You are on page 1of 2

Ral@concept TOM Ekipa Nasionaly 2007

NY SCOUTISME :
Hetsiky ny tanora na mouvement des jeunes ny scoutisme,
fomba « fitaizana » noforonon’i Jeneraly BIPI na Baden
Powell tamin’ny 1899 izy , ary nanomboka nampihariny
tamin’ny taona 1907, Manana fototra sy foto-pisainana ry
rafitra mampiavaka azy ny skotisma TOM ( any @ lasy
fanofanana no handalinan’ny Zoky ny momba izany)

Ny fototra telo iorenan’ny skotisma dia ireto :

1. Adidy amin’Andriamanitra (Devoir envers Dieu)


2. Adidy amin’ny hafa (ny tanindrazana sy ny
mpiara-belona) (Devoir enver autrui)
Banden Powell 3. Adidy amin’ny tena ( Devoir envers soi même)
Namorona ny Scoutisme
Ny fomba entina manabe kosa dia voafehin’ilay
antsoina hoe « singa fiton’ny fanabeazana skoto » na « septs
elements de la méthode scoute »

IREO SKOTO :
Ankizy na tanora iray nanao fanekena skoto (promesse
scoute) no antsoina hoe « scoute », , miaina ao anaty
fandaminana lehibe iray izy, ka tonga tahaka ny miaramila
iray mpikambana ao anaty vondron-tafika lehibe misy azy,
fehezin’ny lalàna skoto izy, ary fehezin’ny “teny nomeny”
Insigne coté droite T.O.M ihany koa, ary mankatoa ny mpiandraikitra azy , na kely io na
lehibe, nefa koa tompon’andraikitra feno amin’ireo skoto
tarihiny. Marihina fa ny andraikitra sy ny fahefana ato
amin’ny skoto dia tsy miankina amin’ny taona (age) toy ny
mahazatra eo amin’ny fiarahamonina, fa kosa arakaraky ny
“ambaratonga” (grade) sy ny “iraka” ( mission) azony!

NY SKOTO SY NY FOMBANY

Manakarena fomba mampiavaka azy ny skoto, isan’ny


Logo , mariky ny fikambanana F.A.M mahatonga ny tanora ho liana aminy izany.Ohatra ny
fiarahabana tanana havia (marika ifankafantaran’ny samy
skoto io) satria maneho ny fototra telo ilay tanana misokatra
rehefa mifandray ny tanana.
Ny olona efa nanao ny fanekena skoto no manao io
fihetsika miarahaba tanana havia io,
Torak’izany koa ny fifampiantsoana “ise”, tsy ny skoto
rehetra anefa dia manao ise, fa ireo skoto protestanta ihany,
kanefa ny “ise” dia azon’ny olontsotra atao koa.
Ankoatrizany ireo endrika sy fihetsika “miaramila” izay
tarazo ato amin’ny “scoutisme”

Mitsangana fa adidinao izany ! pejy 2 / 13


Ral@concept TOM Ekipa Nasionaly 2007

NY FANDAMINANA ATO @ TOM (TOMIMA SY ORIMA MADAGASIKARA):


NY EKIPA NASIONALY NA IREO FILOHA
Ny Ekipa nasionaly dia fivondronan’ireo antsoina
NY HETSIKA
hoe “Filoha”; ahitana ireo skoto namorona ny
SKOTO TOM voalohany izy, miampy ireo Skoto
nahatojo ambaratonga ambony indrindra ato
amin’ny fikambanana, manana ny filohany izy
dia ny TONIA NASIONALY , ny Tonia
Tamin’ny Sabata 8 aogositra 1998 kosa nasionaly no filohan’ny vondrona skoto
TOM.fidian’ny EN isaky ny roa taona
no niorina ofisialy ny skoto Tomima sy izy.
Orima Madagasikara izay nantsoina hoe
“skoto Maridrefy” tamin’izany..Manao Ny Fifampifehezana skoto:
hetsika (activités) maro karazana ny Manana rafitra hafakely ny
skoto, fa ny isan’ny mampiavaka azy skoto, tsy rafitra vaovao anefa fa
indrindra dia ny “fiainana ankalamanjana mitovy avy tao amin’ny baiboly
ihany; Na ny ankizy na ireo
sy eo anivon’ny natiora” , fepetra iray ao tanora dia samy manana “tarika”
misy azy avokoa ;
• Ny ankizy 4 na 7 isa
ohatra dia fehezin’ny
anatin’ny “singa fito” io
ankizy anakiray,
Noho izany dia : antsoina hoe
 Mivory indray mandeha isan-kerinandro ny skoto TOM “lohatarika”
(matetika andro alahady) • Ny
 Manao fivoahana antsaha (sortie) isam-bolana ny skoto zatovo 4 na 7
TOM isa dia
 Manao fisindàna ( week end na 2 andro) isaky ny fehezin’ny
telovolana ny skoto TOM zatovo iray
 Manao lasy tselatra ( 3 andro) isaky ny 6 volana ny skoto antsoina hoe
TOM “lohantsokajy”
 Ary manao lasy lehibe ( 5 ka hatramin’ny 15andro) isan-
• Ny tanora 4
taona ny skoto TOM
na 7 isa dia fehezin’ny
tanora iray antsoia hoe
“loholona”
Ireo lohatarika na
lohatsokajy na loholona ireo
dia fehezin’ny antsoina hoe
Efa nazahoana fankatoavana tato amin’ny
Zoky (Chef ou cheftaine)
fiangonana FAM izany fomba fanabeazana
izany , nandritra ny fotoana nihaonana Ny firafitry ny ZOKY:
tamin’ny Pr Mailhol (05 aogositra 1998) sy Ny fitambaran’ireo Zoky ao
ny Komity Nasionaly fiangonana FAM amin’ny fivondronana dia
( Oktobra 1998 tao ampasan’Isadoda); antsoina hoe Ekipa mpanabe,
ary misy Zoky iray mifehy sy
mitarika azy ireo, izy no antsoina hoe
“Toniam-pivondronana”

Mitsangana fa adidinao izany ! pejy 3 / 13

You might also like