atsinanau' 1rnahandry, sy Am-
batobiby sy Andakana sy Arnbatonamboalarnbo sy
Arnpasinomby sy atsimon' Imandrarahody 8Y an-
drefan' Arnbohimiarana sy andrefan' Ambohinao-
rina, ary ny fefiloha 8Y kely. Ary raha
niala teo izahay dia nandry teo Ambohidrabrimo
tamin' io alina io.
Ary nony tamy ny Alarobia, 18 May, dia vory
ny olona teo, ka nambaranay azy ny tenin' Audria-
na namoahan' ny Prime. Minister anay, ka dia faly
ny vahoaka raha nahare any I vahilava hatao, ka
sarny nanome toky, ary dia nolazainy koa izay na-
hafaty azy, dia izao: Ankotrika efa iva 8Y simba
ny fefiloha, ary ny tatatra mamaky azy maty. Am-
1 balamahery, arnpovoan' Ankot.rika, miantsinanana
1 sy tatatl:a manoclidina simba
i avokoa; ny fefin ny vodmy atsmanana hatreo Am-
boniloaka ka hatreo Arnbohitrankizy, ary ny mia-
natsirno hatreo Arnorondaza ka hatrany am-bodin'
Anrlriantany. Ary mangataka izyhasiana tana-
masoandro co ampovoany, mianatsimo sy miana-
varatra, ary ny manodidina dia iva daholo ; ary ny
misakantsakana ny rano dia eo atsimon' Itsinjoari-
vo, avara-tranon-dRainitavy, sy co atsimon'Antan-
jondroa misy fefiloha vaky, faha-20 refy no halava-
ny. Ary raha niala teo Ambohidratrirno izahay, dia
nandroso nita nlankandrefana nankany Ifanindro-
na 8Y Itsinainondry; ka DY ao Ifanind1'ooa ny
atsimo mihoatra rnianatsi
mahafaty an' An osimanj ak
Ary •
Ifanindrona avaratra
mahafaty an' Avaradran o
hiroka. Dia niorika nia
nandry t eo Ambohi triman
. Al'Y nony tamy ny Alak
teo Anosimanjaka sy
nambara azy ny tenin'And
Minister anay irak'Andria
Ivahilava sy ny lahin-dra
van' ny Ombelahibemaso
ny fanjakana, hahavoky n
Ary r eh efa voalaza ny
ny vahoaka, ka nanasina A
Dia nozahanay ny fefiloh
aminy, ka be no simba sy
tovonana sy hohatevenin
indray izahay dia nampit
droso niorika niantsinana
Imamba sy Ankosy, dia n
tamin' io alina io ..
Ary nony tamy ny Zom
andrefan' Ambatolampy A
nambara azy ny tenin'
Prime Minister anay irak
naovana any Ivahilava
araka ny nanaovan' ny
aloha, ho tohan' ny fanja
sy ny zanaka. Ary reh e
driana dia faly ny vahoak
sy nanome toky izy. Ar
Imerina izahay ; dia nih
avaratr'Ambolanambo in
tokony botovonana sy h
hariva ny andro dia mba
Ary nony tamy ny Asa
keny Ambodifasana izaha
bafotsy, ka dia vory t eo
nambara azy ny tenin'
Prime Minister anay irak
naovana any Ivahilava
araka ny nanaovan' ny
aloba, ho toban' ny fanja
sy ny zanaka. Ary rehe
driana dia faly ny vahoa
sy nanome toky. Ary d
bay, ka dia bita fa ny man
bosokafana sy hotovonan
dia be no simba tokony
Ary rehefa niala t ee amy
m o sy rnianavaratra, ka
ka sy Ambohitrimanjaka.
mihoatra mianatsimo, ka
o tsy vaky volo sy Ante-
an t sinauana izahay, ka
njaka tamin' io alina io.
kamisy, 19 May, dia VOl}
Ambohitrimanjaka. Dia
driana namoahan'ny Prime
ana amy ny hanaovana any
n o, etc., araka ny
azy t eo alo ha, ho t oha n
ny vady sy ny zanaka.
t enin' Andriana dia faly
Andriana sy nanom e toky.
ha sy ny lahin-drano ao
y ratsy izay tokony ho-
na; ary nony niala teo
ta nianavaratra, ka nan-
ana hiany nizaha ny voc1in'
nandry tao Ambatolampy

ma, 20 May, dia vory tao


Antehiroka .r ehet r a. Dia
Andriana namoahan' uy
k' Andriana amy uy ha-
sy uy lahin-drano, etc.,
Ombelahibemaso azy t ee
akana, hahavoky ny vady
efa voalaza ny tenin' An-
ka, ka nanasina Andriana
ry dia nizaha ny fefilohau'
hodina indray nizaha iuy
ny, ary hita fa be no simba
harnpiaua ; ary nony efa
a samy nocly izahay aloha.
abotsy, 21 May, dia nan-
ay, nihaona tamy ny 'l'sima-
ny ray aman-dreuy, Dia
Andriana namoahan' ny
k' Andriana amy ny ha-
sy ny lahin-drano, etc.,
Ombelahibemaso azy teo
akana, hahavoky ny vady
efa voalaza ny tenin' An-
aka, ka nanasina Andriana
dia nitety ny fefiloha iza-
ndan' Ambaniandro tokony
na, ary ny fefiloha sasany
hotovonana sy hampiana.
y ny 'I' snnahafotsy izahay
di a ni ha on a t amy ny 'I' simiarnbo hola hy teo Im ar nb a,
at si na na n y B el an it ra , dia vo ry t eo ny ra y am an -
dr en y, ka na m ba ra azy ny te ni n' A nd ri an a na m oa -
ha n' ny P ri m e Minis te r an ay ir ak ' A nd ri an a am y
ny ha na ov an a an y Iv ah il av a sy ny la hi n- dr an o, et c. ,
ar ak a ny na na ov an ' ny Om bela hi be m aso azy te o
al oh a, ho to ha n' ny fa nj ak an a, ha ha vo ky ny va dy
sy ny za na ka . A ry r eh ef a vo al az a ny te ni n'
A nd ri an a di a faly ny va ho ak a, ka na na si na A nd ri a-
na sy na nom e t ok y izy.
A ry di a no te te zi nay ny fefiloha t eo am in y, ka be
ny va ky sy si mba to ko ny h ot ov on an a sy ha m pi an a,
ar y ny re ni ra no . ho lo ar an a, fa ef a le lik a. A ry
re hefa tr at ra al in a t eo iz ah ay di a sa m y no dy .
A ry ta m y ny A la t si na in y, 23 M ay , iz ah ay di a
ni an to m bo ka t eo A m bo hi po in dr ay , ka na rn pi ta nia-
na t si m o na ua ra ka ni ho di na an y l va hi la va , di a ni ta
.n ia na va ra tr a in dr ay te o at si m on y M ah az oa ri vo ,
di a na nd ro so niva la na hi an y, di a to ng a t eo I ta n-
j om ba to , ka m ah ag aga ny na na ov an ' uy ol on a ny
fefil oh a ao A nk ad y, at si m on ' It an jo m ba to , fa m ia ,
ra -m ih oh ok a m an ao izy r eh et ra , na ny kely na ny
le hi be. D ia ni va la m ba la na hi an y iz ah ay , ka to n-
ga teo A n osizat o, di a n an dr oso ni an av ar at ra
te o A nd ro ro sy , di a ni an av arat ra hi au y, ka ni ha o-
na ta m in ' Ambolt1manarin a te o am y ny fi di ra n- dr a-
no ny , fa vo ry te o A m bo hi m an ar in a re he tr a. D ia
na m ba ra azy ny te ni u' A nd ri an a n am oa ha u'
ny P ri m e 'Min is t er an ay ir ak ' A nd ri an a am y uy ha-
ua ov an a au y l va hi lava sy ny la hi n- dr an o, et c. ,
ar ak a uy na na ov an ' uy O m be la hi be m aso azy te o
aloh a, ho t oh an ' ny fanj ak an a, ha ha vo ky ny va dy
sy ny za ua ka . A ry r eh efa vu al az a ny te ni n' A n-
dr ia na , di a faly uy va ho ak a te o, ka na na si na A nd ri an a
sy na no m e to ky , di a na ng at ak a an ay IZY hi je ry DY
fl di ra n- dr an on y sy ny la hi n- dr an o m an o rl id in a azy,
ka dia hi ta fa be DO si m ba sy va ky tOkODY ha m pi an a
sy ho ha te ve ui na . .
D ia na nd ro so ni an ka nd refana hi an y iz ah ay
ha tr an y am -b od in ' A nd ri an ta ny . A ry r eh ef a na hi -
t a uy to et ry DY fefiloha re he tr a ta uy iz ah ay di a
ni ve ri na ka no dy .

You might also like