You are on page 1of 11

Miarahaba Antsika rehetra aho !!!

Toro-hevitra ho an’ny lehilahy


Ity Boky ity moa izany dia toro-lalana fotsiny iany ,ary izay zavatra itako sy niainako no ambarako am-
tsika namana eto,

Ary miankina amin’ny fomba fandraisanao azy no aitanao Vokatra eo amin’ny vatanao!

Tsy hanoro vohana anao mihintsy aho ;

-Satria dia maro am-tsika lehilahy no manana olana eo @ fananahana na eo @ filahiana (Penis)

Ka izay no antony anoratako ity boky ity mba hanampy anao @ fitadiavana vaha-olana ho amin’ny
izany

Eto ampiandohana ary dia manasa anao aho Hamaky tsara ireo Astuce izay homeko :

Inona no mahatonga ny Impuissance?

Filahiana malemy na Misy olana

Mba fantarao ve ?

Zavadehibe:
Raha tsy fihenjananan’ny filahiana ,na ny hoe ny fahalemeny (dysfonctionnement érectile ou
impuissance masculine)no miverimberina hoan’ny lehilahy manomboka 50 taona ,eny amin’izao
androntsika izao na dia 20 aza dia tratran’izany;ny zavatra atao dia manantona mpitsabo (Docteur)
rehefa miseho ireo na mivantana na ankolaka,ny any voaporofo ara-tsiatifika fa ny antony
mahatonga izany tsy fanjariana ara-pilahiana izany dia ireto antony manaraka ireto akoatrin’ny
zavatra hafa:

-Olana eo amin’ny fo “cardiac “,ny fiakaran’ny tosi-dra “tension”,

-Diabeta,

-Ny “Stress” na fikorontan-tsaina sns...

Vokany resy isika lehilahy,mampiady mivady,mahatonga fikorotanana eo amin’ny lafiny rehetra,ary


tena loza dia mety ho teraka amin’ny famohizampo ary mety anaonao foana sns...

Inona no vaha olana ?

Valiny produits naturels:

-Super Maca

-Cordyceps Sinesis

-waist and Kidney

-Essence of Kangaroo

-Ginseng Tea

Miaraka hoanina izy ireo

NB rehefa tsy hisy fiatraikany amin’ireo impossible .

Hatreto mbola niaiky ary nilaza ny namany izay rehetra nihinana,

Aleo misoroka toizay mitsabo

Tohiny:

Mbola resaka Filahiana malemy iany,

NY FILAHIANA MALEMY
Maro amintsika lehilahy no antsoina hoe (majority silencieux )mba tsy hilazaina hoe 90% no manana
olana amin io resaka io dia tsy afa manoatra fa miaritra sy mijanona ho mangina satria tsy mahita
vaha olana.

Indro ho zaranay aminao ary ny antony sy ny zavatra atao hisorohana io olana io,

Misaotra anareo mialoha sahady izahay

Fantaro ary fa :

Ilain’ny filahiana mba hampihenjana azy ny ra. Io mihitsy no antoky ny kalitaon’io fihenjanana io.

Misy lehilahy anefa manana olana amin’izany, saingy afaka manampy azy ireo mialoha, na mandritra
ny fampidirana ny filahiana,

Ilain’ny filahiana ny ra

Raha ny tokony ho izy dia miakatra ho azy mameno ny filahiana ny ra, rehefa ampy ny safosafo sy ny
orokorokoa ifanaovana, mandritra ny savaranonando. Ho an’ny lehilahy sasany anefa, noho ny
antony maro samy hafa(toaka,sigara ,bekibo,matavy loatra,stress,n’y Calcium,zinc
,Diabète,goty,tension HTA , s traitements comme les antidépresseur sns...) dia mety hananosarotra
ny fiakaran’io ra io, na mety hiakatra ihany, saingy vetivety dia votsotra ilay fihenjanana ary modraka
ilay tovam-pananahana. Vokatr’izay dia mety tsy ho afaka ny hiray mihitsy ilay lehilahy ary izay ilay
antsoina amin’ny teny baiko hoe :(impuissance masculine,ejaculation précoce,dysfonctionnement
sexuel etc...)

Ka manjary manakorotana zavatra maro eo @ tokatrano ireto misy toro hevitra vitsivitsy:

_ Fisotroana jus na dites (thé sakamalao 1 vera maraina sy hariva atao mafana tsara asiana Tantely
mandritran’ny erinandro na iray volana mihitsy aza,ny Tena tsara rehefa eny atsena de efa misy le
sakamalao efa voatoto ireny iray sotro rano 1vera na copy avy eo tatavanina izany hoe esorina ny
faikany asiana tantely atao izay hamamy azy tsara sotroina mafana ianao le tsemboka misotro azy no
tena tsara.

-Misotro Jus de Betterave (iarahana mahalala fa ny „légumes” dia betsaka ilay singa miaro ny vatana
antsoina hoe “antioxydants ” afaka manadio ny taova amin’ny atao hoe “radicaux libres " na
vokadratsy aterakin ‘ny zava-misy amin’ny tontolo iainana ,noho ny Betirave izay manana tahy sy
singa betsaka toin’ny ny “Vitamins sy minéraux " anisan’izany ny potassium sy vitamine C
ananany,ihany koa ny famokarana ny nitrate betsaka,io “nitrate " io izay anisany mamorona ny atao
hoe monoxyde d’azotes ao anatin ‘ny vantantsika olombelona io karazana gaz io no mi “détend les
parois vasculaires " ary manantsara ny fikorinan’ny rà anatiny fantsony ny maha lehilahy na ny “Penis
" mandritra ny fihenjanany ;

_ Fihinanana tongolo gasy singany 1 maraina atoandro hariva

Anandramo fa mahasoa ireo toro hevitra ireo

,rehefa Tena hitanao fa tsy manjary ireo;

Dia ity misy fomba iray ny fihinana produits naturels antsoina hoe ESSENCE OF KANGAROO somary
lafo sady sarotra

ETO INDRAY DIA HIRESAKA NY FOMBA FANALAVANA SY FANALEBIAZANA NY FILAHIANA ISIKA:

-Raha tena kely loatra ny Filahianao ka mahatonga anao ho lasa Complexé be loatra dia ity aloha
hatao,

N° 1 :Mila mitsindrona Androgene ianao,ohatra Androtardil ,fa sarotsarotra ny Mitady azy eny
@Pharmacie an!!
N° 2 : Maka Vahona ianao,ilay gel ao anatiny no ilaina,ary maka atody sy Tantely (Miel) Ary Poudre de
Chanel ;

Afangaronao ireo dia dia Ataovy Massage aminio ilay Filahiana Maraina sy Ariva,ao anatin’ny
3Semaine

N°3 : Mitady Menak’Omby dia horona amin’ilay menak’omby ny filahiana isanandro ,rehefa itanao
misy fiovana dia ajanony amin’ny izay hitiavanao azy:

N°4:Afaka manao Jus Colas koa ianao dia misotro anio foana anatiny 1 Volana sady manalehibe io no
mampatanjaka ny Filahiana
FOMBA HAMPATANJAKA FILAHIANA NA FIALANA @ FAHATONGAVAN’NY SPERME ALOHA
LOATRA:

1 Grande betterave 1 manta ( sasana tsara dia voasana ) ,orange 1, pomme 1 ( sasana tsara dia
voasana ), cuillère à soupe de gingembres (sakamalaho na sakarivo ) râpé ,1 gousse d'ail tongologasy
singany manta 1 na vininy 1 ,Mixéna miaraka ireo ary atao zay ahazoana jus aminy..( tsy tapohana
inina na rano kely aza ) , tsy tatavanina , Misotro indray mandeha 1 vera vao mifoha maraina amin'io
mandritra ny 21 jours ,zany hoe mila manamboatra vaovao foana isan'andro madritra an'io 21j io ary
mijanona 10 jours dia mamerina 21 jours ndray dia vita!

Fanamarihana : tsy voatery ho izy rehetra ireo no atambatra fa izay itanao dia hataovy fa
mety,Traiteo tsara fotsiny aminy ireo fotoana voalaza ireo

Fanamarihana faha 2 : - afaka misotro ihany koa ny tsy marary indraindray

-tsy mety ho an'ny olona diabétiques

-mety kosa ho an'ny aretina hafa toy ny olona misy tention satria misy an'ilay tongologasy mampi-
stable azy

FANGARO MAMPIHENJANA NY FILAHIANA :

Tsy resaka aretina fa matoa tsy mihenjana tsara ny filahiana eo am-piraisana ara-nofo dia tsy
mientanentana tsara ka tsy tonga tsara any anatin’io taova io ny rà. Ireto no zava-pisotro manampy
amin’izany.
· Fangaro karaoty sy tantely

Andrahoina ao anaty rano, mandritra ny 3 minitra ny atody. Etsy an-daniny, kikisana ny karaoty. Atao
ao anaty lovia jobo lehibe ny tantely 2 sotro fihinanana sy ny antsasak’ilay atody, efa voavaofy, ary ny
karaoty voakiky tsara. Hanina indray mandeha isan’andro, mandritra ny 30 hatramin’ny 45 andro.

· Sakamalaho sy tantely

Totoina ny sakamalaho ka atao izay hahazoana feta 2 sotro fihinanana. Afangaroina amin’ny tantely 2
sotro fihinanana izany avy eo. Hanina in-3 isan’andro, mandritra ny 1 volana.

· Tongolo be sy tantely

Voasana ny tongolo be, potsehina mandrapahazoana feta somary manify. Endakendasina amin’ny
dibera 1 sotrokely avy eo. Esorina eo ambony afo ary rarahana tantely 1 sotro fihinana. Afangaro ary
hanina adin’ny 2 alohan’ny sakafo, indray mandeha isan’andro.

· Tongolo gasy

Tsakotsakoina fotsiny ny tongolo gasy, ka 4 isan’andro no ilaina.

ITY MISY TORO-HEVITRA KELY MBA HIALANA AMIN’NY FAHATONGAVANY SPERME ALOHA LOATRA
SY FAHASALAMANA HO ANTSIKA LEHILAHY:

- Fadio ny mihinana siramamy be loatra, zava-pisotro be siramamy ao anaty tavoahangy, satria


miteraka ary mahatonga ny tsirin'aina (spermatozoïde) lasa mialoha loatra (l'éjaculation précoce)

- Fadio ny misotro ronono ao anaty boaty betsaka, indrindra mampifangaro izany amin'ny confiture
be loatra satria ny confiture fotsiny dia manana siramamy be dia be
- Mialà amin'ny masturbation satria mety tsy hivoaka hiala tany avokoa ny tsirin'aina, ka ny ambiny
kely mijanona ao iny no miangona hatrany ary lasa mivaingana manentsina ny fantsona.

- Aza misotro toaka be raha tsy izany dia ho "atrophiés" ny spermatozoïdes-nao, izany hoe raha
mikasa hanao firaisana hahazoana vohoka mirindra dia tsara kokoa raha tsy misotro toaka telo
volana mialoha izany.

Mihinana tongolo betsaka (oignon), akondro satria tsara ho an'ny sperme sy ny "spermatozoïdes"
izany

NY FIKOLOKOHINA NY FILAHIANA SY FIVAVIANA :

Maska tantely sy diloilo kôkô, mahatanora ny fivaviana sy ny filahiana ( sujet sensible an - 18 ans)

Mety misy akony eo amin’ny firaisana ara-nofo sy ny fahasambaran’ny vehivavy sy ny lehilahy


manokana ao anatin’ny fanambadiana, ny endriky ny fivaviany sy ny filahiana Matetika dia mety
manova ny endriny ny fitondrana vohoka sy ny fahanterahana. Rehefa mandroso ny taona dia
mihavery ny fizozorany, ka ilaina ny mikolo azy. Azo atao tsara ny mikolo ny fivaviana sy filahiana
amin’ny alalan’ny maska tahaka ity atolotra anao ity.

Akora ilaina

Diloilo kôkô 1 sotro fihinana

Vitamina E 1 sf (any amin’ny fivarotam-panafody)

Tantely 1 sotro fihinana

Tamenak’atody 1

Fikarakarana

Afangaro ao anaty lovia jobo iray avokoa ny akora rehetra dia afanaina mandritra ny 2 na 3 minitra
ao anaty « micro-ondes », raha manana izany, na atao amin’ny evo-drano (bain-marie). Raha efa izay
dia ahosotra amin’ny faritry ny fivaviana avokoa ilay maska. Kendrena kosa tsy ho tafiditra any anaty,
fa eo ivelany ihany. Avela hilona kely vetivety dia kobanina. Averina isan’andro mandritra ny 7 andro,
dia miato 7 andro vao miverina indray, raha ilaina.

Tombon-tsoa azo

· Vitaminin’ny hatanorana ny vitamina E. Sady mampihemotra ny fahanteran’ny hoditra izy no


miaro ny sela sady manamandina azy.

· Mitsabo ny tsy fahampian-drano mety hitranga ao anatin’ny hoditra kosa ny diloilo kôkô.

· Mitroka sady mitazona rano kosa indray ny tantely. Sady manana fahafahana manamboatra ny
hoditra simba izy, raha sendra misy izany.
Manamandina ny hoditra kosa ny tamenak’atody noho ny vitamina A sy ny proteina ao anatiny.
Ankoatra izay dia mitazona ny hamandoana tsy hivoaka ny selan’ny hoditra koa izy, ka mitazona ny
hoditra halefaka sy

TEKNIKA HITAZOMANA NY FILAHIANA HIHENJANA TSARA:

Ilain’ny filahiana mba hampihenjana azy ny ra. Io mihitsy no antoky ny kalitaon’io fihenjanana io.

Misy lehilahy anefa manana olana amin’izany, saingy afaka manampy azy ireo mialoha, na mandritra
ny fampidirana ny filahiana, ny teknika iray antsoina hoe : « effet garrot ».

Ilain’ny filahiana ny ra

Raha ny tokony ho izy dia miakatra ho azy mameno ny filahiana ny ra, rehefa ampy ny safosafo sy ny
orokorokoa ifanaovana, mandritra ny savaranonando. Ho an’ny lehilahy sasany anefa, noho ny
antony maro samy hafa, dia mety hananosarotra ny fiakaran’io ra io, na mety hiakatra ihany, saingy
vetivety dia votsotra ilay fihenjanana ary modraka ilay tovam-pananahana. Vokatr’izay dia mety tsy
ho afaka ny hiray mihitsy ilay lehilahy, na tsy hahafa-po ny fifampizaràna iarahana aminy. Ity fomba
antsoina hoe : “effet garrot” ity no isan’ny manampy tosika ny fiakaran’ny ra, hameno ny filahiana.

Fanaovana ny « Effet garrot »

Ampifandraiso ny loha-rantsan-tanana, dia ny ankihibe sy ny fanondro izany, mba hanome boribory.


Atsofohy ao anatin’io boribory io avy eo ny filahiana, ataovy tonga hatreny amin’ny fototry ny
filahiana, ka tereo tsikelikely rehefa mitady ho lefy iny ny fihenjanana. Ezahina mba tsy hahery setra
rehefa manao izany, fa mba ho tahaka ny safosafo mamelona ilay taovam-pananahana.

Fanamarihana…

· Raha toa ka lasa mafy loatra ny tery ka mahare maharary, dia lefy ny fihenjanan’ny filahiana.
Raha goragora loatra indray, dia tsy voatazona ilay fihenjanana.

· Tsara raha arahin’ny vehivavy safosafo hatrany izany, fa tsy mionona amin’ny “effet garrot”
fotsiny. Azo kitihina ny loha-nono, ny ati-fe… mandritra ny fanaovana izany.
MITOHANA DIA ANDRAMO ITY:

Potserina anaty vera ny ranona voasarimakirana ½. Ampiana karibaonetra 1 sotro kely. Fenoina rano
ny vera ary arohana tsara dia sotroina avy hatrany. Averina in-2 na in-3 isan’andro ary tohizana
mandritra ny 4 na 5 andro.Dite sakamalao, hanalana ny menaka amin’ny vatana

Fanaovana azy

Tetehana madinika ny sakamalao voavaofy.

Alahatra anaty tasy

Rarahana rano mangotraka ary lomana mandritra ny 10 minitra farafahakeliny.

Tatavanina ary sotroina mandritra ny tontolo andro.

Maso bongo, asio ovy !

Maka ovy manta ary tetehina manify boribory.

Atao eo amin’ny faritry ny maso misy ilay mibontsina mandritra ny 15 minitra.

Rohs Clid

You might also like