You are on page 1of 1

Grain de blé Boeny

Mahajanga

Objet : Rapport d’activité

Septembre :
Niverina nisokatra arakan ny programma napetraka ny 10 Septembre 2022 tao anatin’ny “Evaluation” ny
asa ho an’ny ankizy eto anivon’ny fikambanana ny volana Septembre.
Araka ny tapaka moa dia najoro sy napetraka ny hahafahan’ny club FOOT mandeha tsara taorian’ny lasy.
Mbola ny lohahevitra “Ikorintianina 15: 58” no entina manohy ny asa ary eo ambanin’ny fitarihan’ny Fanahy
Masina. Isaia 11 :2 manao hoe:
“Ary ny fanahin’ny Jehova hiteotra ao amin’ny, dia ny fanahin’ny fahendrena sy ny fahazavantsaina ; Ny fanahin’ny
fanolorantsaina sy ny faherezana, Ny fanahin’ny fahalalana sy ny fahatahorana an’i Jehovah.”
Dieny ety amboalohany dia natao ny ezaka nanokafana ny activités sasany izay efa niriana ny fisiany hatrizay ka
ahafahan’ny ankizy sy tanora maro misitraka izany fampianarana izany.
Octobre:
Rehefa tafajoro ny clubo foot nandeha soa amantsara ny entrainemant, niditra nanao fIfaninanana tao
amin’ny hetsika baolina kitra UB 13 VIVA M ny ekipa ho santatry ny fivoahan’ny ankizy amin’ny fifaninanana masina.
Averina ho an’I Jesosy ny voninahitra ambony indrindra fa tsy tamin-kery na fahatanjahana fa amin’ny herin-Jehovah
irery ihany.
Teo ihany koa ny fanokafana tamin’ny fomba ofisisaly ny acticités hafa toy ny :
Couture, Danse, Chant, Langue, Cuisine, Tricot (fibre), Pâtisserie sy ny restauration sy hôtellerie izay irariana ny
hisokafan’izany rehetra amin’ny taona 2023.
Ny tena akaiky indrindra dia andefasana taratasy miaraka amin’ity tatitra ity mba hahafahana manombaka azy.

Izay taratasy izay dia misy ny antsipirihan’ny zavatra rehetra natao sy ny fandaniana rehetra ka anaovana fangatahana
fanonerana ny totalim-bidy mihoatra mitentintina 492 400 ariary (efajato,sy roa arivo sy sivy alina sy efatra hetsy) izay
mbola haloa sy averina avokoa.

Novembre : Hanokatra ny Club d’activité hafa rehetra

Ny volana Novembre dia volana : natokana hanomanana ny fo sy ny fanahy ary ny vatanan’ny ankizy sy ny
zoky hanaovana fanomanana fankalazana miezinezina ny tsingerintaonan’I Mpanjaka ny Mpanjaka, Tompo Jesosy ny
25 Decembre 2022. Ny fankalazana ny krismasy 2022 dia hokasaina ho tanterahina ny 28 Decembre 2022 ny aty Boina.
Hampiarahana amin’ity daholo moa ny demande des matériels sy ny programme telovolana farany ao anaty (Fiche
technique).

Equipe Boeny Mahajanga

You might also like