You are on page 1of 2

7. Mamarana ny fampianarana amin’ny famitinana mialohan’ny ivoahany ny efitrano fianarana.

fohy nefa mafonja TOROLALANA FANOFANANA Zoky SKOTO


8. Mampiditra mialoha ny lesona manaraka amin’ny
1. Tokony ho fomba manintona sy mampiala voly no
alalan’ny filazalazana mialoha
hamaranana ny lesona,
NY FOMBA FITONDRANA LESONA
Ireo zavatra tsy tokony hatao mandritra ny fampitana Ohatra : Hira, lalao sy fihetsika… (MPANOLOTRA: FILOHA ANDRY )
lesona SKOTO
1. Fadio ny manao dictée:
dictée tsy izay soratra rehetra ao Ireo karazana fomba hafa azo amintinana sy hamaranana
anaty fiche technique na boky sy chaier akory dia ny fampianarana: 1- Fampidirana sy famaritana
vakiana sy raisina naoty avokoa, tsy mpamaky teny
no asan’ise fa mpampiofana! Vitan’ny olona tsotra 1. Asaina mametraka fanotaniana ireo mpiofana Marina fa ny fomba fitaizana skoto dia amin’ny lalao sns,
raha izay manao dictée sy mamaky teny, ise anefa kanefa rehefa manofana ny Zoky dia tsimaintsy misy
2. Mametraka fanotaniana amin’ireo mpianatra
filoha! Ka asehoy fa manana fahaizana hatrany ny fampiasana ny cours magistral indrindra fa
3. Asaina mamorona hira na lalao mifandraika amin’ilay
mampiofana ise fa tsy hoe fahaizana mamaky teny hoan’ny fanofanana Zoky ambaratonga voalohany hatra-
lesona min’ny fahatelo, Ny cours magistral mandritra ny lasy
fotsiny!
2. Fadio ny manao fiteny mitovy tantana (monotone): 4. Asiana lalao fifaninanana , fiofanana dia miendrika resaka ifanaovana amin’ny
mba ataovy miaina ny feon’ise, rehefa ilaina ny 5. Asaina manao exercice kely. mpiofana sy arahina fandraisana naoty.
miteny mafy dia miteny mafy, miatoa fa aza 6. Asaina misy manao famintinana ny lesona rehetra
mirotoroto, raha tsy arahin’ise izany torohevitr sady manazava izay tadidiny sy voarainy.
2- Ny fanalahidin’ny fahombiazana:
aizany dia aza sosotra raha matory ny mpiofana
3. Fadio ny masiaka! : aza tezitezitra mandritra ny 6-TOROHEVITRA FANAMPINY
fampitana ny lesona, ny fahatezerana dia Ny fahombiazan’ny fampitan-desona dia tsy
mahatonga an’ise tsy ahafehy tena sy tsy ahafehy kisendrasendra tsy akory , fa tsy maintsy misy ezaka
1. Asio fanentanana (hira na lalao na hatsikana sns)
ny lesona izay ampitaina, sady raha masiaka ise ataon’ny mpampiofana. Mba ahatratrarana izany tanjona
isaky ny hanomboka na hamarana lesona anakiray izany dia tsy maintsy manaraka ireto fepetra ireto ny
dia mety heverin’ny Zoky fa fanafenana ny tsy
2. Rehefa any an-dasy no atao ny fiofanana, dia ataovy mpampiofana:
fahaizan’ise izany. eny amin’ny toerana mahafinaritra ny fandraisana
4. Fadio ny mihevitra ny mpiofana ho vendrana: tsy 1. Mamaritra mialoha ny tanjon’ny “fampianarana”
lesona, ary ovaovao ny toerana... atolony
voatery hotantanina toy ny zaza ny firesaka amin’ny
3. Araho fihetsika ara-batana sy lalao isan-karazany ny
mpiofana, mety efa nanana traikefa skoto izy, na 2. Mandamina tsara ny logistique rehetra.
efa mba misy fahalalàna kely fantany, anotanio lesona nampitaina 3. Manomana karazana fomba, hampitàna ilay lesona
izay efa mahalala, avelao izy hamelabelatra eo 4. Aza atao mitohy lavareny ny lohahevitra fa (fampiasana fanotaniana ve?, haino aman-jery ve?,
imason’ny mpiofana namany izay rehetra efa ampifandimbiasana asam-bondrona ve? Lalao ve? Sns)
5. Tsy voatery ho raisina naoty avokoa ny fiofanana, fa 4. Manomana ireo “marika” na zavatra sy tranga
fantany.
ezaho mandrakariva ny mampita azy amin’ny lalao sy
5. Aza miresaka lohahevitra tsy voafehy:
voafehy aza miseho manintona mikasika ilay lohahevitra.
fampiharana avy hatrany raha azo atao, rehefa vita ny
mahay, raha misy lohahevitra tsy voafehy kanefa 5. Manomana an-tsoratra ny votoatin’ny lesona (fiche
fampiharana dia anotanio izay lesona azo tsoahina,
ametrahan’ny mpiofana fanontaniana, dia valio technique lesona, na boky skoto)
izay lesona ambaran’ny mpiofana eo dia azony raisina
aminy ohatra fa lohahevitra mitokana izany
( manaova fanadihadiana mikasika izany mandra- an-tsoratra
NY FANOMANANA MIALOHA
pahatonga ny fianarana manaraka) 7-TANDREMO
6. Fadio ny mijijy baolina ela: rehefa hita fa tafita ny
lesona dia aza rohitina ny fotoana fa farano, rehefa Mialoha ny hampiofanana Zoky skoto ,dia ilaina ny
Raha tsy mahay mampiofana ise, dia tsy hahay
hita fa manomboka vizana ny mpiofana dia fehezo 1. miverina manao famerenana ireo tahirin-kevitra
hampiofana mihintsy koa ny zoky izay nofanin’ise, Izay
ny fotoana , indraindray mantsy dia ny zava-dehibe fomba hitany fa nataon’ise azy ihany no tsimaintsy averiny nampiasaina teo aloha
indray no tsy voampita kanefa ny fotoana efa 2. Manao fanadihadiana bebe kokoa mikasika ireo
amin’ireo zandriny! Ary ihomehezan’ny hafa isika!
tapitra. lohahevitra horesahina
3. Mandanjalanja hoe hatraiza ny mety ho zavatra
Ny mpampiofana mahay mampiofana dia ho tia sy
C- NY FAMARANANA (Famintinana) fantatr’ireo mpiofana, na efa nomena ireo
hajain’ny mpiofana kokoa, ary ahafinaritra azy ny
mpiofana, tafita ve sa tsia? Aiza no misy lesoka,
hampianarin’ise sy handray izay lesona rehetra atolotr’ise ,
aiza no mila fanamafisana
Ny tanjon’ny famarana dia famintinana sy fandravonana ary haka tahaka an’ise sy handimby an’ise izy.
4. Mitondra zava-baovao ankoatry ny efa fantatry ny
ireo lesona nivoitra rehetra, ary koa ho fiantohana fa mpiofana, fandrao mitovy fahalalàna aminy ise, ka
azon’ny mpianatra tsara ireo lesona nianarana
mety hanambany an’ise izy. raha…) 4- NY FANOTANIANA SY NY FAMPIASANA AZY
5. Mianatra ireo zavatra mbola tsy voafehy 5. Mampitohy ny lesona amin’ny lesona efa natao taloha Ny teknika tsara indrindra azo ampiharina mba ahatonga ny
6. Manomana hira sy lalao isan-karazany entina 6. Manao “Demonstration” fianarana ho ”miaina” (interactif) dia ny fanaovana sy
mampientana sy mamarana ny lesona famporisihana amin’ny fametrahana fanotaniana, Azo atao
7. Mampiasa lalao na “jeu de rôle”
7. Manomana ireo naoty na fiche teknika isan-karazany 8. Mampifandray ny lesona horesahina amin’ny fiainana ny mametraka fanotaniana mba:
isaky ny lesona, tsara raha efa mba manana cahier any aoriana (oh : rehefa lasa filoha , asa, tokatrano,
fiofanana sy fanofanana ise, azon’ise atao boky ihany sns)  hanombohana ny fianarana,
koa izany 9. Mitantara na mizara “traikefa niainana manoka-  hamporisihana ny fandraisan’ny rehetra anjara,
8. Manomana ny fiseho ivelany (fitafy, tenue sns) na” (experience personnelle) (Mampifandray ny lesona  hamintinana ny lesona nampitaina.
amin’ny zavatra nanjo sy niainana).
MANDRITRA NY FAMPITANA NY LESONA IRETO MISY TOROHEVITRA AMIN’NY FOMBA FAMPIASANA
B- Ny VONTOATINY NY “FANOTANIANA”
Ny tsiambaratelon’ny
“Cours Magistral” (Silberman 1990) Ny vontoatiny dia ahitana ireo tena “lesona” tiana hampiana- 1. Mametraka fanotaniana amin’ny mpianatra iray
rina ny mpianatra, Rehefa vita soa amantsara ny fampidirana manokana.( raha vitsy ny mpanatrika dia azo atao
ka manomboka liana ny mpianatra dia azo atao ny mandefa tsara io fomba io, ary mamporisika ny hafa handray
1. Mampiasa fampidirana mirindra tsara, misarika ny lesona tsikelikely, ny tsotra indrindra dia amin’ny alalan’ny
moramora ny mpiofana ho amin’ny tena lohahevitra anjara izany)
famaritana tsikelikely ireo voambolana skoto vaovao raha 2. Tononina amin’ny anarany ny mpiofana na amin’ny
hobanjinina. misy, ary fanolorana ireo dingan’asa rehetra ao anatin’ny fametrahan fanotaniana na mandritry ny famaliana ny
2. Maneho mialoha ireo teny fototra “mots clés” ho lesona. fanotaniany, tena mahatonga ny mpiofana harisika
hampiasaina sy tiana ho lany tsianjery mandritra ny
mihintsy io fomba io
fampianarana.
Oh: Ny sedra: 3. Maneho fijery “positif” amin’ny fanotaniana na izay
3. Manome ohatra maromaro mifandraika amin’ny lesona
Faritana: valintenin’ny mpianatra, Mandray ampitiavana fa tsy
na zava-misy mihintsy aza.
 inona marina moa izany hoe “ sedra…” misendaotra na romotra! (tsara izay hevitra izay, hafa
4. Mampiasa “Analogies”; izany hoe miainga avy amin’ny
 Fa nahoana no ilaina eto anivon’ny skotisma izany kely kosa… avereno mafy ho henon’ny rehetra…)
zavatra efa fantatry ny Zoky mikasika ilay lohahevitra.
5. Raha azo atao, Mampiasa fitaovana “haino aman-jery”,  Inona no olana raha tsy misy ny sedra ?
mba sady hahita ny masony no handre ihany koa ny  Iza avy ireo voakasika sy tompon’andraikitra? 5— TEKNIKA FAMPITANA LESONA
sofiny.  Manao ahoana ny endrika isehoany? Firafiny?
(TECHNIQUE DE PRESENTATION)
 Inona no tokony hatao?
A– NY FAMPIDIRANA  Inona no tsy azo atao? Mba ahatonga ny fianarana ho manintona sy miaina, Ny
 Ahoana no fanaovana azy? mpampiofana mahay dia mampiasa fomba isan-karazany
Ny tanjon’ny fampidirana dia ny hisarihana ny sain’ny entiny hanehoana ny hevitra sy hifandraisany amin’ny
mpianatra hifantoka amin’ny lesona izay hampitaina, azo 3- NY « FICHE TECHNIQUE » NA NY NAOTY » mpianatra , Misy lafiny maromaro ireo teknika ireo:
ampiasaina ihany koa ny fampididrana hilazana ny (FIRAKETANA ANTSORATRA MIALOHA NY FAMPIANARANA) 1. Manomana naoty izy, ahitana ny “mots- clés » ilaina
hetahetan’ny mpampianatra mikasika ny fizotry ny lesona, amin’ny fampidirana, ny votoatin’ny lesona ary ny
mba hilamina ny « fiarahamonina » mandritra ny fotoana Hatramin’izay ka hatramin’izao dia tsy maintsy misy ny fiche tsoa-kevitry ny lesona.
hianarana. Tena manana ny lanjany lehibe tokoa ny teknika , miendrika naoty, na koa boky sy cahier mihintsy aza, 2. Mampiditra ny lesona amin’ny fomba manintona sy
fampidirana satria iankinan’ny fahatafitan’ny lesona izy. izay ampiasain’ny mpampiofana , indraindray aza dia ny ca- manaitra izy.
hier sy ny boky nampiasainy fony izy mbola mpiofana mihintsy 3. Toy ny miresaka amin’ny mpianatra tsirairay mihintsy
Torohevitra entina mamorona fampidirana mahomby: no entiny. izy, (Azony tsara sy tsapany tsara amin’izany raha
voarain’ny mpianatra ny zavatra atolotra azy ireo)
4. Maneho fahavononana hampianatra sy fitiavana ilay
1. Ambara amin’ny akapobeany ny tanjona sy ny ho Ny antony ilàna ny “naoty” dia manampy ny mpampianatra
lohahevitra izy, mitsiky, mihetsika, ny fanetsehana ny
fizotry ny lesona mba :
tanana sy ny sandry dia maneho aina sy
2. Mametraka fanotaniana “maha-te hamaly” fahavononana (energie et animation)
3. Mangataka amin’ireo mpiofana mba hanaga-tanana  Tsy hivoana amin’ny lohahevitra 5. Miteny mafy mba aheno avokoa ny mpiofana rehetra ,
mikasika fanotaniana malalaka (question générale,  Tsy hanadinoana ireo lesona tiana ampitaina ary ho tsapan’ireo mpiofana fa “ise” mpampiofana no
oh : iza no manaiky fa,.. iza no efa…)  Ho tony mandritra ny fampitana ny lesona, fa tsy tompon’ny fahefana mandritra ny fiofanana.
4. Mametraka fanotaniana misesisesy mikasika ny hitaintaina amin’izay mety ho tohin’ny adihevitra. 6. Mampiasa “hatsikana” amin’ny lafiny tsara (oh: kisary
lesona ho atao (oh: inona no antony, iza marina no? mampihomehy, teny, tantara…)
ahoana no fisehony, manao ahoana raha, mety ve

You might also like