You are on page 1of 1

QUESTIONNAIRE-PERSONNEL ADMINISTRATIF

Questions Réponses

IDENTITE
1- Age
2- Sexe
3- situation matrimoniale
4- diplôme

TRAVAIL
5- Nanomboka oviana ianao no
niasa tato amin’ny ministera ?
6- Inona no andraikitra sahaninao
ato ?
7- Inona avy ireo fitaovana
ampiasainao amin’ny asanao ?

8- Manana fomba fiasa manokana


ve ? raha eny, inona no antony
ampiasana izany fomba
manokana izany ?
9- Inona avy ireo olana amin’ny
fanatanterahanao ny asanao ?

10- Inona avy ny zava-baovao nisy


tamin’ny asanao ? mety aminao
ve izany fiovana izany ?

MOTIVATION
11- Inona no tena mahafinaritra
anao anatin’ny asanao ?

12- Inona no tena tsy tianao ao


anatin’ny asanao ?

COMMUNICATION
13- Manao ahoana ny fifandraisana
amin’ny lehibenao ?

14- Manao ahoana ny fifandraisanao


amin’ny mpiara-miasa aminao?

15- Araka ny hevitrao, inona no


fanatsarana tokony hoentina ato
amin’ny ministera?

You might also like