You are on page 1of 2

Amin’ny alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo

fa ny havamalalanay
RAHARIMANANA Naly Manantsoa Eloi
Dia natsoin’ny Ray hody any aminy rehefa nivahiny 47 taona teto an-
tany
Hoy ny vadiny :
- RASOAMAHALANONA Armandine
Ny zanany :
- RAHARIMANANA Tianantenaina Fabiola
- RAHARIMANANA Herilalaina Stephanie
- RAHARIMANANA Heriniaina Syliva
Ny Ray aman-dreniny :
- RAHARIMANANA Jacques sy Marine
Ny rafozany :
-  Mme Veuve RAMANGAHARISOA Ainée
Ny iray tampo aminy :
- RAHARIMANANA Ricardo sy ny zanaka aman-jafiny
- Mme Veuve RAHARIMANANA Mamy sy ny zanany
- CHRISTIAN Canuet sy Tiana (France)
- RAZAFINJATOVO Maheninan sy Elysa sy ny zanany
Ny mpiraitampo amin’ny vadiny :
- RAZANAMASY Hariniony mivady sy ny zanany
- RAMANGALAHY Edwin
- ANDRIAMBONIMALAZA Soahasinarivo
Ny Fianakaviana manontolo
Ny EKAR Kristy Mpanjaka Manjakaray
Ny FTK EKAR Manjakaray
Ny EKAR Saint Josephe Ambohibary Sambaina Antsirabe
Ny EKAR Manjakandriana
Ny FJKM Manjakandriana
Ny Chapelle Camp Betambatra Manjakandriana
Ny FOKONTANY Anjanahary II A
Ny FOKONTANY Betambatra, Fiadanana Manjakandriana
Ny FOKONTANY Avaratsena Ambohibary
Ny mpiara miasa rehetra tao amin’ny CAMUSAT

Ny nofony dia hiala ao an-tranony ao Anjanahary Lot II A 100 JD ny Alarobia 28/09/2022


amin’ny 10 ora maraina ary hoentina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny
EKAR Kristy Mpanjaka Manjakaray alohan’ny ametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao
Betambatra Manjakandriana .
Salamo 23 : « Jehovah no mpiandry ahy tsy hananjava-mahory aho… »
Tsy misy ny fiaretantory

You might also like