You are on page 1of 1

ANDRO NOELY

*2 Indro teraka ho anao


Tao betlehema
Ilay mesia Imanoela
No tonga hitondra ny famonjena

Fifaliana ho anay e !
Haravoana ho anao !
Ny makalaza anio izao
Ny andro hafakely, andro noely
Tena atao amin’ny fo
Ho an’ilay Ray Tsitoha e
Ny makalaza anio izao
Ny andro hafakely, andro noely

*2 Ho anao manoloana
Dia ity no fotoana
Hanolorana ny tena
Ilay androm-pamonjena

Ref *2
Fifaliana ho anay e !
Haravoana ho anao !
Ny makalaza anio izao
Ny andro hafakely, andro noely
Tena atao amin’ny fo
Ho an’ilay Ray Tsitoha e
Ny makalaza anio izao
Ny andro hafakely, andro noely

*2
Tena faly sy ravoravo izahay e !
Mihira mankalaza ny Ray e !

Indro teraka ho anao


Tao betlehema
Ilay mesia Imanoela
No tonga hitondra ny famonjena

*3
Tena faly sy ravoravo izahay e !
Mihira mankalaza ny Ray e !

Ny toa azy
A/C : Sitraka Andrianandraina

You might also like