You are on page 1of 1

FOTO-KAZO SOA

I. - Jereo ange, izato Fotokazo soa


Mazava be ka tena mahafaly fo,
Anay tokoa ny andro fifaliana
Noely soa no tonga anio.

Rankizy, rankizy, derao ankalazao,


Rankizy, rankizy, hobio hobionao,
Isan’andininy
Anao tokoa ny androm-pifaliana
Noely soa no tonga anio.

II. - Venteso izao ny hirantsika ankehitrio


Fa teraka ‘lay Zanak’Andriamanitra,
Atero izao ny miora sy ny hanitra
Ho an’Ilay Mpanavotra.

You might also like