You are on page 1of 2

Falifaly izahay ankizy

Miaraka aminao

Jesosy Kristy

(Vonona )²

Handray ny teninao

(Vonona) ²

Hivavaka Aminao

Avia ry namako ô

Avia tantanako ô

Handeha isika

Hianatra ny teny

Ny tenin'i Jesosy

N'inona n'inona atao

Aza adinoina re

Ny mivavaka amin'i Jesosy

N'inona n'inona atao

Aza adinoina re

Ny mivavaka amin'i Jesosy

Alohan'ny hisakafo

Mivavaka !

Alohan'ny hatory

Mivavaka !
Rehefa avy mifoha

Mivavaka !

N'inona n'inona atao

Mivavaka !

You might also like