You are on page 1of 1

VAHONA

Manamboatra ny Simba any anaty .ireto fangaro ireto. Afaka misotro ity ny olon-drehetra tsy
ankanavaka 10andro misesy .ajanona .afaka 3 Volana indray .Misotro (Raha salama tsy
marofy) 1sotro lehibe 15 mn alohan'ny Sakafo 3 -(Raha marary) 10andro misesy misotro ary
10andro misesy ajanona fa misotro rano be.atao foana mandritra ny 3Volana.
-Totoy (Mixéna) ny vahona miaraka @ hodiny 1Vera+Tantely1Vera+Whisky na Toaka mena
2Sotro.Atambatra @Tavoahangy Vera .alona 5 andro.Ahontsana tsara.Afaka misotro.Salamà.
#Efa misy Vita Ato Amiko
1l.=50 000 Ar
Michou Beauté 7/7jrs
Nectar Bodo
Ankadifotsy
032 02 027 90
033 37 027 90
034 26 566 87

You might also like