You are on page 1of 1

Teny nosafidin’ny ASAFA

« Ary mihira ny fihiran’i Mosesy mpanompon’Andriamanitra sy ny fihiran’ny Zanak’ondry


izy manao hoe : Lehibe sy mahatalanjona ny asanao,Tompo o, Andriamanitra Tsitoha ;
Mahitsy marina ny lalanao, Ry Mpanjaka mandrakizay ». Apokalypsy 15/3

FANDAHARANA 31/07/2022

 Lakolosy – Hiran’ny ASAFA : Fidirana


 Fiarahabana Apostolika : Joda 1/1b-2
 Fiderana an’Andriamanitra :
 Eks 15/1b-2 ; 11-13 (Iaraha-mamaky)
 Hira FF 13
 Vavaka fisaorana sy fiderana , fifonana , fisaorana noho ny famelan-keloka,
fangatahana ny fiàsan’ny Fanahy Masina
 Tenin’Andriamanitra
 Hira 793 : 1- 2 / 5 mn ho an’ny Ankizy sy ny Tanora
 Hira 205: 1 - Vavaka – Vakiteny : Eks. 4: 10-17; Mat. 24: 1-14; I Tim. 3:1-17
 Hira 226 – CONFERENCE –Feon-java-maneno – Hiran’ny ASAFA
 Vavaka setriny sy fangatahana + Rainay izay any an-danitra…
 Fanambarana ny finoana :
 Fanekem-pinoana Apostolika ( Laharana voalohany)
 Hira 813: 1,4 – Batisa – Hira 3 (Raki-pahasoavana Batisa)
 Raharahan’Andriamanitra
 Rakitra : Hiran’ny ASAFA + Hira FF 26 – Vavaka
 Asa Vavolomberlona
 Hiran’ny ASAFA
 Fotoana manokana ho Fiarahabana sy fampaherezana ny ASAFA
 Fitokanana fanamina vaovao
 Hira 307: 1-2 – Fanaterana Valopy fanohanana ny ASAFA
 Fifampiarahabanam-pifakatiavana
 Fotona manokana ataon’ny ASAFA hampaherezana sy hitrotrona am-bavaka
ny Mpitandrin a mianakavy noho ny faha 30 taona sy ny faha 15 taona
niaraha - miasa
 Hiran’ny ASAFA
 Hira 305:1 - TSODRANO
 Vavaka mangina – Ho an’Andriamanitra ireny ny Voninahitra ! Amin’ny Anaran’ny
Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina . Amen§
 Hiran’ny ASAFA – Firavana
 ANKATOKY NY FANDRAISANA HANASANA NY MPANDRAY REHETRA

You might also like