You are on page 1of 3

Synodam-Paritany / Diosezy: Faritra: Sompitra

................................................

Fivondronana: 107eme Sampana: Mavo

FISY TEKNIKA
Lohahevitra : Tantata Atiala

VOKATRA HO TRATRARINA .
Ao aorian'ity fivoriana ity ny lovitao tsirairay dia:
- Mahafantatra tantara atiala iray
- Mahay mihaina ny tantara atiala
- Mahay miara miasa

Daty: 27/11/2022 Ora: 2h ( 14h à 16h)


Toerana: EEM Santa Stefana Anatihazo(212ème) Tompon'andraikitra: Cheftaina Tsiky
Faharetany Vontoatiny Fizotrany Fitaovana Mpitarika Fanamarihana

15min Lalao sy Hira atiala sy fanentanana Solon-


fanentanana tena iray
isakin'ny
enina

1h Fijerena sary
mihetsika • Hatao mipetraka manao atsasam- MP
tantara atiala paribolana ny lovitao rehetra mba
(tantara atiala) ahita tsara ny sary mihetsika eo
ampovoany daholo

• 25min: mijery dessin anime

• Fanontaniana ho an'ny andiany Ahintsy avy


- "Inona no voaresaka tamin'ilay hatrany izay
dessin anime nojerena teo?" valim-
Valiny: Ny fahatongavan'i Mowgli panontaniana
tao amin'ny atiala omen'ireo
lovitao rehefa
- Ampisehoana sarin’ny mponina
samy avy
atiala izay hita tao amin'ilay dessin
nandray
animé ireo lovitao ary hapetraka ny
fitenenana
fanontaniana daholo
"Iza io ary inona no andraikiny sy
nampiavaka azy?"
Oh: Sarin'i Shere Kan
Valiny: tigre mpifofo ny ain'i
Mowgli
- "Inona avy ireo toetra tsara ary
inona ireo toetra ratsy hita tao
amin'ilay dessin animé?"
Valiny: Tsara :mahay manampy
namana /miaro ny namana @ loza
Ratsy: mankahala ny hafa /
manao ratsy ny hafa

• 10min: Manomana seho kely


mamintina ilay tantara atiala avy
nojerena teo ny isakin'ny enina

• 15min: Fanehoana ilay seho


nasaina nomanina

15min Lalao sy Hira atiala sy fanentanana Solon-


fanentanana tena iray

Tomban’ezaka

Filana voavaly

Fahatratrana ny VHT: Sorato eto Taha % Vahaolana hanarenina


- Mahafantatra tantara atiala iray %
- Mahay miaina ny tantara atiala %
- Mahay miara miasa %
Filoha nitsidika
Filoha nitsidika Sosokevitra atolotry ny faritany
Daty
Toerana

Anaran'ny filoha nitsidika

Ireo Mpiandraikitra :

You might also like