You are on page 1of 1

FLM AMBATOVINAKY

FARIBOHITRA VOALOHANY

FANASANA

Atoa/Rtoa: ……………………………………………………………………………........

Ry havana, hampitomboina ho anareo anie ny fahasoavana sy fiadanana avy amin’Andriama-


nitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo,

Tompoko,

Hanatanteraka fitsangatsanganana isika amin’ny ASABOTSY FAHA- 24 OKTOBRA 2009,


eny amin’ny P.K 22, Kaominina Ambanivohitra Imarintsiatosika, Lalampirenena Voalohany.
Ny fiaingana amin’ny Fiara iombonana dia eo amin’ny F.J.K.M Salema vaovao 67 Ha
avaratra andrefana amin’ny 08 ora maraina. Ny fiverenana dia amin’ny 04 ora tolakandro.

Samy manomana RIZ CANTONAIS sy laoka SAOSISY NA HENA NENDASINA ary zava-
pisotro STAR ary ny saran-dalana mandroso sy miverina ny isam-pianakaviana. Ny ody
ambavafo kosa dia iantohana.

Koa asaina am-panajana ianareo mianakavy mba hiara-miaina izany fotoana natokantsika
hiarahana miala voly izany, ho voninahitr’Andriamanitra irery ihany.

Faneva: «ARY HITAN’ANDRIAMANITRA IZAY REHETRA NATAONY ARY


INDRO TSARA INDRINDRA IZANY» Gen. 1: 31.

Antananarivo, faha-

Amin’ny anaran’ny Birao.


NY FILOHA

RAMIANDRISOA Stephan

You might also like