You are on page 1of 1

raha sendra tojo alahelo

raha toa ka mamelovelo


andramo antsoina (3x) ny anarako
antsoy ny anarako(2x)
faha ho avy aho
andom-baravarana
hizara hasambarana

raha toa ka tsy ampy fitia


misalasala ny dia
andramo antsoina (3x) ny anarako
antsoy ny anarako (2x)
fa ho avy aho
hivimbina fitiavana
ho anao

nefa mba tiako ho fantatrao


fa izaho dia miantso anao
isanandro vaky zao
vita hira ny anaranao
sainga am-poko fotsiny any
noho hiantsoko anao
manjary atramin’izao
tsy tonga ianao ka

raha toa ka tsy ampy fitia


misalasala ny dia
andramo antsoy (3x) ny anarako
antsoy ny anarako (2x)
fa ho avy aho
hivimbina fitiavana
ho anao

You might also like