You are on page 1of 1

ZOMA 06 MAI 2011 (Voalohan’ny volana)

I – Fidirana sy fifonana

Hira fidirana : Ry Tomponay Mpanjakanay rehetra FV p. 376

Vevaka fitarihan-kevitra : (Pretra)

FAHANGINANA

Mpanentana : (Fanentanana mikasika ny fifonana)

Hira : Olombelona aho Tompo FV p. 66

II – Fitsohana :

Evanjely : Joany 6, 1-15 (Pretra)

Mpanentana : (Fanentanana mikasika ny fitsaohana)

III – Fisaorana :

Salamo 26 : Zavatra iray loha no angatahako amin’Iaveh (and 1 sy 5) FV p. 84

IV – Tso-dranon’ny Sakramenta Masina

Miankohofa mba hitsaoka

Vavaka : (Pretra)

Fankalazana ny Sakramenta Masina

Hira : Ry Jesoa sasa-miandry lava … FV p. 375

You might also like