You are on page 1of 1

Fa isika tsy nandray ny fanahin'izao tontolo izao, fa ny Fanahy Izay avy amin'Andriamanitra, mba ho

fantatsika izay zavatra nomen'Andriamanitra antsika. — I Korintiana 2 : 12

Ilaina mandrakariva ny Fanahy Masina.

MBA ho fantatsika...

N'y FM izany no manome fahatakarana antsika. Mampahafantatra antsika.

Izay Zavatta nomen'Andriamanitra antsika.

Izy izany no manavao antsika. Ahatonga antsika hanana fahatsapana sy fandresen-dahatra fa


Andriamanitra miasa amintsika.

Ohatra raha misy zavatra ataon'ny mpampianatra na mpiara mianatra amintsika ohatry ny tsy
mifanaraka amin'ny saintsika Dia mety ho Mary ny fontsika. Izay no mibahana ao amintsika fa raha ny
Fanahin'Andriamanitra no miasa amintsika Dia n'a inona n'a inona no miseho Dia tsy voakasika n'y
fontsika fa misy fitsaharana. Satria niasa ny Fanahy Masina. Nomen'Andriamanitra n'y Teniny ianao izay
mifanandrify amin'ny zava-miseho.

You might also like