You are on page 1of 6

FICHE

FANAZARAN-TSAINA
D’ENTRAINEMENT CP2 CALCUL
KAJY

TELOLAFY

Mahavaka endrika telolafy samihafa

Mamantatra endrika telolafy isan-karazany


L
LCJYU
KA
CA

Sahanasa 1 : Famantarana ny atao hoe telolafy

ӼӼ Dinihiko ny endrika jeometrika.

A
lafiny

tendro D
B

ӼӼ Lazaiko izay mampitovy ireo sary roa ireo.


➢➢ ……………….., ……………………., ………………………..
ӼӼ Omeko ny isan’ ny tendro eo amin’ny sary.
➢➢ Misy tendro miisa……

ӼӼ Omeko ny isan’ny zoro.


➢➢ Misy zoro miisa……
ӼӼ Omeko ny isan’ny lafy.
➢➢ Misy lafy miisa……..............................
Ny telolafy dia ahitana tendro ….. sy zoro ….. ary lafy …...
FEHINY :
Ny telolafy dia ahitana lafy 3, sy zoro 3 ary tendro 3.

Sahanasa 2 : Fanavahana ireo endrika telolafy.


ӼӼ Vakiko ny lazaolana.
Mpanao bisikoy gasy manana endrika telolafy isan-karazany Ramatoa Rasoa.
ӼӼ Ampiako izy hanavaka ireo endrika lasitra ampiasainy.

DORENA © Copyright MENETP


MEN Page 118
FICHE
FANAZARAN-TSAINA
D’ENTRAINEMENT CP2 CALCUL
KAJY

Endrika voalohany:

A B
ӼӼ Hamariniko amin’ny sokera ireo zoro hita ao amin’ny telolafy.
ӼӼ Fenoiko ny banga.

Ahitana zoro …………………iray sy zoro …………………. roa io telolafy io.


Io no antsoina hoe telolafy mahitsizoro.

Ny telolafy mahitsizoro dia telolafy ahitana zoro mahitsy iray

Endrika faharoa:

ӼӼ Refesiko ny lafiny roa amin’ny telolafy dia fenoiko ny banga:

A B
AD = ………… sm
BD = …………sm

ӼӼ Ampitahaiko ny refin’ny lafiny roa: sa sa =


AD …… BD
Io no antsoina hoe telolafy miraranjo.

Ny telolafy miranjo dia ahitana lafiny roa mitovy

Endrika fahatelo:
ӼӼ Refesiko ny lafiny telo amin’ny telolafy.:

DORENA © Copyright MENETP


MEN Page 119
FICHE
FANAZARAN-TSAINA
D’ENTRAINEMENT CP2 CALCUL
KAJY

A B
AB = ………… sm
AD = …………sm
BD = …………sm

ӼӼ Ampitahaiko ny refin’ny halavan’ ny lafiny telo:


AB ….… AD ……. BD
Io no antsoina hoe telolafy miralafy.

Ny telolafy miralafy dia ahitana lafiny telo mitovy refin-kalavana

FEHINY :
Ireto avy ireo endrika telolafy :
1. Ny telolafy mahitsizoro, ahitana zoro mahitsy iray.
2. Ny telolafy miraranjo, ahitana lafiny roa mitovy halavana.
3. Ny telolafy miralafy, ahitana lafiny telo mitovy halavana.

Sahanasa 3 : Fampiharana

ӼӼ Hanamboarako kisary trondro vita amin’ny telolafy natambatambatra Ralay mpivarotra trondro,
hataony sary famantarana amin’ny magazainy.
ӼӼ Soratako eo ambaniny ny anarana sy ny isan’ny telolafy nampiasaiko.

DORENA © Copyright MENETP


MEN Page 120
Page 121 © Copyright MEN DORENA
Sahanasa 1: famantarana ny atao hoe telolafy
ӼӼ Dinihiko ny endrika jeometrika.
A
lafiny
tendro
B D
telolafy
ӼӼ Lazaiko izay mampitovy ireo sary roa ireo
o Samy misy lafiny, samy misy zorony, samy misy tendrony
ӼӼ Omeko ny isan’ny lafy.
o Misy lafy 3
ӼӼ Omeko ny isan’ny zoro.
o Misy zoro 3
ӼӼ Omeko ny isan’ ny tendro eo amin’ny sary.
o Misy tendro 3
Ny telolafy dia ahitana lafy…… sy zoro ….. ….. ary tendro …...
FEHINY :
Ny telolafy dia ahitana tendro 3 sy zoro 3 ary lafy 3.
Sahanasa 2: fanavahana ireo endrika telolafy
Mpanao bisikoy gasy manana endrika telolafy isan-karazany Ramatoa Rasoa. Ireto avy ireo karazana
endrika telolafy namboariny.
Endrika voalohany:
A
B D
Hamariniko amin’ny sokera ireo zoro hita ao amin’ny telolafy.
Ahitana zoro mahitsy iray sy zoro filo roa io telolafy io.
Io no antsoina hoe telolafy mahitsizoro.
Ny telolafy mahitsizoro dia ahitana zoro mahitsy
iray.
KAJY CP2 VALINY
Page 122 © Copyright MEN DORENA
Endrika faharoa:
Refesiko ny lafiny roa amin’ny telolafy:
D
A B
AD= 4sm
BD = 4sm
Ampitahaiko ny refin’ny lafiny roa : sa sa =
AB = BD
Io no antsoina hoe telolafy miraranjo.
Ny telolafy miraranjo dia ahitana lafiny roa mitovy
halavana.
Endrika fahatelo:
Refesiko ny lafiny telo amin’ny telolafy.
D
A B
AB = 4 sm
AD = 4 sm
BD = 4 sm
Ampitahaiko ny refin’ny lafiny telo:
AB = AD = BD
Io no antsoina hoe telolafy miralafy.
Ny telolafy miralafy dia ahitana lafiny telo mitovy
halavana.
KAJY CP2 VALINY
Page 123 © Copyright MEN DORENA
Sahanasa 3: Famoronana an-tsary
Hanamboarako kisary trondro vita amin’ny telolafy natambatambatra Ralay mpivarotra trondro, hataony
sary famantarana amin’ny magazainy.
Telolafy miralafy 2 : ny lohany sy ny Telolafy mahitsizoro 2 : ny lohany.
rambony. Telolafy miralafy iray: ny rambony.
Telolafy miraranjo iray : ny vatany. Telolafy miraranjo iray :ny vatany.
KAJY CP2 VALINY

You might also like