You are on page 1of 4

ANGAMBA 'NDAO HIHIRA

Ho mamy angamba Ny fahafahana SAMUEL // YOHAN MATHEO


Raha toakaombam-pitiavana Raha ianao sahiran-tsaina, Sendra zava-tsarotra
Raha to any jamba omem-mpitantana Aza dia miferin'aina,Ndrao vao maika
Ary ny noana vokisana mihanotra
VAHIA KAREN Manefe saina mijoro Mafy sy matanjaka
Tsy hisy intsony ny fanavahana Kareseo ny horohoro Dia meteza mba hitraka...
Na ara-pokona fivavahana
Ka ny lasa dia hofongorana 'Ndao hihira, 'ndao hihira,
Sy hodorana mba ho may Hira tsotra no hiraina
'Ndao hihira, 'ndao hihira
Ny adilahy sy ny forongony Hiran'ny fitiavana
Diatsy ho sahy himpongatra
Raha to any jamba omem-mpitantana MIANOKA
Ary ny noana vokisana Ny fifaliana mazà na Tselatra hifaharana
Fa raha tianao ny hitana Ao am-pony hazavana
Interlude Angalao mpanolokolo Ny finoana marina
Fa izay ravaeo mbola hisolo Andro
Ho mamy angamba Ny fahafahana hafaifaliana...
Raha toakaombam-pitiavana
Raha to any jamba omem-mpitantana
Ary ny noana vokisana AIKO
MIALY AIKA Mbola aoko any mahao ry Ikitro han'aizina
Ny hatsembohana no hihinanana Tsy dia vaovao io akory, Fa io mbonan'ny
Nefa kosa mba samy hanana miaina
Fa tsy hisy indray ireo mpangalatra. Saingy izay mamirifiry, Tratry ny famoizana
Tsy hisa satraka handray Hirario koa mba hikiry,Tsy ho kivy, hanantena

Ho mamy angamba ny fahafahana


Raha toaka ombam-pitiavana
Angamba ho faly Angamba ho sambatra
Raha toa izany tanteraka
ITY TANY MAMINTSIKA ITY
AMONTANA
EJA / JOAN
Na lazaina hoe miadana aza Amontana ankiray avo be
Na dradraina koa hoe sambatraaza Izay ngeza sy midoroboka
Na ambara fa milamina aza No fototra nipoirako
Ity tany mamintsika ity. Tahakany voaloboka
Tambanin’ny alokalony
Mbola misy fijaliana, aia! aia! aia! No nitomboa komiadana
Mbola misy fahantrana, aia! aia! aia! Voa aro amin’ny andro be
Mbola misy vorovoro, aia! aia! aia! Tsy voa faokan’ny rivotra.
Ity tany mamintsika ity. Ka rehefa tsy eo intsony
Ilay hazo tena lalaiko
YOHAN // ANDRAINA Mbola ataoko ho rehareha
Ny mpitondra antsika olon-kendry, Izany atao hoe dimbiny sy solofony.
Ny vahoaka koadia olon-kendry
Raha izany dia feno olon-kendry, Rehefa ela aho dialehibe
Ity tanymamintsika ity. Fa izy kosa nidoboka
Nazeran’nyfahanterana
Mbola misy adala anefa, aia! aia! aia! Kazary maina sy boboka
Mbola misy tsy ampiampy, aia! aia! aia! Ny vorona amin’ny kalony
Mbola misy misykely, aia! aia! aia! No mitantara mahalana
Ity tany mamintsika ity. Fa nifarimbona hono hoe
Ny havandra,loza sy rivotra.
Raha izaho no mba hatao mpitondra
Dia lalàna iray ihany monja Na dia efa tsy eo intsony
Fahamarinana no aoka hitondra Ilay hazo tena lalaiko
Ity tanymamintsikaity. Mbola ataoko ho rehareha
Izany atao hoe dimbiny sy solofony.
Aoka ane fa tsy hiteny, aia! aia! aia!
Sao atao hoe rediredy, aia! aia! aia!
Mba tsy hilaozam-bedibedy, aia! aia! aia!
Ity tany mamintsika ity.
HAFA IHANY I MAMA
HEHY
LIANE
SOA
Hehy no ampinga enti-miady
Andry ianteherako ny dadako
Fiarovana mba tsy ho voa
Toki-pahanterako ny zanako
Fa hahatoha Ny endrikendrika
Samy tiako sy lalaiko fatratra
O Hery fanafenan-tomany
Ary samy iriako mba ho sambatra
Fierena raha misy manjo
Sanatria tsy hadinoko ny vadiko
Na ratra am-po Mila handrendrika
Sy ireo iray tampo zoky sy zandriko

Tsy ilaozan-tsompatra hono ny ety


Hafa ihany i Mama Neny mamako
Izay be mpitia Maro tsy tia
Ny iray tampo kiady
Tsy ilaozan-tsembana akory ny dia
Azo iankinan-dohany vady
Eny tokoa fa tany moa
Loharanon- dreharehany zanaka
Ka tsy iantsarovan-tenalanaka
CATHIANA
Naha olona ahy i Dada
Nefa tsy mbaresin’ankaso
Nefa izao no mahagaga
Izay mijoro hisedra azy ireo
Hafa ihany i mama Neny, mamako
Tsy mitoreo fa miran’endrika
Oh ohh ehy fa tsy mba ranomaso
ILO
No atsangany ho toy ny tamboho
Tsy ho voatanisako izay antony
Avy ao ivoho Ho an’ ny mpanenjika
Toko ny hiderakony hakantony
Fa ny hany tena azoko antoka
Ny fifosana avy etsy sy avy eroa
Dia ilay fahatsiarovako azy tampoka
Valiana hehy miova tarehy
Fa raha sendrataitra ahony eo am-bavako
Ny latsalatsa sy ny esokoa
Tsy mba nyolon-kafa fa ny mamako
Marina moa raha tsymikoa

Hafa ihany...
Hehy no ampinga enti-miady
Fiarovana mba tsy ho voa
Faha hatoha Ny endrikendrika
O Hery fanafenan-tomany
Fierena raha misy manjo
Na ratra am-po Mila handrendrika
La lalala

You might also like