You are on page 1of 12

TOROLALANA BOTS TELEGRAM AHAZOAM-BOLA

INONA MOA TELEGRAM ?


Telegram dia application de messagerie instantané tahak’i Messenger sy WhatsApp. Zany hoe appli
natao handefasana sy handraisana hafatra avy amin’olona. Raha samy manana telegram izany ianao
sy ny namanao dia afaka mifandefa hafatra amin’ny alalan’io appli io. Misy Telegram ho an’ny finday
Android ary misy koa ho an’ny solosaina (Telegram Desktop).

Raha mbola tsy manana Telegram dia Ity misy rohy ahafahanao maka ho an’Android :

https://web.facebook.com/groups/575274223152315/permalink/625281851484885

INONA NO ATAO HOE BOTS TELEGRAM ?


Ny bot dia compte de messagerie izay mamaly automatique fa tsy entin’olombelona. Misy mety efa
nampiasa AlfredBot tamin’ny Facebook Messenger. Amin’ny Telegram koa dia misy bots maromaro
saingy ny mampiavaka azy amin’ny bot Messenger dia noho ny fisian’ny bots maromaro izay natao
ahazoana vola cryptomonnaies toy bitcoin (BTC), litecoin (LTC)…

Raha mbola tsy mahalala momban’ny cryptomonnaies dia vakio ity pdf ity :

https://web.facebook.com/groups/575274223152315/permalink/598723984140672

Raha mbola tsy manana portefeuille dia ireto :

BINANCE : https://www.binance.com/fr/register?ref=UQB89430

COINBASE : https://www.coinbase.com/join/ravain_q?src=android-link

FAHAIZA-MANAO SY FITAOVANA MILA ANANANA TAKIANA RAHA TE HAHAZO


VOLA AMIN’NY BOTS TELEGRAM
• Mahalala teny anglisy (tsy voatery fa tsara ihany, raha tsy mahay dia araho fotsiny izay
voalaza). Mila hay tsara ohatra ny dikan’ny hoe BALANCE (solde) sy WITHDRAW (retrait)
• Mila MANANA PORTEFEUILLE CRYPTO afaka mandray BTC, BCH, LTC, DOGE, ZEC… Raha ireo
dimy voalaza ireo dia raisin’i Coinbase avokoa ankoatran’i DOGE izay mety amin’i BINANCE
ary MAHAY MITADY ADRESSE – aza adino fa adresse BTC ihany no afaka mandray BTC,
adresse DOGE igany no afaka mandray DOGE
• Mila mahay MIJERY COURS sy manao CALCUL
o Ohatra : mahalala fa 10 satoshis = 0,00000010 BTC = 0,0011 $ (raha 1 BTC = 11 000 $)
• Tsara kokoa raha manana CONNEXION ILLIMITEE na mahita WIFI, CONNEXION GRATUITE
(sekoly, fiasana…) no mampiasa Bots telegram. Raha ireo bots gratuits manko no ampiasaina
ka yellow 100 ohatra no laninao dia mety 20Ar fotsiny no azo

AHOANA NO AMANTARANA BOTS MANDOA VOLA ?


• Tsy mampanantena volabe : 0,05 BTC e, 1 ETH e… Tsarovy fa VITSY MBA TSY HILAZANA HO TSY
MISY NY BOTS TELEGRAM GRATUIT KA MANOME MIHOATRY NY 1 $ AO ANATIN’NY IRAY ANDRO
• Tsy mila mitady referrals vao afaka manao retrait
• Tsy mangataka dépôt efa manao retrait

TENY ANGLISY MILA FANTATRA


• Balance : Solde
• Referral : filleul
• Withdraw : retrait
• « Please stay on the site at least 10 seconds » : veuillez rester sur le site au moins 10 secondes :
mijanona 10 segondra eo amin’ilay tranokala
• « You earned » : vous avez gagné : nahazo ianao

IREO CLICKBOTS DOGECLICK


Ireo clickbots DOGECLICK no anisan’ny Bots telegram be mpampiasa, mora ampiasaina indrindra na
vao manomboka aza. Manana adresse tsirairay ho an’ireo crypto : BTC, LTC, BCH, ZEC, DOGE dia
ampy ahazoana. Manenjika minimum de retrait « minimum to witdraw » fotsiny dia efa afaka
mandefa any amin’i Coinbase na Binance. Tsy mila investissement, tsy obligatoire ny referral.

Ireto dimy ireto no Clickbot DOGECLICK :

BTC : https://t.me/BitcoinClick_bot?start=Qk4b

BCH : https://t.me/BCH_clickbot?start=FEzN

LTC : https://t.me/Litecoin_click_bot?start=ppER

ZEC : https://t.me/Zcash_click_bot?start=7Kh9

DOGE : https://t.me/Dogecoin_click_bot?start=Waye

NY MINIMUM DE RETRAIT ISAKY NY CRYPTO :


BTC : 0.0003000 BTC BCH : 0.00010000 BCH DOGE : 4 DOGE
LTC : 0.0004000 LTC ZEC : 0.00035000 ZEC
FOMBA AHAZOANA VOLA AMIN’IREO CLICKBOT TELEGRAM DOGECLICK
Rehefa installé Telegram dia afaka mampiasa an’ireo liens eo ambony ireo ianao. Dia mikitika START
na DEMARRER. MIseho aorian’izay ity menu ity :

Fomba telo no ahazoana vola amin’ireo Clickbots Dogeclick :

• VISIT SITES : mi-click dia miandry kely dia mahazo vola


• MESSAGE BOTS : mandefa message bots dia manao forward (renvoyer) ao amin’ilay bot
• JOIN CHATS : miditra chat/channel dia mahazo vola aorian’ny 1 h eo

1. Visit sites ;
Ny atao amin’ny visit sites dia kitihana ilay hoe visit sites dia misy sites asainy visitena ao, kitihana
fotsiny ny hoe « GO TO WEBSITE » dia mety hisy chrono na tsia. Raha tsisy chrono dia miandry 10s
(please stay 10s ) d mahazo vola, raha misy chrono dia miandry ny chrono ho tapitra dia fermena ilay
fenêtre mipoitra. Rehefa mipoitra ny hoe « you earned » dia nahazo izay ianao.
Hoatran’izao no mitranga raha misy chrono, misy chrono mipoitra eo amin’ny barre gris eo ambony
dia mila miandran’iny. Avy eo mipoitra ilay « you earned » eo.

2. Messages bots ;
Ny bouton Messages koa dia ahazoana vola : mikitika an’io ianao. Avy eo mikitika « Message bots »
amin’izay mipoitra. Avy misy bot mipoitra mila kitihana ny START/DEMARRER. Misy messages mipoitra
avy eo dia kitihana io dia misy hoe « FORWARD » mipoitra. Kitihana io dia kitihana avy eo ilay bot
niaviany (raha BTC clickbot d kitiho BTC clickbot). Mipoitra ao amin’ny BTC Clickbot io dia mikitka
envoyer dia azo ny vola.
3. Join chats
Ito no fomba fahatelo ahazoam-bola ao amin’iny clickbot. Kitihana aloha ny Join chats. Dia misy canal
(channel) na discussion asaina idiranao ao. Kitihana ilay hoe Go to channel. Misokatra avy eo ilay
canal dia kitihana ny Join. Vita izay dia manao retour dia kitihana ilay Joined ao amin’ny clickbot.
Misy message avy eo mipoitra hoe : Sucess ! You must stay in the channel for at least 1 hour.
Midika izany fa miandry 1 heure dia azo ilay vola Rehefa tapitra ny 1h dia mipoitra ny message You
earned. Dia afaka supprimena ilay channel raha mameno discu fotsiny.
FIJERENA SOLDE SY FANAOVANA RETRAIT
Voalohany aloha mila tratra ny minimum de retrait (minimum to withdraw) Iny dia jerena ao amin’ny
balance. Ito dia ohatra ho an’i BCH Click bot.
Avy eo dia kitihana ny Withdraw. Mangataka adresse BCH izy.

Manarak’izay dia tadiavina sy copiena ny adresse BCH ao amin’ny Coinbase na wallet-nao.

Aorian’izay ny retrait ho atao (amount to withdraw). Arakaraky ny Balance anao io, raha manana
0,0002 BCH dia afaka maka 0,0002 BCH fa 0,0001 no minimum. Soratana ilay vola dia avy eo manao
Confirm.
Mahazo soratra avy eo hoe : your withdraw has been requested : izany hoe « voaray ilay fangatahana
retrait »
NY REFERRALS
Ny referral dia olona omenao ny lien anao ary ahazoanao bonus/commission. Ohatra raha mi-partage
ny lien referral anao ianao dia mahazo 15% amin’ny vola azony isaky ny manao tâches. Referral dia azo
adika koa hoe Filleul. Parainnage izy io saingy ny tsy mampitovy azy amin’ny MLM sy Affiliate Marketing
hafa dia satria ianao tsy mila mandoa vola raha miditra ilay lien referral fa manome kely amin’ny vola
azonao.

SETTINGS
Allow NSFW : Not Safe For Work : midika hoe pornographie, ny allow indray autoriser, raha
manao allow NSFW ianao dia mety ahita pub mamoafady amin’ilay visit sites

Captcha type :misafidy amin’ny reCaptcha sy Solve Media, izay fomba hamantarana raha
tena olona ianao sa robot (script, bot…)

Task alerts : mi-activer notifications ho an’izay tianao ananana notification


4. MY ADS
Ianao koa dia afaka manao pub amin’ny clickbot, izany hoe ianao indray no mandrosaka vola (DEPOSIT)
mba ho hitan’ny olona sy ho clickeny ny lien anao : mitovitovy amin’ny principen’ny Boost FB. Ny olana
fotsiny dia efa marobe ireo mampiasa script Termux dia vetivety dia lany ilay vola nefa mety tsy nisy
nahita akory ilay Pub.

TERMUX
Termux dia application afaka ampiasaina amin’ny Telegram ka manao azy automatique. Zany hoe tsy
mi-click sy misahirana intsony ianao fa ataony ho azy daholo. Mila installé fotsiny Termux ary mitady
script mandeha tsara.

You might also like