You are on page 1of 1

GOODNESS OF GOD ~ Malagasy version

Tiako ianao Tompo


Ny famindram-ponao tsy mba nanary ahy
Hatrizay, notantananao ny fiainako
Ny fotoana rehetra nifohazako
Eny, mandra-pandriko
Oh hihira ny fahatsaran'Andriamanitra aho

Tamin'ny fiainako rehetra dia nahatoky Ianao


Tamin'ny fiainako rehetra dia nitoetra tsara foana Ianao
Raha mbola manam-pofon'aina koa aho
Oh hihira ny fahatsaran'Andriamanitra

Tiako ny feonao
Notarihinao namaky ny afo aho
N'amin'ny alina maizina, tsy misy akaiky ahy mihaotra no Ianao ♥
Fantatro fa toy ny Raiko Ianao
Eny, fantatro fa namako
Ary mihaina ny fahatsaran'Andriamanitra aho ☝☺

Tamin'ny fiainako rehetra dia nahatoky Ianao


Tamin'ny fiainako rehetra dia nitoetra tsara foana Ianao
Raha mbola manam-pofon'aina koa aho
Oh hihira ny fahatsaran'Andriamanitra aho

Satria manenjika ahy ny hatsaranao, manaraka ahy izy


Manenjika ahy ny hatsaranao, manaraka ahy izy
Foiko ho Anao ny aiko, ny amiko manontolo
Afoiko anao daholo
Satria manenjika ahy ny hatsaranao manaraka ahy izy

Tamin'ny fiainako rehetra dia nahatoky Ianao


Tamin'ny fiainako rehetra dia nitoetra tsara foana Ianao
Raha mbola manam-pofon'aina koa aho
Oh hihira ny fahatsaran'Andriamanitra aho

🔸Dieu m'a encouragé à travers cette chanson depuis quelques temps. Traduit par moi-
même :)

You might also like