You are on page 1of 1

Misaotra an’Andriamanitra izahay noho ny nanomezany ny Reny Malalanay :

RALINJANAHARY Emeline

Vady navelan’Itompokolahy ANDRIANJAKA Jean Lala

Rehefa nivahiny 75 taona teto an-tany ary nantsoin’ny Ray hody any aminy ny 13 Jona 2023

Ny iray tampo aminy :

Ny iray tampo amin’ny vadiny :

Ny fokontany :

- Fokontany Manarintsoa Anatihazo – Isotry


- Fokontany Morarano Antongona
- Ny Fianakaviana manontolo

Ny nofony dia hiala ao amin’ny tranony Lot 136 A Manarintsoa Isotry amin’ny 10 ora maraina ny Zoma 16 Jona
2023 ary hoentina hanomezam boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Andavamamba Kristy velona
alohan’ny hametrahana azy eny amin’ny fasan-drazany eny ANTONGOMBATO

You might also like